Hiran'i Imagine rehetra: Imagine Tonalite: B Intro B(add9)....(2x)| G ....Em7....|Em7....F#sus4..F# Verse 1 B(add9) F# 'Zao rehetra izao, afoiko anao B B C#m-B/D# Tsisy fetra satria tiako ia__nao E C#m7 F#-E/F#-F#/C# Ka n'inona ilainao, tsy ataoko ankahory anao E F# E F# Ny fara-fitiavako, dia ho anao, ho anao Fiverenana B(add9) G#m11 Izay sitrakao, 'zay rehetra tianao E F#sus4-F#(add9) Ataoko avokoa B(add9) G#m11 E E(add9) Izay ahasambatra anao no hany tanjona iriko C#m7(9) F#(add9) Anao 'zay afa-po anao, tanteraka E Fa raha toa ka sambatra ianao F#sus4 F# E F# Intro Dia ho sambatra aho (dia ho sambatra aho) Verse 2 B(add9) F# Tsisy atakaloko anao B B C#m-B/D# Fa sarobidy loatra ia__nao E C#m7 F#-E/F#-F#/C# Ka na izao tontolo izao, aza mbola ho rendrika E F# E F# Fa ny fitiavako anao, tsy ho levona, tsy ho levona Fiverenana Verse 3 B(add9) F# Raha mbola misy, ny irinao B B C#m-B/D# Mihoatra izay nomeko a__nao E C#m F#-E/F#-F#/C# Dia vonona aho ny anolotra, ny aiko ho anao E F# Raha 'zay no mba ahatsapanao, fa tiako ianao E F# Tena tiako ianao Fiverenana (2x)
Category Archives: tondrompeo
Tiako Foana (Johary)
Hiran'i Johary rehetra: Johary Tonalite: Bm (D) Intro Bm ....Em/B.... Bm ....Gmaj7/B ..Bm-Bm/A-A Gmaj7 ....F#/A#..A#dim.. Bm(add9)....F#m/A.... Gmaj7 ....Em11....|F#sus4..F# Verse 1 Bm F#/A# 'Reo nantenaina rehetra taminao Gdim F# Em9 F# A#dim Dia rava tsy nahafa-po o o o Bm F#/A# Na tsara, na ratsy 'zay rehetra natao Gdim F# Em9....A5-Em/G-F#sus4..F#add9 Najainao izy, mbola ao Pre-refrain Em9 A(add9) ’Zaho anie, F# (F#/E) A#dim Bm-F#m/A Namoy ny re_____hetra ho anao Gmaj7 Koa raha tsy mety izany D/F# Dia hojereko ihany Em9 F#sus4 F# Ilay efa sasa-ni__andry Fiverenana Bm7 Cmaj9 Dia ho tiaviko izy, ho tiaviko G Dsus2 Efa tsy ho ahy ihany ianao G C F#7b9 Omeko azy izay tokony ho anao A#dim Bm7 Omeko azy A/C# D C(add9) Dia ho tiaviko izy, hotiaviko Tetezana (solo sax) Bm ....C#7....| F#/A#-A#dim..Bm....(Bm-Bm7/A) Gmaj9....A ....| D....B/D#..D#dim Pre-refrain Em9 A(add9) Ny fitiavako azy F# A#dim Bm Bm7/A Tsy maty fa takona ihany Gmaj7 Koa raha miala ianao D/F# Em9 ô nanaloka tao F#sus4 F# Hamiratra izy toa masoandro Fiverenana Famaranana Bm/F#....Em....|Bm/D....C#m7b5.... Bm ....Em....|Bm/D....C#m7b5 A#dim..Bm
Satriko (Imagine)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Intro (Tonalite: C)
C...Am..Dm7...G...(2x)
Verse 1 (Tonalite: C, Eb)
C Am Dm7 G
Na izaho na ianao, samy mbola tia tokoa
C Am7 Dm7 G
Kanefa voatery, hisaraka ho roa
Fm Bb Eb
Tsy sitrapo velively, na ho hambom koa
Verse 2
C Am Dm7 G
Na izaho na ianao, samy tsy te-hifandao
C Am Dm7 G
Kanefa tsy ampy hery, hanoherana izao
Fm Bb Eb
Ireo olana hafa hiseho, no hanjaka izao
Fiverenana (Tonalite Eb)
Fm Bb Eb C
Satriko mba ho namanao
Fm Bb Eb C-Dm7-C/E
Satriko ho eo anilanao
Fm Bb Eb Cm
Satriko ny hifidy anao
Fm Bb Eb ....
