Key: Dm (F), Em (G) Intro (Dm, F) Dm(add9)....|C#aug..A/C#.. Dm(add9)....|Bb(add9).... Gm.... |C7sus4..C9.. Verse 1 F Bb/F F Tsy haritro fa (hi)hira aho ho anao Bb C7 Tsapako, f'izay no azoko atao F Bb Am Mamiko ny ora toy izao Dm C7 Fifaliana no ao am-poko ao Chorus #1 Bb C/Bb Ho tsinjaraiko manontolo Am Dm Omeko, hafoiko daholo Gm C Ampiray antsika ety Am Dm Ny fontsika hifangina Bb C/Bb Ho tetezitsika hiombonam-peo Am Dm 'Reo voady rehetra ireo Gm7..C..|F.. Bb/F..C/E..|Am7..D7.. Verse 2 (Key: Em,G) G C/G G Any ora, any andro iray C D7 Mbola hihaonantsika eto indray G C Bm Ny fotsika mbola hifandray Em D7 Hiarika, hihira rahatrizay
Chorus C D/C Ho tsinjaraiko manontolo Bm Em Omeko, hafoiko daholo Am D Ampiray antsika ety Bm Em Ny fontsika hifangina C D/C Ho tetezitsika hiombonam-peo Bm Em 'Reo voady rehetra ireo Am D Ny hira no hiaro Bm Em Hanandratratra ny fo Em Hira iray (hira iray) D7 No ampiray G Ho anao sy ho ahy Solo (mitovy amin'ny Verse 2) VST: MKSensation Xtreme: Ep2 + Dyno + Crystal Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson