Intro - Key: Cm (Eb)
Cm9 - - - | Bb(add9)- - - (4x)
Verse 1
Cm Bb Cm Bb
Efa ela no niandry fa mba lazao ahy
Cm Bb Cm Bb
Tsy nandrenesako feo aiza ianao
Cm Bb Cm Bb
hadisoana fifonana no nandrasako
Cm Bb Cm Bb
Safidy lalana iray no hizorako
Cm Bb Cm Bb
Tsapako hatrizay nitomany ny foko
Cm Bb Cm
Hiezaka ankehitriny tsy hizara aminao
Bb
Ny lalako
Pre-Chorus
Ab(add9) Eb
Izaho irery manomboko androany izao dia izao
Ab(add9) Eb
Tsy nahita fifaliana fa izorako irery
Chorus
Fm Eb Bb (Bbsus2-Bb)
Oh oh, Avelao ny tanako re
Fm Eb Bb
Fa safidiko ny handeha
Fm Eb Bb
Tsy hifampitantana intsony
Ab Bb
Fa aleo aho hibanjina, ny ampitsoko
Ab Bb
Foiko ho an'olon-kafa ianao ry tiako
Cm Bb Cm Bb
(Foiko) avelao, avelao (2x)
Verse 2
Cm Bb Cm Bb
Masonao manganohano manambara hoe tia
Cm Bb Cm Bb
Ny feonao miantso ahy miangavy modia
Cm Bb Cm Bb
Ny anjarantsika efa voafaritra ho doria
Cm Bb Cm Bb
Sampanan-dalana iray ho fidiako satria
Cm Bb Cm Bb
Hokoboniko hatreo tsy hifoha fa hatory
Cm Bb Cm
Hisaorana avokoa ny hanatra tambitamby
Bb
Nafoinao tokoa
Pre-Chorus
Ab(add9) Eb
Nanjary fahazararana ho ahy
Ab(add9) Eb
Tsofy rano aho andeha fa tsy hierika intsony
Chorus
Related