Key: E Intro: E(add9)..B/D#..| A/C#..A/B.. Verse 1 E B/D# C#m E/B Dia nofarananao ny dia A B Tsy hitomany aho sanatria A G#m7 C#m7 Fa hatrizay, nisy toerana ho ahy F#m9 Tao am-ponao E/B B E Kanefa anio nanjavona tsy teo Verse 2 E B/D# C#m E/B Dia hanadino anao satria A B Lasan’ny hafa ilay fitia A G#m7 C#m7 Tsy ho iray, ny fitia niserana F#m9 Ny antsika roa E/B B E Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako Chorus E B/D# C# Hatreo hifarana ’lay fiarahana F#m7 A/E B ’Zay nantenaina fa aharitr’ela E B/D# Bm/D A/C# Efa impirim-piry moa no nileferako E/B B E Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha Verse 3 E B/D# C#m E/B Natoky loatra aho teo aloha A B Hany aho ka nanankin-doha A G#m7 C#m7 F#m9 K'aleo hivalona ho anatra avokoa ireny E/B B E Nofy nampimalo nankalemy Chorus -> Badd9/C# Chorus (Key: F#) F# C#/F D# Hatreo hifarana ’lay fiarahana G#m7 B/F# C# ’Zay nantenaina fa aharitr’ela F# C#/F C#m/E B/D# Efa impirim-piry moa no nileferako F#/C# C# F# Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha Tondrompeon'i Joy K hafa: Joy K