Hiran'i Ricky rehetra: Ricky Cadd9: x32030 D2: xx0230 Tonony 1 G D2 Avelao ’zaho hokotsain’ireo alahelonao, Cadd9 D2 Raha mbola misy fo tsy mety mitempo fitia G D2 Avelao ’zaho ho lena ireo ranomasonao, Cadd9 D2 Raha mbola misy tanana tsy mifandray mihintsy G D2 Avelao ’zaho hisento mandrakizay ’zaho, Cadd9 D2 Raha mbola misy foana ny elanelana mandrava G D2 Avelao ’zaho hitomany oa ’zaho, Cadd9 D2 D2 D2 D Raha mbola misy marina tsy voalazan’ny vava Fiverenana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana G D2 Cadd9 D Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy Tetezana G D2 Cadd9 D2 (3X) G D2 Cadd9 D Tonony 2 G D2 Avelao ’zaho hopotika ts'isy intsony, Cadd9 D2 Raha ohatra ka mbola tsy mandihy foana ny fony G D2 Avelao ’zaho ho levona, ho rava mihintsy, Cadd9 D2 Raha ohatra ny fitiavanao efa ts’isy G D2 Avelao ’zaho hangina, hangina tsy hiteny, Cadd9 D2 Raha ohatra ny fonao efa mihatery G D2 Avelao 'zaho, am’izao fotsiny eo, Cadd9 D2 D2 D2 D Raha ohatra ianao manomboka efa leo Fiverenana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana G D2 Cadd9 D Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy Tetezana Cadd9 D2 Raha ohatra ka fitiavana ny resaka Cadd9 D2 Raha ohatra ka tena fitiavana ny resaka Cadd9 D2 Ra ohatra ka fihavanana ny resaka Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2 Raha ohatra ka tena fihavanana ny reeeeeeeee- ie e e nah nah nah
Tag Archives: ricky
Iny Havako Iny (Ricky)
Hiran'i Ricky rehetra: Ricky Am7: x02010 Cadd9: x32033 D/F#: 2xx232 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G D/F# C G G D/F# C Tonony 1 G D/F# Cadd9 G Efa ela, loatra ho_aho e G D/F# Cadd9 G 'Zay nandehananao tany ’zay G D/F# Cadd9 G Tsy_nisy fotoana, nihaonana aminy e G D/F# Cadd9 G Nihodina any izy, nihodina 'ndraindray Tetezana G D/F# C G Toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa G D/F# C G Nanganohano ’zaho niandry anao mba_hitahy G D/F# C G Tsy nety voafafa ho_aho ireo lasa fahiny G D/F# C G Mbola hiraiko na mamirifiry Fiverenana Cadd9 G D Iny havako iny o, iny G G/B Cadd9 D Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily Cadd9 G D Iny havako iny o, iny G Am7 D Raha sendra mandalo ianao D G D/F# C G Miandry foana aho Tetezana G D/F# C Tonony 2 G D/F# Cadd9 G Taiza foana a, taiza ianao e G D/F# Cadd9 G Mangingina, tsy misy mpilalao G D/F# Cadd9 G Maloka foana, tsy nety nazava e G D/F# Cadd9 G Ny habakabaka, hitambarako aminao Tetezana G D/F# C G Toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa G D/F# C G Nanganohano ’zaho niandry anao mba_hitahy G D/F# C G Tsy nety voafafa ho_aho ireo lasa fahiny G D/F# C G Mbola hiraiko na mamirifiry Fiverenana (6x) Cadd9 G D Iny havako iny o, iny G G/B Cadd9 D Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily
1+1=1 (Poopy sy Ricky)
Hiran'i Poopy rehetra:Poopy Hiran'i Ricky rehetra:Ricky Tonalite: Eb (D - gitara 1er capo) Capo: 1 (Gitara) Bm: x24432 Intro G A Bm (3x) - Gitara Ab Bb Cm (3x) - Piano ----------------------- Em9 A Bm - Gitara Fm9 Bb Cm - Piano Verse 1 G A F#m - Gitara Ab Bb Gm - Piano Sendra nandalo anie aho tamin’izay G A Bm Ab Bb Cm Nivezivezy fa tokana iray G A Bm-F#m Ab Bb Cm-Gm Tampoka teo reko avy any aminao G A Bm Ab Bb Cm Hazavana hafanana hatsarana Verse 2 G A Bm Ab Bb Cm Sendra nandalo ianao tamin’izay G A F#m Ab Bb Gm Nifanojo ny masontsika G A Bm Ab Bb Cm Nientana iray ny fo sy fanahy G A D Ab Bb Eb Ka tsaroako tsy afaka an-doha Chorus G A Bm Ab Bb Cm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao