Verse 1 Em Am7 Izarako ny hafaliako D(add9)/F# C/G-G
Sy ireo androm-pahoria_ko Em Am7 B7
Volana fanilon'ny haizina ianao
Em Am7
Ny tsikinao ry malala D7/F# C/G-G
Dia mitondra fifalia_na Em Am7 B7
Tiako mba hitoetra tsy hiala
Chorus Em Am7(9)
Raha sendra ka sahirana ianao
D C/G-G Aza manahy f'izaho eo anilana___o
D/F#-Em Am7(9) Ho vetivety foana akia ny fahoriana satria
B7 Em Omeko anao ny fanafodiny