Ho Iray (Johane)

Hiran'i Johane rehetra: Johane

Tonalite: F# (piano)
          F  (Gitara): capo 1eme case 
                       (esory ny # rehetra)
                       (F->E, B->Bb)

Intro: F#sus2..C#6/F-C#/F| D#m7..C#..
       Badd9-C#-D#m7-C#/F| F#/C#..C#..     

Tonony 1
D#m        B
 Anio 'lay andro
F#       C#
 Voatokana ho ahy sy ho anao 
D#m      B
 Ka holazaiko 
         F#                 C#
Eto anatrehan'izao rehetr'izao 

Tonony 2
D#m              B
 Raha ny ato am-poko 
F#           C#
 Mbola tsy niova hatram'zao 
D#m         B           
 Vao nia-nitombo 
         F#      C#
Ilay fitiavako anao 

     Pre-Refrain
          Badd9     F#/A#
     Haveriko ho renao 
         B C# D#m7  C#/F F#/C# 
     Fa tena tiako ia___nao 
     
     Fiverenana
        C#7               F#
     Manomboka androany akia 
            C#/F                    D#m7
     Fiainana vaovao no miandry antsika 
      C#              Badd9
     Vita tso-drano ilay fitia
           F#           G#m7
     Nampiray antsika anio 

     C#7           (Ddim7) D#m7
     Ary ho mandrama------ty 
            C#              Badd9
     'Lay voady nifanaovantsika 
      F#/A#      G#m7
     Fo mitambatra ho iray 
      C#7              F# (F#sus4-F#)
     Ho doria mandrakizay 

Tonony 3
D#m7         Badd9   
 Na maro aza ireo 
F#        C#
 Mpanenjika antsika e 
D#m7           Badd9
 Aleo izy indray no ho leo 
           F#                  C#
Fa tsika tsy maintsy ho tafita e 

Tonony 4
D#m7                Badd9
'Zay tokinao ianao koa no andry hiankinako 
F#                   C#            D#m7
 Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy 
       Badd9
Tsiky na tomany 
           F#              C#
Raha ny hisaraka dia sanatria ny amin'zany 

     Pre-refrain/fiverenana (mifaranana B)

Tetezana: F#..C#/F..    |D#m7..F#/C#..
          Badd9..F#/A#..|G#m7..C#7-Ddim7

           D#m7      C#        B  F#/A#
          Fo   mitambatra ho iray
           G#m7   C#  B
          Ho mandrakizay

     Fiverenana
     Outro 
      C#7              F#-C#/F-D#m7
     Ho doria mandrakizay    
          G#m7  C#7              F#       
     Ho iray,  ho doria mandrakizay

 

Hatreto Ihany (Tovo J’Hay)

Key: Bm (D)

Intro (2x): G-A/G-G..| D-G/D-D..

Verse 1
   G       A         Bm7
Nitampifimpify teo izy 
G         A          D     (D-Em7-D/F#)
 Nandany tontolon'ny andro 
G        A        Bm7
'Lay masoandro nidify 
             G           A             D/F#-Em7-D
Tsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro

Verse 2
G      A        Bm7
 Pitrapitra nangina 
G           A      D  (D-Em7-D/F#)
 Tsy nandrenesana feo
G            F#     Bm7 A     G   D/F#-Em7
 Reko any ho any mitem_po ny fony         
              G       F#7
Ndriiii, tsy nety ho tony 

     Chorus
                 Bm              
     Tsy hita ianao
                 Em7                 A
     Tsy hita ianao hanambitamby azy eto 
             Dmaj7               G
     Fa ny anao efa voafetra hatreto 
        G     D/F#  Em7              Fdim7     F#(7)
     Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany 

                 Bm
     Tsy hita ianao
                 Em7             A
     Tsy hita ianao hanala ilay sento 
             Dmaj7               G
     Fa ny anao efa voafetra hatreto 
         G  D/F# Em7           Fdim7   
     Na himpenimpenina, himenomenona
F#7sus4-F#7
Tsisy azo atao Verse 3 G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja G A D (D-Em7-D/F#) Fotoana mba nakany fý G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja G A D/F#-Em7-D Fitiavana tsy misy ohatran'ity Verse 4 G A Bm7 Dia nihitrisatra teo G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy G F#7 Taloha izy nandeha Chorus (2x) Outro: Bm..D/A..| G.. Em7.. D.. A/C# | F#7..Bm Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay

 

Tefeo Ny Foko (Karmela)

Hiran'i Karmela rehetra: Karmela

Tonalite: D

Intro: D..    A/C#..| Bm7..Bm7/A..
       Gmaj7..A..   | D..  A..

