Maty Ilay Mpivarotena (Njakatiana/Bessa)

Intro: G....| D.... (2x)
       C/D

Verse 1 (2x)
 G     C           G   C
Maty ilay mpivaro-tena
 G        Em         A7  D7
Maty tsy nisy mpanontany
 G        C         B7 Em
Maty tsy nisy mpahone_na
 A9          D9     Gsus4-G..C/D
 C#m7b5      D7sus4 Gsus4-G..C/D
Maty tsisy mpito___many

     Chorus
      G       C/G     G    Am/G
     Ny mpivavaka nandalo 
      G  D/F# Em              A9  D9  
     Dia   nisaotra ny Andriamaniny
              G  C      B7 Em
     Fa afa-doza  nampima_lo
            A9          D7sus4 Gsus4-G..C/D
     Hono izao ny tany mami___ny

       G     C/G      G   Am/G
     Tsy mba olona tomefy
      G D/F# Em          A9   D9
     No   namoaka 'zany faty
             G   C     B7 Em 
     Fa tovovavy  jefije_fy
          A9       D7sus4 Gsus4-G..C/D
     Na fiaina na fita___fy

Verse 2
     G    C               G      C      
Ny iray niantso an’Andriamanitra
G       Em       A7  D7 
 Vantambantan fiteny 
-----------------------------
   G        C          B7   Em
’Omeo, omeo azy re ny lanitra
   C#m7b5       D7sus4 Gsus4-G..
   A9           D7sus4 Gsus4-G
   A9           D      C/G....G
Fa ampy izay ny afobe_ny


Tondrompeon'i Njakatiana hafa: Njakatiana
Tondrompeon'i Bessa hafa: Bessa

Super Moustiquaire (Poopy)

Key: Bb

Intro
Bb(add9)..Eb/G..| F/A..Bb(add9).. Bb(add9)..Eb-Bb/D-Cm7.. Cm7/F..Bb....|Bb.... Verse 1 Bb Eb/Bb 'Zay tsara torimaso Bb F/Bb Bb Tsara vatsy tsara aina Eb/G Bb/F Fa eo no miala sasatra Eb Bb/D Eb/F Ny vatana sy ny saina Bb Eb/Bb Avy eo mavitribitrika Bb F/Bb Bb Mavitrika tsy mba malaina Cm7(11) Bb/D Mahiratra ny saina Eb F (Bb) Raha tonga ny maraina
Verse 2
Bb Eb/Bb Eo andaninin'io anefa Bb F/Bb Bb Misy antso koa alefa Eb/G Bb/F 'Lay moka misy toetra Eb Bb/D Eb/F Eo no toa mba manararaotra Bb Eb/Bb Manindrona, manaikitra Bb F/Bb Bb Mamindra ilay are_tina Cm7(11) Bb/D Dia indro mampalaina Eb F (Bb) Ny tena savolaina Chorus Cm7 Bb/D Tazo moka ity lazaina Eb F Bb Mampandamaka ny aina Cm7 Bb/D Ka hialana amin'ny loza Eb F Misy lay misy odi-moka Cm7 Bb/D Hilamina ny torimaso Eb D7/Gb Gm7 Eb F Bb Tsy ahavoa anao ny tazo ---> Intro


Verse 3
Bb Eb/Bb
Ho an'ny reny bevohoka
Bb F/Bb Bb
Sy ny zaza mbola kely
Eb/G Bb/F
Ho anao koa olon-tsotra
Eb Bb/D Eb/F
Tsy an-kifidy velively

Bb Eb/Bb
Ampiasao ary ny lay
Bb F/Bb Bb
Ka hatory tsara indray
Cm7(11) Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F
Eb F Bb

Ny moka tsy hihinana

Chorus

Outro
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F-Bb
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F..