Nefa izao no fiainana
Intro (2x) - tonalite C
Verse 3
C Am Dm7 G
Tsy izaho tsy ianao, fa ny manodidina
C Am Dm7 G
Nanao izay azo atao, handrava izay vita
Fm Bb Eb
Nataony ho kilalao, 'zay rehetra atao
Verse 4
C Am Dm7 G
Tsy izaho tsy ianao, no leo koa na hoe lao
C Am Dm G
Samy mba nikolo, kinanjo nikoro
Fm Bb Eb
F’ireo 'zay tsy voafidy, mba ho anjarantsika
Ora Iray Tsy Miverina (Tempo Gaigy)
Hiran'i Tempo Gaigy rehetra: Tempo Gaigy Tonalite: G Intro C-D-G.. | Am7-G-D.. C-D-G.. | C-G/B-Am7-(G) Verse 1 G Em7 C(add9) D Mbola tadidinao ve, raha mifanena indray isika roa G Em7 C(add9) D Mbola tsaroanao tsara ve, tsy nahay nanoroka anao 'zaho taloha G Em7 C(add9) D Mbola ao aminao ve, ’lay teny iray nandratra fo Tamin’izay hoy ianao Verse 2 G Em7 Tiako ianao hoy ianao, dia izaho tsy nandà (eny e!) C D Andraso eo, andraso eo kely aho G Em7 Izao no atao hoy ianao, dia nanaiky aho C D Tsy haiko indray izaho na tia anao (niandry anao teo aho) Pre-Refrain B(7) Em7 C D Niandry anao teo aho, tsy nitomany aloha (nanganohano anao) B(7) Em7 C D Gsus4..G Nanganohano anao, Menatra ny tontolo manodidina Fiverenana D G B(7) Em7 Raha ho lasa any ianao, f'izao ora farany eto izao C G A D Dia ora iray tsy hiverina, ka mamela ahy mba_hanoroka anao D G B(7) Em7 Raha ho lasa any ianao, ka manomboka eto izao C G A D 'Ndray andro iray tsy hiverina, na hiantso mafy ny anaranao Gsus4..G Izao tontolo izao
Ty Foko Tia (Eric Tahina)
Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina Tonalite: D Intro: D ..D/F#..G(add9)..A-F#7 Bm7..F#m7..G(add9)..A.... Verse 1 D D/F# G G-D/F# Raha ny foko efa tia, tsy havela hitempo lava izao Em7(11) F#m7 G A-F#7 Haratra sy hanihasia noho ny fitiavako anao Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F# Tsy mifamaly satria, Fo tsy mifandrindra Em7 D/F# G Asus4 A Rahoviana vao hitempo re, Izaho niandry ela be Fiverenana #1 D D/F# G G-D/F# Ty foko efa tia ,fa babo tsotra izao Em7 A D Em7 N’aiza hisy anao Izaho mbola tia A D Em7 D/F# G Gm6/Bb Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha D/A A D..Intro Fa fitia iray, hanova be dia be Verse 2 D D/F# G G-D/F# Ratra kely miserana, hambom-po tanatinao Em7(11) F#m7 G A-F#7 Ny foko hitahiry ireo tsara natao Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F# Izay anie vao tsapanao, Ny soa vita hatrizay Em7 D/F# G Asus4 A N’aiza n'aiza alehanao, Hafa ilay mbola tianao Refrain (tonalite D) Tetezana: D ..D/F#..G(add9)..A-F#7 Bm7..F#m7..G(add9)..A..Bsus4..B Fiverenana (tonalite E) E E/G# | A..A-E/G# Ty foko efa tia F#m7 B E F#m7 N’aiza hisy anao Izaho mbola tia B E F#m7 E/G# A Am6/C Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha E/B B E..E/G# Fa fitia iray, hanova be dia be A B E..E/G# Hanova be dia be (2x) A..B..E....
