Key: Eb
Intro: Eb(abb9)..Bb..| Ab....(4x)
Verse 1
Eb
'Zaho raha mangina
Bb Ab
Tsy midika fa manana rariny ianao
Eb
Fa mbola mihafy aho e
Bb Ab
Amin'ireo ditraditra sy adalanao
Eb Bb Ab
Na mankarary ahy, ho zakaiko o
Ab Eb
Raha mbola takatry ny aiko o
Eb Ab
Satria efa voadiko ny tia anao e
Pre-Chorus
Eb Bb
Tokatrano fihafiana
Ab Eb Bb
Na faly aho na ory, na hoe tsy mahatsapa hamamiana
Ab Eb Bb
Na marary ny ataonao hiezaka haneho fifaliana
Ab Eb Bb Ab
Hiaretako foana na marary anah', na marary anah'
Chorus
Eb Bb Ab
Fa any andro ianao mbola hiova, mbola hiova
Eb Bb. Ab
Mino aho f'ianao mbola hiova, mbola hiova
Eb Bb
Mbola hanenina mafy e
Ab
Mbola_hahatsapa tena ianao hoe hatramin'izay 'zaho
Eb Bb Ab -->intro
Nihafy e, tena nihafy e, yeah
Verse 2
Eb Bb Ab
Mba lanjalanjao ihany anefa ny zavatra atao
Eb Bb Ab
Fa rehefa feno ny kapaoka mety ho sahirana ianao
Eb Bb
Mba ovay ny famindra e
Ab
Tadidio fa ianao io natera-behivavy
Eb Bb
Tsinjovy ny any aoriana e
Ab
Fa ny anah' efa tanako ny hoe
-----> Pre-Chorus/Chorus
Bridge
Eb Bb Ab Eb
Tokatrano fihafiana, fa voady natao
Bb Ab Eb
Ny ahy sy anao (hantenaiko tsy ho rava)
Bb Ab Eb
Ny ahy ny faniriana, tonga saina ianao
Bb Ab
Ka hitodik'indray
-----> Chorus
BPM: 103
Related