Tonony 1 (2x)
         D     A/C#     Bm7 Bm7/A
Tefeo ny  foko     ho Anao
         G          D/F#     Asus4..A
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao       
D   A/C#     Bm7  
 Diniho lalina 
    Bm7/A      Gmaj7 A   D
Ny foko ho tonga  fonenanao

     Fiverenana
         D     G..A  D
         D     G..A  Bm7 (Fiverenana #2)
     Ho fonenanao    aho (2x)
       D/C          C
     Izay rehetra atao
      G/B
     Hanome 'lay lalana Anao ho ato am-po
         Asus4       A      
     Ho fitoeranao arak'zay irinao

Tonony 1
Famaranana
    Bm7/A      Gmaj7  A   Bm7
    Bm7/A      Gmaj7  A   D
Ny foko ho tonga   fonenanao

 

 

Hiambesako (Lion Hill)

Hiran'i Lion Hill rehetra: Lion Hill
Tonalite: E

Intro: E..   |A-B
       E..   |A-B6|C#m-B-A
       B6-E..|A-B

Tonony 1
E       A      B     
 Haiko,  ary tsapako
E                 A         B         
 Fa 'zaho tsy hagnambigna anao
E           A     B     
 Fo saiko o, tsy tagnako
E              A         B
 Tsy kinia fa baikon'ny fo
     Pre-Refrain
     A                 E
      Tsy vola tsy hariagna an'ahy
     A                E           B
      Nefa anao zanak'olo manan-draha
     A            E
      Té ihezaka fo tsisy azo atao
         F#m                 A
     Mandigny fahagagana satria

     Fiverenana (2x)
      E      
     Nalavonao 'zaho
     A     B         E.. A     B
      Mandrevirevy anao  (hey)
             C#m-B-A
     Na tsy ha_____y
          B       E..  A-B
     Hiambesako foagna 

Tonony 2
E        A      B
 Haiko o, ary tsapako
E                 A            B
 Fo 'zaho tsy hagnambignana agnao
E         A                   B      
 Tsy hahasambatra anao 'zay anagnako
E            A        B
 Fa mila ezaka mafy aloha  
   
     Pre-refrain/Fiverenana

Tetezana
      A                  E          B
Té agnaraka anao fo tsy managn'elatra 
       A                        E          B
Té ampiadagna anao fo tsy ampy henti-managna
       A                        E           B
Té hangala anao an-trano anefa zah rô menatra 
   F#m      A
Marary kony e
     Fiverenana (2x)

Babo (Aina Cook & Tovo J’Hay)

Key: E

Intro: Esus2....

Verse 
            G#m              A
Am-pelatananao, ho avy re ny aiko 
     A            F#m        
Ny anaranao ho hajaiko
     B       E
Finidy silak’aina 
     C      E        E/B   B
Efa babo tokoa, henika ny fo 

Pre-Chorus #1
G#m                A                E    
   Eo an-tratranao eo, no maha-mety ahy 
       F#m      E/G#       Am   A/B....B
Eo no misy hafanana, hiaro ahy, ouh 

     Chorus #1
                    E
     Ho ahy sy ho anao
         G#7                       A   
     Fiaraha-matotra tsy miova intsony 
       E/B         B         E      
     Ilay fitia madio no tompoiny 
       G#7                   A      
     Efa niara-mizara eny anjara 
           B           E
     Ny eo am-po hanambara 
C E E/B B..G#m F’efa babo tokoa, fefika ny fo Pre-Chorus #2 A E Eo anilanao eo, no mahatsara ahy F#m E/G# Am A/B....B Eo no tsisy ahiahy, ny fanahy
Chorus #2 E Ho ahy sy ho anao G#7 A Fiaraha-matotra tsy miova intsony E/B B E Ilay fitia madio no tompoiny G#7 A Efa niara-mizara eny anjara G#m F#m E Wouh! ouh ouh ouh, ouh ouh ouh F#m E/G# A B 'Zay rehetra dia hafoiko mba Chorus #1


Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay

Alina Mangina (Marion)

Hiran'i Marion rehetra: Marion

Tonalite: G
Cmaj7: x32000
D/G:   xx0433 D/A:     x0x220 
Dsus4: xx0233 D(add11):x5403x

Intro (version original)
D-C-G/B-D/A..|C..
D(add11)..

