Key: G#m (B)
Intro: G#m(add9)..D#7/G..
B/F#..Fm11b5
Emaj13..D#aug7..
G#m .. D#aug7..
Verse 1
G#m D#7/G
Taratasy ho anao
B/F# Fm7b5
Isaky ny ray minitra
Emaj13 D#aug7
Feno izao tontolo
G#m..| A#m7b5-D#7
Izao
Verse 2
G#m D#7/G
Ny ranomaintiko aza ritra
B/F# Fm7b5
Nef'izay mba soratrao
Emaj13 F#7
Ry olon-tiako feno ditra
B D#sus4..D#7
Dia tsy misy hatram’ izao
Chorus (2x)
G#7 C#m
Manoratra ho anao
F#7 Bmaj7
Isaky ny iray minitra
G#m7 C#m7
Miandry valiny aminao
D#7 G#m7
Fa maso foana no mipitra
-> Intro
Verse 3
G#m D#7/G
Mbola hanoratra ho anao
B/F# Fm7b5
Na hangaina na hipitra
Emaj13 D#aug7
Ka ny fo anatiko ao aza
G#m A#m7b5-D#7
Avelako hitritra
Verse 4
G#m D#7/G
Ka ny rà miboika avy ao
B/F# Fm7b5
No solon-dranomainty ritra
Emaj13 F#7
Hanoratako anao
B D#sus4..D#7
Isaky ny ray minitra
Tondrompeon'i Fanja Andriamanantena hafa: Fanja Andriamanantena
Related