Any Malala (Rossy)

Key: C

Intro: Am..E/G#..| C/G..  D/F#..
       F.. C..   | D7 ..  G7sus4-G7
       Am....

Verse 1
Am      E/G# 
 Any malala  
C/G             D(add9)/F#
 Nanoratra ho anao aho
F              C
 Ny aty dia salama
   D7          G7sus4   G7
Nefa tsy dia misy  vaovao

    Am              E/G#
Fa malahelo mafy anao aho 
C/G        D/F#
 Mila ho adala
F            C
 Nefa atao ahoana moa
      D7            G7sus4
Fa mamafy vao mba mioty ny voa

     Chorus
             C          G/B
     Fa ny aty, fa ny aty
     Gm/Bb       F/A 
      Miady isan’andro
     Fm/Ab        C/G           D/F#
      Tsemboka ny andrina 'zay vao 
          F         G
     Mba mahita ny soa

             C          G/B
     Fa ny aty, fa ny aty 
     Gm/Bb       F/A
      Mamono masoandro
     Fm/Ab      C    G              Am..E/G#
      Nefa tsy kivy,  fa mankahery fo
                  C   G               C    E7
     Mifofotra mihary, hiadanantsika roa

Solo: Am..E/G#..| C/G..D(add9)/F#..
      F.. C..   | G..  Am..
      E/G#..C.. | G..  C..  E7

Verse 2
Am      E/G#
 Any malala
C/G             D/F#
 Manoratra ho anao aho
F              C
 Voaraiko androany
        D7              G7sus4   G7
Ny taratasinao, izay milaza fa hoe

   Am                       E/G#
Angamba tsy ahandry ahy intsony ianao
C/G          D/F#
 Fa hiova malala
F              C                     D7
 Hangata-tso-drano miangavy ahy hanadino 
                    G7sus4
Hamela anao mba handeha

     Chorus  
             C          G/B 
     Fa ny aty, fa ny aty  
     Gm/Bb         F/A  
      Tsy mino ny saina  
     Fm/Ab         C/G                D/F# 
       F'ilay nolalaina, niharina, nihafiana 
             F           G 
     'Zao rehetra vita izao  
      
          C       G/B 
     No any, no any 
     Gm/Bb           F/A 
      Tsy ahandry maraina 
     Fm/Ab       C           D7    
       Ahita ny hafa ka dia zao
             G
     Hilaza fa handao tsia 

Outro 
F                    C
 Tsia tsy mino izany aho e
G               Am
 Fa-mbola tia anao
E/G#            C
 Androany, androany aho dia
G                Am
 Hanainga haka anao

E/G#           C
 Fa mino foana aho e 
G                 Am
 Mbola tia ahy ianao
       E/G# C/G..D/F#
Oh ouh oh...
F..Fm/Ab..C....

Hiran'i Rossy rehetra: Rossy

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.