Tonony 1
G      Cmaj7 Em7  D
Alina mamirifi___ry 
 G         Cmaj7     Dsus4-D
Toa mangatsiaka ny aty 
G      Cmaj7   Em7 D
Alina tena mangi__na 
 G           D         C
Mahatsiaro anao mbola tia 

     Pre-Refrain
      D                Am7
     Misy fotoana te hiantso aho 
       Em7            Dsus4-D
     Hiantso ny anaranao 
      Am7              G/B
     Nefa injay toa miseho 
          Cmaj7          Dsus4..D
     Ilay endrikao tena tia 

     Fiverenana
      G/B          C             Dsus4 D
     Rahoviana indray vao mba hihao___na 
      G/B         C             Em7 D
     Rahoviana ianao vao mba ho a__vy 
       Em7      D       C  D
     ’Zaho efa sasatra foana 
      C/E      D/F#         Gsus4
     Sasatra miandriandry anao 

D-C-G/B-D/A

Tonony 2
 G           Cmaj7        Em7 D
Rehefa tonga any  hoho iana___o 
 G       Cmaj7    Dsus4-D
Dia manorata ho aty 
 G         Cmaj7  Dsus4-D  
Lazao fa tsy manadi____no 
  G       D        C
’Zany na lavitra aky 

     Pre-Refrain/Fiverenana

Tetezana
D  Am7                  Em7
  Na mbola ho ela aza izany 
G         D          C  (D-C-G/B)
Ahitako anao eto indray 
  Am7               G/B
’Zao ’aty dia manantena 
 C                       Dsus4-D
Fa tsisy ho very ilay fitia 

    Am7            Em7
Fitiavana iray, ho anao sy ho ahy 
   C              Dsus4-D
No efa nomaniko anao 
    Am7           G/B
Fitiavana iray,  mandrakizay 
   C                 D
No efa nomaniko an-dry

     Fiverenana (Tonalite: Ab) - version vaovao 
     Eb
     Eh
      Ab/C         Db            Ebsus4 Eb  
     Rahoviana indray vao mba hihao____na  
      Ab/C        Db            Fm7 Eb  
     Rahoviana ianao vao mba ho a__vy  
       Fm7      Eb      Db Eb  
     ’Zaho efa sasatra foana  
      Db/F     Eb/G         Absus4  
     Sasatra miandriandry anao

Tsy Anjarako Ianao (Lalatiana)

Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana

Tonalite: Bb
Abmaj9: 4x534x
Eb/G:   3x534x  Ebm/Gb: xx434x (2x434x)

Intro
Abmaj9...Eb/G   ...| Ebm/Gb..Bb... 
Eb    ...Ebmaj7 ...| Cm7-Bb/D-Eb-Fsus4

Tonony 1
 Bb               Dm7
Toa nisopatra ny lahatra
   Cm7                   Bb 
Nanao 'zay nihaonako aminao
   Ebmaj7               Bb     
Naleoko mihitsy re tsy hary
        C7        F7
Raha hijaly toy izao

 Bb              Dm7
Marobe ireo efa hitako
     Cm7             Bb
Tsy nampiraika ahy akory
Ebmaj7           Bb
Asa loatra fa ianao
            F7       Bb  (Bb-Cm7/Bb/D)
Manjary tsy ahitako tory

     Fiverenana
     Ebmaj7                Bb
     Aza jery ahy intsony, ireo masonao ireo
       Gm7    
     Ataovy koa izay tsy andrenesako
     C7                F7
     Andrenesako ilay feo
    
           Ebmaj7                     Bb
     'Lay feonao malefaka iny, tsy ho azoko androtsy ahy
      Bb                  F7
     Fa vao maika koa handratra
         F7             Bb  
     Ny aty, foko  sy fanahy

F7-Eb/F

Tonony 2
  Bb                  Dm7
Aleoko izaho mandao anao
Cm7           F7    Bb
Any an-tany lavitra any
Eb             Bb
Any aho no hitsabo
       C7           F7 (Gm7-F/A)
Izany ratram-poko izany

 Bb               Dm7
Toy izay mahita akaiky
 Cm7         F7   Bb
Nefa tsy afaka manantona
      Ebmaj7        Bb  
'Lay lapa soa anananao
        F7        Bb  
Indro tsinjoko hikatona

     Fiverenana


Ny Mifankatia (Bessa & Bodo)

Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo

Tonalite: C

Intro: Dm7 C/E-Am7 | D7-G7-C

Tonony 1
  C          Dm7    C/E       F       C
'Zay rehetra   antenaina ho fiononam-po 
 C          Dm7       C/E    Am7 Gsus4 D7  G
Dia hanjary     rava maina, sy   afoy  avokoa 
 C          G7/D    C/E        F        E7
Fandalovana eto an-tany, tsy mba hoe doria 
 F  C/E G/B  C    Am7  D7 G7 C
Setrin’_i___zay, ny mifanka_tia 

Tonony 2
          C     G7/D    C/E
Tsy misy fanahy   azo inoana 
         C    G/B  G
Afa-tsy Jeso be fitia 
        Dm7 G       C Am7
Eny satria   izy tety 
         Gsus4   D7       G
Nahita ireo    tsy   rariny 

