1+1=1 (Poopy sy Ricky)

Hiran'i Poopy rehetra:Poopy
Hiran'i Ricky rehetra:Ricky

Tonalite: Eb (D - gitara 1er capo)
Capo: 1 (Gitara)
Bm: x24432 

Intro
G   A  Bm (3x) - Gitara
Ab  Bb Cm (3x) - Piano
-----------------------
Em9 A  Bm      - Gitara
Fm9 Bb Cm      - Piano

Verse 1
           G        A           F#m - Gitara
           Ab       Bb          Gm  - Piano
Sendra nandalo anie aho tamin’izay 
       G       A       Bm
       Ab      Bb      Cm 
Nivezivezy fa tokana iray 
             G       A        Bm-F#m
             Ab      Bb       Cm-Gm
Tampoka teo reko avy any aminao 
     G        A         Bm
     Ab       Bb        Cm
Hazavana hafanana hatsarana 

Verse 2
           G      A          Bm
           Ab     Bb         Cm
Sendra nandalo ianao tamin’izay 
     G       A     F#m
     Ab      Bb    Gm
Nifanojo ny masontsika 
           G      A       Bm
           Ab     Bb      Cm
Nientana iray ny fo sy fanahy 
       G        A         D 
       Ab       Bb        Eb
Ka tsaroako tsy afaka an-doha 

     Chorus
                    G   A         Bm
                    Ab  Bb        Cm
     Tsy nisy nanampo izaho sy ianao 
                  G      A     Bm
                  Ab     Bb    Cm
     Fa hifanojo-doha ho eto izao 
                 G   A     Bm
                 Ab  Bb    Cm
     Vonona ny hiaraka fa tia 
                 G     A     Bm
                 Fm9   Bb    Cm   
     Ka ny faniriana   ho doria 

Intro

Verse 3
               G        A          Bm
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao 
            G     A        Bm
Nisy hery iray fitiavako anao 
            G            A          Bm
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay 
      G       A      Bm
Ny hitambatra olon’iray 

           G       A        Bm
Reko fa nanohina ilay antsonao 
   G          A       Bm
Nibitsika mangina ny foko 
             G      A        Bm
Tsy haiko nolavina fa hery iray 
          G     A     D 
Izay nandresy ireo ahiahy

     Fiverenana (2x)
                    G   A         Bm
     Tsy nisy nanampo izaho sy ianao 
                  G      A     Bm
     Fa hifanojo-doha ho eto izao 
                 G   A     Bm
     Vonona ny hiaraka fa tia 
                G     A    Bm
     Ka ny faniriana ho doria