Cm7 Bb/D

Hilamina ny torimaso
Eb D7/Gb Gm7

Tsy ahavoa anao ny tazo
Cm7 Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F Bb

Ny moka tsy hihinana


Tondrompeon'i Poopy hafa: Poopy

Mitrakà (Sandra)

Intro (Key: Eb)
Bb/Eb..Eb..| Bb/Ab..Ab(add9)
Verse 1 Ebsus2 Cm(add9) Nahoana moa no kivy ianao Ab(add9) Latsa-dranomaso lava izao Bbsus4..Bb Hatrakao ny loha fa mandalo izany Verse 2 Eb(add9) Cm(add9) Raha tsy zakanao ny adin-tsaina Ab(add9) Tsarovy fa ho avy ny maraina Bbsus4..Bb Ho lasa tsiky ilay tomany Pre-Chorus Ab/C G7/B Gm/Bb Ka mitrakà, fa ho avy ny masoandro Gdim Caug7 F7 Hazava indray ny andro f'aza dia Bb-Bbsus4..Bb Miondrika Chorus Ebmaj9 Cm11 Tsy atao hahakivy izany Ab(add9) Ny andro tsy anio ihany Bbsus4 Banjino ny ampitsonao Bbsus4 Ataovy maraina vaovao Ebmaj9 Cm11 Maraina feno fifaliana Ab(add9) Ho lavitry ny hakiviana Bbsus4 Bbsus2 (chorus #2) Ny sedra moa dia mandalo ihany Ebsus4..Eb F'aza miondrika ho resy izany Verse 3 Eb Cm Raha tena tsy zaka dia alatsaho ny tomany Ab(add9) Bbsus4.. Bb Raha toa ka ahasitrana ny fonao izany Eb Cm Nefa kosa izay mitranga Ab(add9) Avelao ho any omban'ny lasa Bbsus4..Bb Avelao 'zay mety ho ratra Pre-Chorus #2 Ab Bb Cm Fa n'inona olana misy eo Ab Bb Ebsus4..Eb Dia mitrakà f'aza mitoreo Chorus #2 -->Bb/C..C7 Outro (Key: F) Fsus4 F Mitrakà  ianao D7sus4 D7 Fa ho avy ilay masoandro Gm(add4) Gm Hazava indray ny andro C7 Bb..Bbm..F Mitrakà, araho vavaka ---------------------------------

Tondrompeon'i Sandra hafa: Sandra

Fantatrao (Sandra)

Capo: 3 (Key: Em)

Intro: Em(add4)..C..
       Em(add4)..Cmaj7

Verse 
        Em(add4) C         
        Em(add9) Cmaj7b5   
Fotoana ela      
           Em(add4) Cmaj7
           Em(add9) Cmaj7b5
No niandrasako  anao
         Em(add4) C    
Tena efa ela      
    Em(add4)   Cmaj7
No naniriako anao


          Em(add4)  C    
Mila tsy tanako intsony
Em(add4)  Cmaj7  
 Indraindray
           Em(add4)      C            
Mitahiry izany rehetra izany
          Em(add4) Cmaj7
Irery ho ahy

     Pre-Chorus
                Bm7      Am7
     Faly aho anefa, fa hay koa ianao
                Bm7         Cadd9/D?...D7
Tsy mba namela ilay fitiavanao Chorus G D/F# Dm/F E7 Fa tia ahy, tia ahy kay ianao Am7 G/B Cmaj7 D Efa tia ahy, hatrizay sy hatrizao G D/F# Dm/F E/G#-Am7-G/B Tiako ianao, tena tiako ianao Am7 G/B Cmaj7 Dsus2 Mandrakizay, efa fantatrao Interlude: Em7-G/B-C G-Fmaj7..
Bridge
Em B7/D#
Na oviana na aiza
Em? E/G# Am7 D Dbdim
Na iza, izaho sy ianao, izaho sy ianao
Em B7/D#
Tsy miova tsy te hiova
Em? E/G# Am7 Bm7 C? C/D
Tsy voahova, izaho sy ianao Chorus/Outro
G D/F# Dm/F E7

Fa tia ahy, tia ahy kay ianao
Am7 G/B Cmaj7 D7sus4

Efa tia ahy, hatrizay sy hatrizao
G D/F# Dm/F E/G#-Am7-G/B

Tiako ianao, tena tiako ianao
Am7 G/B C(add9) Esus4
Am7 G/B C F#m7b5 Bm7 E7
Am7 G/B C Dsus4 G

Mandrakizay, efa fanta__trao
Dbdim: xx121x
Am7: x02013 (Bridge: 5xx553)
Bm7: X24232 (Bridge: 7xx775, Outro: x2023x)
Cmaj7: x3200x Cmaj7b5: x3400x
Cadd9/D: xx0530
Em(add4): 022200 E(add9): 02400x Dm/F: 1x323x Fmaj7: 1x2210
F#m7b5: 2x221x

Omeko Anao (Imagine)

Key: Em (G)

Intro:

Am7..B7..| Em..G(add9)/D..
Am7..B7..| Em..Em(add4)..