Tonony 3
          C     G7/D    C/E
Hatramin’ny hoe   kibo noana 
        C   Gadd9/B  G 
Efa nanjo azy     tety 
        Dm7 G     C/E Am7
Fa norese__ny ny ta__ny 
   D7  C#7 C
Hitondra  soa 

Tonony 1

Tonony 4
            C      G7/D      C/E
Fa saingy izao koa    no tsarovy 
         C    Gadd9/B G
Hivaly aminao ny ataonao 
             Dm7 G              C Am7
Tsy iray na roa   no anaovan-tsoa 
           Gsus4 D7      G
Dia ef'andra____sam-baliny 

Tonony 5
           C   G7/B     C/E
Ny fonao madio     no arovy 
             C     F#dim   G
Ndrao fakam-panahy  no mankao hoe
      Dm7  G     C/E Am7  
'Zay sakaizako iha__ny 
    D7 C#7 C
No tiako  koa

Tonony 1

 

Avelao (Lalatiana)

Hiran'i Lalatiana: Lalatiana
Tonalite: Bb

Intro: Gm7  F(add11)

Tonony 1
  Bbmaj7                F/G-Gm7
F'aza lany andro miteny ahy 
Cm7                     F7    
 Izaho tsy miova fa tia azy 
Cm7                   F7           
 Fa sao lazainao vazivazy 
           Gbdim      Gm7  Eb/F
Tsy anio ihany, ho doria 

Tonony 2
 Bbmaj7                   F/G  Gm7
Hoy ianao hoe izy anie maditra 
Cm7                     F7
 Toa tsy misaina anao akory 
Cm7                  F7
 Ny alina izy tsy matory 
        Gbdim     Gm7  Eb/F
Fa dia milalao fitia 

     Fiverenana
         Gm7     F/A Bb        Cm7         Dm7 Eb    
     Avelao aho sy  ny fitiavako hiara ho fa__ty 
            Gm7   F/A  Bb         Cm7 Dm7-Eb
     Fa na marina aza  izay lazainao 
            Gm7     F/A Bb           Cm7
     Tsy maninona f’__aleoko ihany miaritra 
       Gbdim       Gm7    Eb/F     Gm7
     Anaty fitiavana lalina ka avelao 

Miverina ny Tonony 2

Tonony 3
Bbmaj7                     F/G  Gm7
Aza tantaraina ahy ny adalany
     Cm7              F7
Ny toetrany tsy tantinao 
     Cm7              F7
Tsy mampaninona ahy izany 
      Gbdim      Gm7 Eb/F
Tiako izy ampy izay

     Fiverenana (2x)

EP: Yessir Crystal (FM Tines 2.0)

Teny Mamy (Tovo J’Hay) – Piano

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay

Tonalite: G

Intro
Cmaj7   D       Cadd9   G(add9)/B
Bb      Am7     G  
----------------------
Ebmaj7  D7sus4  G  (2x)
Ebmaj7  D7sus4

Tonony 1
G              D/F#     
 Ny teny mamy nolazaiko
Em7       Dm7      G7   
  Nanambitamby aminao
Cmaj7 Bm7       Am7        
 Matokisa sombinaiko
         C/D          G   Am7 D
Fa tsy hiova hatram’izao

Tonony 2
G               D/F#           
 Hatezerako ombieny ombieny
Em7     Dm7      G7
  Nankararirary fo
Cmaj7  G/B      Am7-C/D
 Aza raisinao ireny
              G  
Aoka hivalona avokoa

     Fiverenana
             D         C
     Ianao irery no nilaiko
                     G
     Ianao ilay nofinidy
                        D     C
     Mahay mandamindamina ny saiko
         C/D             G
     Diamondra sarobidy
    
    --------------------------
    2x
     Am7                 D7/C
       Raha misy ny hadalako
     B7              Em7
       Olombelona tokoa
     Cmaj7   Bm7        Am7
       Aoka re mba hofafàko
            C/D      G
     Dia hovaiko ho zava-tsoa

Solo (mitovy @ tonony 1) 

Tonony 3
G                D/F#
 Ny sangisangy izay fanao
Em7   Dm7      G7
 Horokoroka fahiny
Cmaj7  Bm7      Am7 
 Raha mety re ianao
        C/D         G   Am7 D
Averiko eto ankehitriny

Tonony 4
G              D/F#
 Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em7        Dm7       G7
 ’Zay nandreraka ny loha
Cmaj7           G/B         Am7
 Tsy ataoko intsony mandra-maty
           C/D          G     
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo

     Fiverenana

Famaranana: Cmaj7-G/B-Am7
            Ebmaj7-D7sus4-G