Miandry Foana (Rija Ramanantoanina & Mahery)

Key: F, Gb, G, Ab, A

Intro (Key: F): Fmaj9....| C/D..Dm....(2x)

Verse 1 
     Fsus4               
Nandrasako ho tonga maraina 
            C/D Dm
Gina foana teo  aho 
     Gm7                     GmMaj7
Nandroso hisakafo aho ny antoandro 
              C7sus4  C7
Nangina ilay se______za 
Fmaj7 Niandry handondona ihany aho Am7b5 Bbmaj7 G7/B Ny hariva nandini-baravarana F/C C7 Tsy tonga ianao tsy tonga ianao F B/Db Nipitrapitra teo aho Verse 1 (Key:Gb) Gbsus4 Nandrasako ho tonga maraina Db/Eb Ebm Gina foana teo aho Abm7 AbmMaj7 Nandroso hisakafo aho ny antoandro Db7sus4 Db7 Nangina ilay se______za
Gbmaj7
Niandry handondona ihany aho Bbm7b5 Bmaj7 Ab7/C Ny hariva nandini-baravarana Gb/Db Db7 Tsy tonga ianao tsy tonga ianao Gb C/D Nipitrapitra teo aho Verse 2 (Key G) G F#aug7 Fetiko androany fetiko androany, G C/G-G Dia tsy tsaroanao ve B7/F# B13 Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao D/E E7 Fa inona no antony A D Fandrao dia tsy tianao intsony aho G/B Cadd9 Tsy manahy lazao ahy

G/D D9
Fandrao dia tsy tianao intsony aho
G Gmaj9....|D/E..Em..
Tsy manahy lazao ahy
Verse 3 G F#aug7 Raha toa izany raha toa izany G C/G-G Hivavaka aho ho antsika B7/F# B13 Mahazoa 'zay rehetrarehetra mety ilaina ianao D/E E7 Ny anjarako fa vi__ta A D G/D D9 Ny sombin’ny tsara azo avy amiko G/B Cadd9 No iriko ho vimbininao G Db/Eb No iriko ho tehirizinao Verse 4 (Key: Ab) Absus4 Antenaiko ho tonga rahariva Eb/F Fm 'Lay kintan-kely anja__rako Bbm7 BbmMaj7 Fa na handao aho izy ampitso Eb7sus4 Eb7 Inoako fa hipody indray Abmaj7 Tsy mba toa anao Cm7b5 Dbmaj7 Bb7/D Tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita Ab/Eb Eb7 Tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao Ab D/E Tsy hipitrapitra intsony aho Outro (Key: A) Asus4.... | E/F#..F#m.. Bm7..BmMaj7..| E7sus4..E7
A C#m7b5
Tsy mba toy ny anao, tsy mba toy anao Dmaj7 B7/D# Manepoka tsy hita A/E E7 Tsy tonga ianao, rehefa tsy tonga ianao A Tsy hipitrapitra intsony aho


BPM: 55

Tondrompeon'i Rija Ramanantoanina hafa: Rija Ramamantoanina

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.