Tiako Aho (Safiid)

Key: D

Intro:
D(maj9)....| Bm(add9).... Em7..Ebmaj7#5..| Asus4..A.. Verse 1 D(maj9) Bm(add9) Tomany lava sy taraina Em7 Manjombon-dava ny ao an-tsaina Ebmaj7#5 Asus4.. Ny alahelo tsy haiko tanisaina A D(maj9) Toa very aho, aiza aho no hitaraina Verse 2 Bm(add9) Tsy kivy anefa, tsy very dia Em7 Nitady hery aho, nitady fitia Ebmaj7#5 Asus4 Dia tonga saina aho fa 'zao ihany A G(add9) No afaka anova izany Gm7 Ka androany no hilazako fa Chorus D(maj9) Tiako aho F#m7 Tiako mihoatra noho 'reo ratrako aho G(add9) K'avaloko any 'reo 'zay rehetra nankarary aina Gm9 A Sy fanahy, fa olom-baovao aho D(maj9) Manombok'izao F#m7 Ny hazavana 'zay anatiko ao G(add9) Ho ataoko an-kira ho ren'ny manodidina Gm7 G/A Sy ho reko indray, fa sitrana ihany ilay Verse 3 D Bm(add9) Ati-fanahy, dia 'zay Em7 Tiako koa ianao raha mba toa ahy Ebmaj7#5 Asus4 Tsy irery ianao f'aza miahiahy A G(add9) Etsy ho fihiniko Gm7 A Dia androany no hilazako fa Chorus Bridge Bm Ati-fanahy toe-po mba tiako ho Bbaug Feno fitia sy tsiky ary hira koa D/A Iriako ianao raha mba toa ahy Em7 F#m7 G Asus4 K'anjaranao indray ny hoe Chorus/Outro D Tianao ianao F#m7 Mihoatra noho 'reo ratranao ianao G(add9) Ka avalony any 'reo 'zay nankarary aina sy fanahy Gm9 A Ho olom-baovao D(maj9) Manombok'izao F#m7 Ny hazavana 'zay anatinao G(add9) Ataovy an-kira ho ren'ny manodidina sy ho renao indray Gm7 A D Fa sitrana ihany ilay ati-fanahy


Tondrompeon'i Safiid hafa: Safiid

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.