Ho Anjarako (Tovo J’Hay)

Key (Tonalite): G

Intro
G..D/F#..| Em7....
G..D/F#..| C/E....

Verse 1   
       G             Cm/G          G        Gsus4-G
Efa nodorako 'zay rehetra rehetra momba anao 
              Em      Am/E                  Em
Dia rovitra ihany koa      ny sary rehetra nisy anao 
Dm7-G     Cmaj7    F#7/C# F#/Bb         Bm        E
     Fa tsy maty anaty   foana  'lay tsiaro, fa tsy nangina 
    Am7             C/D         G
Fa maro laotra 'reo    tantara nifangaro 

Verse 2
       G               Cm/G         G    Gsus4-G
Efa narendriko tsy ho hita  ireo firavaka 
              Em     Am/E               Em
'Zay rehetra nomenao     efa any anaty lavaka 
Dm7-G    Cmaj7        F#7/C#        F#7       Bm        E
     Indrisy anefa miraikitra tsy miala ato anaty, 'lay alokao
   Am7        C/D                  G     F#7
Manaraka ahy,     'ndraindray tsy tanty 

     Chorus
     Bm                 F#7         F#/Bb   Bm       
       Nihazakazaka aho    nijery 'zay mba nisy anao 
     A-D                  A                D
        Nivezivezy tsisy hery, nitady no iraho 
     C/D-D      G             Dm7         G       Cmaj7..C#m7b5
          Te hilaza fa, dia mbola ianao ihany no tiako 
       G/D     Cm/Eb     Em
    Ianao no iriko anilako 
    C#m7b5-Cm             G/D           C/D       G     (intro)
             Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako 

Verse 3
       G        Cm/G        G        Gsus4-G
Ilay toerana faleha niarahana nitafa 
          Em        Am/E           Em
Tsy nandalovako intsony, niviliko lalan-kafa 
Dm7-G     Cmaj7            F#7/C#     F#7     Bm
      Ny maso anefa mitsimpalotra mangalatra mankany 
    E                  Am7  C/D            G        Gsus4-G
Fa feno loatra, ny alahelo,    ka kotsan' ny tomany 

Verse 4
              G                  Cm/G            G
Tsy tiako henoina intsony, 'reo hira 'zay mba fihainontsika 
            Em      Am/E                Em
Izaho sy ianao mifamihima rehefa andro mangatsika 
Dm7-G         Cmaj7  F#7/C# F#7      Bm
     Nefa ny tonony sy ny  feo tsy afaka an-doha 
       E           Am7 C/D              G    F#7
Lasa aretimpo, nanjary,   vao may nankarary

     Chorus
     Outro: Em-Cm-   G/D C/D      G
                  Ianao,    ho anjarako

 

Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.