Verse 1
Em Am7
Izarako ny hafaliako
D(add9)/F# C/G-G Sy ireo androm-pahoria_ko
Em Am7 B7 Volana fanilon'ny haizina ianao

Em Am7 Ny tsikinao ry malala
D7/F# C/G-G Dia mitondra fifalia_na
Em Am7 B7 Tiako mba hitoetra tsy hiala

Chorus
Em Am7(9) Raha sendra ka sahirana ianao D C/G-G
Aza manahy f'izaho eo anilana___o D/F#-Em Am7(9)
Ho vetivety foana akia ny fahoriana satria B7 Em
Omeko anao ny fanafodiny

Interlude: Em...C...| D...Em... (2x)
Em...C...| D.....Bm7

Verse 2
Em Am7 Loharanon'ny fitiavako
D(add9)/F# C/G-G Tsisy fetra satria mamiko
Em Am7 B7 Taratry ny hasambarako ianao


Hiran'i Imagine rehetra: Imagine

Ry Foko (Bodo & Njakatiana)

Intro: Eb(add9)..Eb(add9)/D..
       Bbm6/Db..C7..
       Fm..Ab(add9)/Bb..| Bb7..

Verse 1
    Eb  Bb/D     Cm Bb (Key: Eb - Njakatiana)
    Bb  F Gbdim  Gm Bb/F (Key: Bb - Bodo)
Ry foko, mi___tonia
     Abmaj7    Am7b5        Eb/Bb Bb       
     Ebmaj7    C7/E         Bb/F  F
Mitonia, raha sendra alon-dra____no 

            Eb
            Bb
Ny hotakotakao
Bbm     Eb         Ab
Fm      Bb/F       Eb
 Aoka mba ho sarin’ady
    G7           F7
    D7           C7
Ny rangotry ny anio
                  Bb-Cm Bb/D 
                  Bb/F  F
Hanolatra atsy ho a---tsy

     Chorus
                    Eb/G 
                    Bb/D
     Ka aza dia mitroatra
     Bbm              Ab  Adim   
     Fm               Eb  C7/E
        Banjino ny ho avy
                    Eb/Bb
                    Bb/F
     Ka aza dia mitroatra 
         Ab(add9)/Bb  Bb   Eb
         Eb(add9)/F   F    Bb
     Banjino         ny ho avy

Interlude #1: Eb(add9)....Dbaug
              Cm... Baug

Verse 1 (Key: Bb - Bodo)

Bridge
Bb     F/A D/A  Gm
  Hey hey yeah..aza tomany
               Cm   CmMaj7
Raha nindaosin’onja
             F            
Ilay fanantenana ka nidify dia 
     Bb(add9)
Tsy hita

            Bb Bb/D 
Ny horohoronao
                Eb
Zary ho dobok’aponga
      D7          C7
Hiandrasana ny ampitso
               Bb/F F7
Hitondra ny marai__na

Verse 3 
    Bb  F    Gdim    Gm
Ry foko, na dia tsy mora
       Ebmaj7 C7/E      Bb/F F 
Izany hoe,   manadino iza___ny

             Bb
Dia ao ny fotoana
   Fm  Bb/F          Eb
Hamolavola tsy hanjokaiky
    D7          C7   
Ny fendrofendronao
             Bb/F F
Hivadika ho hi___ra

Outro
                 Bb/D
Hikalo ilay mpanjaka
Fm6                Eb  C7/E
 Mpanjakan’ny Hazavana
                 Bb/F
Hikalo ilay mpanjaka
     F7sus4 F7        Bb
Mpanjakan’____ny Hazavana
Bb(add9)....Bb(add9)/Ab....
Eb/G....Ebm/Gb....
Bb/F....F7sus4..Bb/F-F
Bb....

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana

Ny Fitiavako Anao (Felaniary & Bodo)

Key: Eb

Intro: Abdim7-G7-Cm..| F7/A-F7-Bb..
       Eb/G-D7/Gb-Fm-Bb....
        
