Key: Bb
Intro
Bb(add9)..Eb/G..| F/A..Bb(add9)..
Bb(add9)..Eb-Bb/D-Cm7..
Cm7/F..Bb....|Bb....
Verse 1
Bb Eb/Bb
'Zay tsara torimaso
Bb F/Bb Bb
Tsara vatsy tsara aina
Eb/G Bb/F
Fa eo no miala sasatra
Eb Bb/D Eb/F
Ny vatana sy ny saina
Bb Eb/Bb
Avy eo mavitribitrika
Bb F/Bb Bb
Mavitrika tsy mba malaina
Cm7(11) Bb/D
Mahiratra ny saina
Eb F (Bb)
Raha tonga ny maraina
Verse 2
Bb Eb/Bb
Eo andaninin'io anefa
Bb F/Bb Bb
Misy antso koa alefa
Eb/G Bb/F
'Lay moka misy toetra
Eb Bb/D Eb/F
Eo no toa mba manararaotra
Bb Eb/Bb
Manindrona, manaikitra
Bb F/Bb Bb
Mamindra ilay are_tina
Cm7(11) Bb/D
Dia indro mampalaina
Eb F (Bb)
Ny tena savolaina
Chorus
Cm7 Bb/D
Tazo moka ity lazaina
Eb F Bb
Mampandamaka ny aina
Cm7 Bb/D
Ka hialana amin'ny loza
Eb F
Misy lay misy odi-moka
Cm7 Bb/D
Hilamina ny torimaso
Eb D7/Gb Gm7
Eb F Bb
Tsy ahavoa anao ny tazo
---> Intro
Verse 3
Bb Eb/Bb
Ho an'ny reny bevohoka
Bb F/Bb Bb
Sy ny zaza mbola kely
Eb/G Bb/F
Ho anao koa olon-tsotra
Eb Bb/D Eb/F
Tsy an-kifidy velively
Bb Eb/Bb
Ampiasao ary ny lay
Bb F/Bb Bb
Ka hatory tsara indray
Cm7(11) Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F
Eb F Bb
Ny moka tsy hihinana
Chorus
Outro
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F-Bb
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F..
Cm7 Bb/D
Hilamina ny torimaso
Eb D7/Gb Gm7
Tsy ahavoa anao ny tazo
Cm7 Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F Bb
Ny moka tsy hihinana
Tondrompeon'i Poopy hafa: Poopy
Like this:
Like Loading...
Related