Tena Tia (Nanie)
Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Intro (Tonalite: A) F#m7-E/G#-A..| D-D/E-A.. (2x) Tonony 1 F#m7 E/G# A A/C# D Esus4 Raha toa ka lasa ny fisainanao Fdim7 A/E D A/C# Bm7 A E/G# 'Reo teny mamiko, indray i____ai_nanao F#m7 E/G# A A/C# D Esus4 Tsy hoe vao__vao, fa fantatrao Fdim7 A/E D A/C# Bm7 A E/G# G#dim 'Reo teny tsotra hoe: "tena tiako ianao" Pre-refrain C#7 Raha misy any ho any G#dim C#7/F F#m7 Afa milaza izany 'Zaho akory D A/E Tsy manahy, tsy mitovy Esus4..E7 Fitiavany sy ny ahy Fiverenana A G#dim C#7 Ny endrikao, ny fihetsi_kao F#m7 Em7 A7 D(maj7) Ny angolanao, ny tenanao rehetra E A/B D/E E Ny mombamomba anao, etsetra etse_tra A Efa voateny G#dim C#7 F#m7 Em7 A7 D(maj7) Efa voatety ny fitiavako ka matokia A/C# Bm7 Bm7/E Gadd9/A....A.... Tsy anio ihany fa ho doria Gadd9/A....A(add9).... Tonony 2 (Tonalite: Bb) Gm7 F/A Bb Bb/D Eb F Raha sendra kivy ianao, inty eto aho Gbdim7 Bb/F Eb Bb/D Cm7 Bb F/A Olon-tia anao, sa_dy na__ma_nao Gm7 F/A Bb Bb/D Eb F 'Reo toky izay omeko, efa ekeko Gbdim7 Bb/F Eb Bb/D Cm7 Bb F/A Adim Toky tsotr'izao: "te_na tiako ia_nao" Pre-refrain D7 Raha mafy sy mahery Adim D7/F# Gm7 Ireny sedra ireny ho levona avokoa Eb Bb/F Fa isika roa hifankatoa Fsus4 Iombona tokoa Fiverenana Bb Adim D7 [tonalite:Bb] C/E Bdim E7 [tonalite:C ] Ny endrikao, ny fihetsikao Gm7 Fm7 Bb7 Eb(maj7) Am7 Gm7 C7 F(maj7) Ny angolanao, ny tenanao rehetra Fsus4 Bb/C F Gsus4 C/D G Ny mombamomba anao, etsetra etsetra... Bb [tonalite:Bb] C [tonalite:C ] Efa voateny Adim D7 Gm7 Fm7 Bb7 Eb(maj7) Bdim E7 Am7 Gm7 C7 F(maj7) Efa voatety ny fitiavako ka matokia Bb/D Cm7 Cm7/F Bb C/E Dm7 C/G C Tsy anio ihany fa ho doria Tetezana: Eb-Bb/D-Cm7-Cm7/F| Bb....(2x) Eb-Dm7 -Cm7-F7 | Bb Eb-Bb/D-Cm7-Bb | F/A..A7-D/F#-F7 Fiverenana (Tonalite - C)
Ianao No Heriko (Bessa & Haingo)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Tonalite: G Intro: Em(add11)...B7... (2x) Em(add11)...Am...| Bbdim7...B... Tonony 1 Em D/F# G C G/D D G Mifaly a_minao ny foko Andriamanitra_ô A/G D/F# G/B D/A A(7) D Fa niposak'ao ny taratry ny lanitra Fiverenana D/A G/B C G/B C D Tononkalo vao no indro izao ate__riko G G/B C C G/D D G Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko Intro
Tonony 2 Em D/F# G C G/D D G Manazava ahy ny endrikao somamby A/G D/F# G/B D/A A(7) D Ravo ny fanahy fa voatambita___mby Fiverenana/Intro Tonony 3 Em D/F# G C G/D D G Ny androko_oma_ly maratra raha atambatra A/G D/F# G/B D/A A(7) G Toloranao fitia dia tony sady sambatra Fiverenana (2x)
Antsoy Ny Anarako (Nanie)