G A Bm Ab Bb Cm Fa hifanojo-doha ho eto izao G A Bm Ab Bb Cm Vonona ny hiaraka fa tia G A Bm Fm9 Bb Cm Ka ny faniriana ho doria Intro Verse 3 G A Bm Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao G A Bm Nisy hery iray fitiavako anao G A Bm Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay G A Bm Ny hitambatra olon’iray G A Bm Reko fa nanohina ilay antsonao G A Bm Nibitsika mangina ny foko G A Bm Tsy haiko nolavina fa hery iray G A D Izay nandresy ireo ahiahy Fiverenana (2x) G A Bm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao G A Bm Fa hifanojo-doha ho eto izao G A Bm Vonona ny hiaraka fa tia G A Bm Ka ny faniriana ho doria
Kalangita (Ricky)
Hiran'i Ricky rehetra:Ricky Fampidirina (2x) C-G-C-F Tonony 1 C G F G Efa te-hody izaho amaray e (2x) C G F G F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x) C G F G ..Niandry ropilany ho tonga izaho e C G F G ..Hitondra taratasy any aminao e C G F G ..Nefa dia hatram’zao tsy mbola tonga foana e C G F G Sasa-miandry aho ny lohako efa mihasola Fiverenana C G Kalangita F G C G F G ..Omeko anao anie ny lanitra C G Kalangita F G C G F G ..Raha toa enao mbola mitandrina a C G Kalangita F G C G F ..Hamoronako hira vaovao foana e Tonony 2 C G F G Ivavaho tsara anie ny aty e (2x) C G F G F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x) C G F G ..Andefaso lambahoany izaho e C G F G ..Asio valiha any anatiny any e C G F G ..Dia mba omeo teny masina ho’a zany e C G F G Avy any.. avy any am-ponao any...Kalangitako zany e Fiverenana C G Kalangita F G C G F G ..Omeko anao anie ’zay masaka C G Kalangita C G Kalangita F G C G F G ..Raha toa enao mbola mitandrina a C G Kalangita F G C G F ..Hamoronako hira vaovao foana e C-G-F-G Famaranana C G F G Kalangita... (4x) C G G F Na na..na na (4X)
Taratra (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Bm: x24432 F#m7: 2xx220 Fampidirana Bm A G (4x) Tonony 1 Bm A G Toy ny taratr’hazavana Em A D ’Zato endrikao misariaka G F#m7 Em Ny fitsikinao mijery A D Toy ny masoandro mibaliaka G Em Nampitsiry vetsom-po Em F#m7 Tsy mba ho haiko ho tantaraina Bm A Manafana ny ao anatiko G Em Manodikodina ny loha Em F#m7 Maha lasalasa saina Bm A G Ka manjary nofinofiko Bm A G (4x) Tonony 2 Bm A G Tsy mety ho_afaka ao an-tsaiko ao Em A D Lasa nofy, vita sary G F#m7 Em Tsy mba ho_adinoko ho lalaiko A D ’Lay masonao mibaribary G Em Ny molotrao raha mitsiky Em F#m7 Masoandro vao maraina Bm A Manazava ny tontoloko G Em Voninkazo tsara loko Em A Voleko an-jaridaina Bm A G Mba ho haingon’ny tanànako Bm A G (2x) Tetezana D G Miboiboika tsy tàna Em A D Loharano tsy hay fefena G F#m7 Em Nandresy lahatra avy hatrany A D Tsy mba haiko noresena G F#m7 Em Ny fitsirin’ny fitiavako Em F#m7 Ianao ve mahalàla Fiverenana Bm A G Fa ny foko anie A D Efa babo tsy ankisala G A D Efa babo tsy ankizara G A Bm Efa babo tsy ankisala Bm A G (4x) Tonony 3 Bm A G Ny mba tsy_haritry ny saiko Em A D Dia ny ho_eo anilanao G F#m7 Em Raha vao nanomboka ny andro A D Nahafantarako anao G Em Tiako ho lazaina Em F#m7 Ho bitsihina aminao Bm A Ny ao anatiko mangina G Em Tsy foiko raha ho zaraina Em F#m7 Fa ho antsika sy ianao Bm A G Satria ianao no mba namako Bm A G (2x) Tetezana D G Na ny oram-pahavaratra Em A D Na merik’andro ny ririnina G F#m7 Em Raha toa ka ho_eo anilanao aho A D Dia ho foana tsisy ho_inona G A Em Fa lohataona lalandava Em F#m7 Diavolana mazava Fiverenana Bm A G Fa ny amintsika anie A D Dia ho iray tsy ho rava G A D Dia ho iray tsy ho rava G A Bm Dia ho iray tsy ho rava