Key: F
Intro: F....C/F....|Bb/F....F....
F....C/F....|Bb/F....C/F-Bb/F-Bb(add9)/C....
Verse 1
F Bb(add9)/F
Mandà be ny saiko
C/E F
Tsy tony ny foko
F G/F
Tsy tsapako akory
C/E F
Ity maso tsy mahita tory
Asus4..A.. Dm7 Am7
Fa ianao foana no sary mameno
Cm7 F Bb(add9)
Mibahana ao an-doha
Bbm7 F/C
Aza ilaozana izany ho'aho 'zaho fa
G7 C Bb(add9)/C
Tena voa, voa tokoa
Verse 2
F Bb(add9)/F
Dia ataoko ahoana
C/E F
Ny alahelo foana
F G/F
Ny saiko tsy mino
C/E F
Hoe ny tenako hahavita hanadino
Asus4..A.. Dm7 Am7
Mora aminao tokoa ny milaza hoe
Cm7 F Bb(add9)
Ndao hisaraka
Bbm7 F/C
Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa
Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7)
Tia anao fatratra
Chorus
C C
Izao ihany aho dia hitady anao
Bb(add9) F (F-C/E-Dm7)
Hiangavy farany
C C/G C C/G
Izao ihany aho dia ho any aminao
Bb(add9) Bb/C C F..C/E..Dm7..F/A..
Mba hitalaho, hiala nenina
Gm7 Bb(add9)/C F
Na hilela-pala________dia
Hiangavy fara________ny [Outro]
Verse 3
F Bb(add9)/F
Ireo efa vita
C/E F
Dia odianao tsy hita
F G/F
Ny aok'izay foana
C/E F
No asesikao fa dia nahoana
Asus4..A Dm7 Am7
Tsy fantatrao fa io dia tantara
Cm7 F Bb(add9)
Tsy ho faty rahatr'izay
Bbm7 F/C
Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa
Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7)
Ratra mahamay
Chorus (2x)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Like this:
Like Loading...
Related