Key: C Intro: A(add9)/G..Gbmaj7/Ab.. Fmaj9 ..A/E.. C/Bb-Asus4-Fsus2/A| F-C/E Verse 1 C Fmaj7 Raha sendra tojo alahelo Em7 Am7 Dm7 F/G Raha toa ka mamelovelo C G/F Andramo antsoina, andramo andramo Bm7b5 E7b9 A7sus4-A7(b9) Antsoina ny anarako B7b9 E7 Am D(7)/A B7b9 Eaug7 Am Antsoy ny anara___ko (2x) Gm11 Fmaj7 Dm7 Em7 Fa ho avy aho andom-baravarana F G F/A G/B Hizara hasambarana Verse 2 C Fmaj7 [#1] C Gsus4-Fmaj7 [#2] Caug7b9 G/F-F(add9) [#3] Raha toa ka tsy ampy fitia Em7 Am7 Dm7 F/G [#1] Em7 Am7 Dm7 G7 [#2] Em7 Am7 D7sus4-Am7/G [#3] Misalasala ny dia C G/F F(maj7) [#1-#3] Andramo antsoina, andramo andramo Bm7b5 E7b9 G/A-A7b9 [#1-#3] Bm7b5 Eaug7 G/A-A7b9 [#1-#3] Antsoina ny anarako B7b9 E7 Am7 D7/A (B7/A) [#1-#3] B7b9 E(aug)7 Am7 [#1-#3] Antsoy ny anara_____ko (2x) Gm11 Gbm7b5 Dm7 Em7 Fmaj7 D/Gb [#1-#3] Fa ho avy aho hivimbina fitiava__na Eb-Bb/D-C [#1-#2] C/Bb..Am7b9..| C/Bb..F(add9)/A-F/A| F-C [Outro] Ho anao Chorus Fmaj7 Em7 Dm7 Dm7-Am [#1] G/F-C/E G7/D C G/B G/B-C-G7/D [#2] Ne_______fa mba tiako ho fantatrao G Abdim Am G [#1] C Asus2 Abdim Am Gbm7b5 [#2] F'izaho dia miantso a____nao Fmaj7 F C/E Dm7-Em7 [#1] Gm7 C/E A/F Dm/F D7 F/G-G [#2] Isan'andro vaky 'zao Vita hira ny anaranao Fmaj7 Em7 Dm7 Dm7-Am [#1] G/F C/E G7/D C G/B G/B-C-G7/D [#2] Sain______ga am-poko fotsiny ihany G Abdim Am G [#1] C Asus2 Abdim Am F#m7b5 [#2] No hiantsoko a____nao F F C/E D(7) F/G [#1] Gm7 C/E Dm7 C/E F G7sus4 [#2] Manjary hatramin’izao, tsy tonga ianao ka Verse 2 (#2) Bridge (2x) G/F-C/E.. | G7/D-C-G/B.. G/B-C-G7/D| C-Asus2-Abdim-Am Gbm7b5..Gm7-C/E..A/F-Dm/F ------------------------------ E/Ab-Am-Gdim/Bb [#1] D/Gb.... [#2] Chorus #2 Verse 2 [#3] EP: Mark I Suitcase (NSK II)
Tiako Ianao (Ivoara)
Hiran'i Ivoara rehetra: Ivoara Tonalite: A (F#m) Intro: F#m....E....|D....C#sus4..C# (x3) Tonony F#m E Hariva zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao D C#(7) Voatery izaho hanatitra anao F#m E Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao D C#(7) Hafaliana ny fo, fa tiako ianao Pre-refrain D E C#(7) F#m Tsy tsapako intsony 'lay izaho te-hody iny D E A F#m Satriko foana anilanao D E C#(7) F#m ’Zaho tsy te-hody, fa hanaraka anao D E A C#sus4-C# Satriko foana anilanao Fiverenana (2x) F#m E Tiako ianao eny tiako ianao D C#(7) Mamiko ianao rahatrizay Tetezana (mitovy @ intro x2)
Nefa Ny Anay (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook Tonalite: D Intro: F#m7..Em7..| A.... B7sus4.... | B.... Tonony 1 Em7 A Takona indraindray D B7sus4-B(7) 'Lay masoandronay Em7 A Misy aloka miserana, mitady hibahan-toerana F#m7 Em7 A D Malaza hafanana, no zarainy tsinjarainy B7sus4 B(7) Nefa ny anay, hatsiaka Em7 A Mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy Fiverenana D G A D Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana D G A D Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana D G A D Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao D G A D Mba tsy ho voarefy, voafefy sy fiainam-baovao Intro Tonony 2 Em7 A Feno be ny fo D B7su4 B(7)/D# Tohina tokoa Em7 A Mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa? F#m7 Em7 A D Ny saina tsy tony, mamadibadika hatrany B4sus7 B(7) Nefa ny teo, no eo Em7 A Tsy misy izany mba hoe fiovany tomany ihany Fiverenana Intro (faranana bass E)
VST: Garritan CFX Grand (Player)