Ho Aiza Anefa (Lalie)

Key: Gm (Bb)

Intro: Gm..D/F#..| Bb/F..Em7b5..
       Ebmaj7..| F7..Bb..
       Am7b5-D7/F#
Verse 1
Gm            D/F#        Bb/F
 Hitady tany hafa ve no atao
                Em7b5       Ebmaj7
’Lay rivotra madio sy tena vao 
       Cm7          Abmaj7
Hitady olon-kafa ianao 
       F7-D7/F#
Hiara-dia 

Verse 2
Gm             D/F#       Bb/F      
 Hitady lalan-kafa hizoranao
                Em7b5        Ebmaj7
Hitady fiainan-kafa, ho zakanao 
        F7                  Bb
Hitady lanitra hafa hiadananao
Am7b5-D/F#

     Chorus #1
     Gm         Gm/Bb           Ebmaj7
      Ho aiza anefa, ho aiza ianao 
              Am7b5    D7     Gm
     Hitodika aiza handeha ho aiza
              Gm/Bb         Ebmaj7
     Hikaroka aiza anefa ianao 
              Am7b5 D7     Gm
     Hitodika aiza moa ny maso 
Gm/Bb Ebmaj7 Dia hitady an’iza anefa ianao Am7b5 D7 Gm Ho sendra n'inon'__izato dia Gm/Bb Ebmaj7 Dia inona indray no ho hitanao Am7b5 D7 Gm Ho aiza moa ny lalanao Verse 3 D/F# Bb/F Tsy hahita tany hafa anefa ianao Em7b5 Ebmaj7 Na lanitra madio sy tena vao F7 Bb Tsy hahita paradisa an-tany ianao Am7b5-D/F# Chorus #2 Gm Gm/Bb Ebmaj7 Izao no paradisanao Am7b5 D7 Gm Na afobe mando_ro Gm/Bb Ebmaj7 Ny horohoro sy ny tsaho Am7b5 D7 Gm Ary ny faha__lovana
Gm/Bb Ebmaj7 Ka ny fahoriana, herisetra Am7b5 D7 Gm Ny fanenjehana sy ny ady Gm/Bb Ebmaj7 Ary na hitsoaka na hiery Am7b5 D7 Gm Tsy afa-mikimpy tsy hijery Outro D/F# Bb/F Vatsio fanantenana ny misy anao Em7b5 Ebmaj7 Tsilovy hazavana ny alinao F7 Bb Zory am-pitiavana ny lalanao Gaug-G7-Cm7 F7 Bb Araho tsiky ’zato dianao Gaug-G7-Cm7 F7 Gm Ento am-pitiavana ny lalanao D/F#.. Bb/F..| C7/E..Ebmaj7.... hmmmm Tondrompeon'i Lalie hafa: Lalie

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.