Verse 1
         Eb        Bb
Nahoana moa isika roa no 
        Eb/G            Ab(add9)
Dia voatery hiteny hoe tiako ianao 
   Eb/Bb     Bb6/Ab         Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb
Nefa mifankafantatra ao am-po

         Eb            Bb
Nahoana koa no rehefa tonga 
      Eb/G       Ab(add9)
Ny fotoana toy izao vao
     Eb/Bb      Bb6      Ebsus2..Eb
Holazaiko ny fitiavako anao

Verse 2
           Eb        Bb
Tsy ho voalazako an-teny fohy 
      Eb/G      Ab(add9)
Raha ny fitiavako anao
       Eb/Bb         Bb6/Ab    Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb
Tsy ho ampy izao fankalazana izao

        Eb           Bb     
Manomboka izao raha sitrakao
  Eb/G             Ab(add9)
Izaho ho anao mandrakizay
    Eb/Bb           Bb6          Ebsus2..Eb
Ny momba antsika ankinina amin-dRay

     Chorus
           G/D   G7          Cm
     Satriko ho ren’izao tontolo izao
           Bb/D  Bb      Eb
     Raha ny fitiavako anao
            G/D Abdim7 G    Bdim    Cm
     Saingy efa        ampy ahy, ho ahy irery
         F7         F7/A      Bb-Ab/Bb-Bb6
     Ny bitsiky ny masonao mijery

Verse 3
         Eb        Bb
Nahoana moa isika roa 
           Eb/G            Ab(add9)
No dia voatery hiteny hoe tiako ianao
   Eb/Bb     Bb6/Ab         Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb
Nefa mifankafantatra ao am-po

               Eb          Bb
Saingy ny androany, hafa ihany
          Eb/G       Ab(add9)
Tiako ho ren’izao rehetra izao
    Eb/Bb   Bb6     Ebsus2..Eb
Ny mari-pitiavako anao

-> Intro

Verse 4
         Eb            Bb
Nahoana moa no dia voatery 
     Eb/G       Ab(add9)
Hifanolotra ny peratra
      Eb/Bb      Bb6/Ab      Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb
F’efa ela no nivoady tao am-po

               Eb          Bb
Saingy ny androany, hafa ihany
          Eb/G        Ab(add9)
Tiako ho ren’izao tontolo izao
    Eb/Bb   Bb6     Ebsus2..Eb
Ny mari-pitiavako anao

     Chorus

Sambatra (Joy K)

Key: A

Intro 
A      ..Bm..| A/C#   ..D..
A(add9)..Bm..| D(add9)..E..

Verse 1
 A                 D
Sambatra ianao avy eo sambatra aho
          E                A
Rehefa tafaray 'zaho sy ianao
   A/C#              D      
Hitondra fitiavana iray vaovao
   E                A
Natokako irery ho anao

Verse 2
A              D
Avo be ka tsy takatro
      E              A
Ilay kintana omeko anao
    A/C#               D
Fa todiko foana na dia eny ianao
   E                   A
Hamiratra ho ahy manontolo

     Chorus (2x)
           F#m              
     Ka ho ahy
      F#m           E      D
     Tiako ho ahy irery ianao
       D         A/C# Bm     
     Hiadana sy ho finaritra aho
        B7                E 
     Hitety izao tontolo izao, hiaraka aminao
----------------------------
         E               A
     Ho hitan’ny ambany lanitra

Outro:
F#m         Bm 
 Hiadana finaritra aho
    E               A          
Ho hitan’ny ambany lanitra
F#m         D 
 Hiadana finaritra aho
      E             Dm6..Dm..A 
Ho hitan’ny ambany la____nitra

Tantano (Johane)

Intro (Key: Ab)
Db  .. Eb/Db.. | Ab/C..Eb/F-Fm7 
Bbm7.. Db/Eb-Eb| Ab....Db/Ab

Verse 1
Ab             Bbm7         Ab/C   (Gb/Ab-Ab7)
 Matetika rehefa resin’ny fiainana
Db                   Eb/Db Ab/C (Eb/F-Fm7)          
 'Zay vao mba mahatsiaro anao
Bbm7            Eb/Bb     Ab/C
 Menatra aho kanefa mino fa
   Fm11           Bbm7          Gb(add9)
Ianao tsy mba mandà, fa handray ahy
Eb - Db/Eb

