Key: C Intro: Am..E/G#..| C/G.. D/F#.. F.. C.. | D7 .. G7sus4-G7 Am.... Verse 1 Am E/G# Any malala C/G D(add9)/F# Nanoratra ho anao aho F C Ny aty dia salama D7 G7sus4 G7 Nefa tsy dia misy vaovao Am E/G# Fa malahelo mafy anao aho C/G D/F# Mila ho adala F C Nefa atao ahoana moa D7 G7sus4 Fa mamafy vao mba mioty ny voa Chorus C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Miady isan’andro Fm/Ab C/G D/F# Tsemboka ny andrina 'zay vao F G Mba mahita ny soa C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Mamono masoandro Fm/Ab C G Am..E/G# Nefa tsy kivy, fa mankahery fo C G C E7 Mifofotra mihary, hiadanantsika roa Solo: Am..E/G#..| C/G..D(add9)/F#.. F.. C.. | G.. Am.. E/G#..C.. | G.. C.. E7 Verse 2 Am E/G# Any malala C/G D/F# Manoratra ho anao aho F C Voaraiko androany D7 G7sus4 G7 Ny taratasinao, izay milaza fa hoe Am E/G# Angamba tsy ahandry ahy intsony ianao C/G D/F# Fa hiova malala F C D7 Hangata-tso-drano miangavy ahy hanadino G7sus4 Hamela anao mba handeha Chorus C G/B Fa ny aty, fa ny aty Gm/Bb F/A Tsy mino ny saina Fm/Ab C/G D/F# F'ilay nolalaina, niharina, nihafiana F G 'Zao rehetra vita izao C G/B No any, no any Gm/Bb F/A Tsy ahandry maraina Fm/Ab C D7 Ahita ny hafa ka dia zao G Hilaza fa handao tsia Outro F C Tsia tsy mino izany aho e G Am Fa-mbola tia anao E/G# C Androany, androany aho dia G Am Hanainga haka anao E/G# C Fa mino foana aho e G Am Mbola tia ahy ianao E/G# C/G..D/F# Oh ouh oh... F..Fm/Ab..C.... Hiran'i Rossy rehetra: Rossy