Key: E
Intro: E(add9)..B/D#..| A/C#..A/B..
Verse 1
E B/D# C#m E/B
Dia nofarananao ny dia
A B
Tsy hitomany aho sanatria
A G#m7 C#m7
Fa hatrizay, nisy toerana ho ahy
F#m9
Tao am-ponao
E/B B E
Kanefa anio nanjavona tsy teo
Verse 2
E B/D# C#m E/B
Dia hanadino anao satria
A B
Lasan’ny hafa ilay fitia
A G#m7 C#m7
Tsy ho iray, ny fitia niserana
F#m9
Ny antsika roa
E/B B E
Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako
Chorus
E B/D# C#
Hatreo hifarana ’lay fiarahana
F#m7 A/E B
’Zay nantenaina fa aharitr’ela
E B/D# Bm/D A/C#
Efa impirim-piry moa no nileferako
E/B B E
Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha
Verse 3
E B/D# C#m E/B
Natoky loatra aho teo aloha
A B
Hany aho ka nanankin-doha
A G#m7 C#m7 F#m9
K'aleo hivalona ho anatra avokoa ireny
E/B B E
Nofy nampimalo nankalemy
Chorus -> Badd9/C#
Chorus (Key: F#)
F# C#/F D#
Hatreo hifarana ’lay fiarahana
G#m7 B/F# C#
’Zay nantenaina fa aharitr’ela
F# C#/F C#m/E B/D#
Efa impirim-piry moa no nileferako
F#/C# C# F#
Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha
Tondrompeon'i Joy K hafa: Joy K
Related