Na Ho Kilalao (Imagine)

Intro (Key:D)
Bm11....Gmaj7....
Em-D/F#-G-E7/G#| F#....

Verse 1
 D   G/D  A/D D  
Mamiko,  laniko
Bm7           Em7           A    D
   Raha mba izaho no ao am-ponao ao
 Em7    G        Asus4..A 
Tokana tena ho anao

Verse 2
G D   G/D      A/D D
 Laviko,  tsy hekeko
Bm7       Em7       A     D
 Raha ny nandalo nomen-pitia
 Em7          G         Asus4..A
Nefa ny ahy voady ho doria

     Chorus (2x)
                D    G(6)   D
     Aza ilaozanao irery lavitra anao
     A-----G        D    G/B         Asus4..A
       Fa tantano ihany na dia atao kilalao
           G        D    G(6)        D         G
     F'indray andro any mino aho ho tena tsapanao
         Em7               A           D  (G-A)
     F'izaho 'lay tsy hahasaraka na andao

Verse 3
 D     G/D A/D D
Ny tiako,  iriko 
Bm7      Em7    A   D
 Nilazainao amiko ety
    Em7       G         Asus4..A
Ho lanitra angamba ny ety

Verse 4
G D     G/D A/D D
 Fantatro, tazako
Bm7            Em7        A      D
 Na dia tsy hiteny aza ianao satria
Em7           G        Asus4..A
Ampy ahy ny akaiky ny tia

     Chorus

Bridge
Am           G/B        C   G
 Na ho ela, na ho aingana izany
    Am       Em7    Bsus4..B
Ny foko efa lasanao any

     Chorus (2x) (Key: E) 
                E    A(6)   E
     Aza ilaozanao irery lavitra anao  
    B-----A        E    A/C#        Bsus4..B 
      Fa tantano ihany na dia atao kilalao  
          A        E    A(6)        E         A  
    F'indray andro any mino aho ho tena tsapanao  
        F#m7              B           E (A-B)  #1
        F#m7              B           A..A-B-E....#2 
    F'izaho 'lay tsy hahasaraka na andao

Tondrompeon'i Imagine hafa:Imagine

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.