Verse 2
Ab            Bbm7       Ab/C  (Gb/Ab-Ab7)
 Iza intsony moa no hitarainana
Db               Eb/Db   Ab/C (Eb/F-Fm7)
 Raha toa ka tsy eo   Ianao
Bbm7(11)          Eb/Bb       Ab/C
  Ireo izay nantenaiko nandao ahy
     Fm11       Bbm7            Db/Eb Eb Ab(add9)
F’ianao irery ihany, 'lay tsy mba    ma_nary

Pre-Chorus: Part I (Key: B)
E          F#7/E      B/D#         G#m7
 Aza avelanao ho kivy aho ry Tompo o 
C#m7          F#7       B 
 Na dia mafy sy mangidy aza ny mahazo ahy 

Pre-Chorus: Part II (Key: D na Bm)
Gmaj7    A/G       D/F# Bm7
 Aoreno mafy ny fanahi_ko
Em7               F#7
 Hankatoa ny teninao

     Chorus (Key: B)
             B D#m7            E(add9)  F#  
     Tantano aho, mba tsy hanalavitra anao 
           B D#m7     E(add9)      F#
     Ampio aho amin’izay rehetra atao
                     G#m    F#         E
     Ka na mbola ho lavitra aza izany dia
             B/D#        C#m7
     Tsy ho kivy aho satria e
     B/D#  E         B/D#      C#m7
      F'Ianao nilaza  fa 'zay mino anao 
                      F#  B
     Tsy ho very mandrakizay

Bridge (Sax Solo)
E..   F#7..| B....(2x)
E..   F#7..| B-F#/A#-G#m..
C#m7..F#7..| B....

Pre-Chorus: Part II/Chorus
Outro    G..A/G.. G..A/G..B
Mandrakiza_____y, a________y

FM Tines 2.0: JD Crystal EP2

Hiran'i Johane rehetra: Johane

Mbola Fay (Lalie)

Key: Gm (Bb)

Intro
Gm7 ..Cm7-Bb/D-Eb
Bb/D..Cm7-Bb-F/A

Verse 1
  Bb                   Ab6/9
Mbola tsy adino ihany ve
      Gm7             Dm7
’Lay tantaranareo efa  ela be
 Bb/C                  Dm7
No misalasala ianao hilaza hoe
    Ebmaj7..Ebmaj9
Tia ahy 

 Bb               Ab(add9)
Fantaro anefa f’izaho
Gm7                        Dm7
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
 Bb/C                  Dm7
Mandrakizay raha mbola azoko atao
         Ebmaj7
Ho tia anao 

     Chorus
      Abmaj7          G7
     Fay, tena mbola fay ianao ka
          Bb/C            Cm7
     Tsy sahy mirobodroboka 
      Fm6  Fm9           Bb/C       Cm7       
     Ny fonao anefa efa re midoboboka
        Fm9     Bb/C
     Ho ahy, ho ahy (2x)
             Ab-Eb/G-Fm7-Eb Bb/C
    Ho ahy irery

--> Bb/D..Cm7-Bb-F/A..

Verse 3
 Bb              Ab(add9)
Talohako, hoy ianao
 Gm7                Dm7
Nisy tantara anankiray izay
      Bb/C                    Dm7
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray 
     Ebmaj7
Manadala

 Bb               Ab(add9) 
Fantaro anefa f’izaho 
Gm7                        Dm7 
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao  
 Cm7    Bb/D       Eb6
Mandrakizay raha mbola 
F       G
Azoko atao  

Bridge (Key:G)
(G)..Am7 ..| G/B..C..
Em7..D/F#..| G  ..C..(2x)

     Chorus  (Key: F)
      Bbmaj7          A7(#5)  
     Fay, tena mbola fay ianao ka  
          C/D             Dm7  
     Tsy sahy mirobodroboka  
      Gm6  Gm9           C/D        Dm7  
     Ny fonao anefa efa re midoboboka  
        Gm9     C/D Dm7 
        Gm7/C   C/D Dm7
     Ho ahy, ho a______hy     (2x)  

Outro
         Bb-F/A-Gm7-F-C/E (3x)
         Bb-F/A-Gm7-F-C
Ho ahy irery

Dm7-C/E


Tondrompeon'i Lalie hafa: Lalie