Tsindrimandry (Iraimbilanja)

Key: Gm (Bb)
Intro: Gm(add9)..F.. | Eb.... Gm(add9)..F/A..| Bb.... Cm-D-Cm/Eb Gm(add9)..F.. | Eb..D.. Gm(add9).... Verse 1 Gm F/A Gm Tsy nahavita asa firy izy androany Bb F/A Gm Valabalaka lasa vinany Gm F/A Gm Tsy nahitana teny firy izy tamin'izany Bb F/A Gm Ny sainy toa lasa any ho any -> Intro
Pre-Chorus Cm Nilanja angady izy Eb F Gm Ka nitaona ireo akama mpiasa tany Cm Namonjy havoana Eb Dsus4-D Mba hitazana 'lay akany Chorus Eb F Gm Tsindri-mandry, antsom-pitia Eb F Gm Feo toa miantso hoe avia Eb F Gm Tsindri-mandry, antsom-pitia Eb D Gm Feo malaky no niantso an-tariby Verse 2 Gm F/A Gm Tsindrin-daona izy hamonjy ny tanana Bb F/A Gm Misy tsy salama angamba ny akama Gm F/A Gm Ny lohataona aza lasa manara Bb F/A Gm Volon'andro milaza fambara Pre-Chorus Cm Nahita setroka izy Eb F Gm Setroka toa mitelina ny tany Cm Misy afobe mijoalajoala Eb Dsus4-D Mandady, sy manantona ny akany Chorus Solo: Cm....| Gm....(3x) Eb....| F......... ----------------- Gm....| Eb.... Bb....| F.... 2x Tondrompeon'ny Iraimbalanja hafa: Iraimbilanja

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.