Hiran'i Belahy rehetra: Belahy Bm: x24432 F#m:244222 Fampidirana D A G D (2x) A D (3x) Tonony 1 Bm Bm A Tena babo tokoa ny foko vao nahita an-droky A G G D Tsy nahita ny lalan’kombana, saiky hidofotra tamin'ny tolana D A A D Ny vavako tsy nahatana, f'avy hatrany dia niantso hoe Malala Tonony 2 Bm Bm A Dia niaraka isika ka nanjary nifankatia A G G D Isan’andro dia miara-dia, mifamihina rehefa hande ha hody D A A D Dia nanao revy totozy, fa satria mbola tsisy papozy Tonony 3 Em G A D Ary isika tsy zatra mihafy satria nanam-bola tahirim-banky Em G A D Tamin'izany rehefa mirozy mandeha picklahy fa tsy ligne onze Em G A D Tonga hatrany amin’ny restaurant rehefa kamo mahandro babà Em G A D Dia nihinana sady nisotro tsy nisy nivavaka tamin'ny Tompo Tetezana G A D Ankehitriny ny zaza efa dimy fa aza kizitina G A D Dia hiakatra enina indray io satria efa bikina G A D Ny antsika ny tahiry kely efa foana sy kikina G A D Ianao mbola te hi-style andeha bigle Em F#m G A Efa tena tsy zakan’ny tsena ny vidim-bary, savony sy hena D Hatramin’ny frais Em F#m G Ka ho tsofiko rano ianao raha toa ka handeha A D Hanao ny revin’ireo kala be A D Fa i Papa tsy manao vengeance A D Avelao ny papozy hi-stance Fiverenana (2x) Bm A Soava dia, soava dia e G A D Soava dia raha handeha ho any Etats Unis Bm A Bonne chance, bonne chance e G A D Bonne chance ianao raha ho any France Tetezana/Solo: D A G D (2x) A D (3x) Tonony 4 Bm Bm A Ianao no mahalala milaza fa hoe tsy tamana A G G D Tsy maninona fa mandehana, fa izaho tsy mahay fahagagana D A A D Hanafahana ny fahantrana, fa satria aho kely karama Tonony 5 Bm Bm A Nanantena ny hilamin-tsaina hahazo fiara A G G D Zava-doza no indro mitranga, mikorontana hatramin’ny zaza D A A D Isan’andro dia miady lava, tokantrano aza efa ho rava Tonony 6 Em G A D Ianao tsy manaiky resy, manara-damaody manenjika fety Em G A D Ny ankizy ato an-trano mitombo, mitombo isan-taona mifanesisesy Em G A D Tokantrano nivarina an-kady fa isika mivady tsy nanao kajy Em G A D Ka vao tratran’ny embouteillage sy délestage dia hisara-bady Tetezana G A D Ankehitriny ny zaza efa dimy fa aza kizitina G A D Dia hiakatra enina indray io satria efa bikina G A D Ny antsika ny tahiry kely efa foana sy kikina G A D Ianao mbola te hi-style andeha bigle Em F#m G A Efa tena tsy zakan’ny tsena ny vidim-bary, savony sy hena D Hatramin’ny frais Em F#m G Ka ho tsofiko rano ianao raha toa ka handeha A D Hanao ny revin’ireo kala be A D Fa i Papa tsy manao vengeance A D Avelao ny papozy hi-stance Fiverenana (2x) Bm A Soava dia, soava dia e G A D Soava dia raha handeha ho any Etats Unis Bm A Bonne chance, bonne chance e G A D Bonne chance ianao raha ho any France
Tag Archives: acoustic gasy
Tretrika (Olombelo Ricky)
Key: G Am7: x02010 C/G: 3x201x D/F#: 2xx23x Dsus2: xx0230 D/G: 3xx23x Dsus4: xx003x G6: 3xxx30 G/B: x200xx Intro (2x) G..G6.. C Dsus2 (2x) Verse 1 G D/G C/G G Rahoviana ihany ho’aho, rahoviana C G/B Am7 Dsus4 Vao hifampizaràna ny hafaliana G D/G C/G G Rahoviana ihany ho’aho, ambarao C G/B Am7 Dsus4 Sao dia ela loatra any ianao ---> Intro Verse 2 G D/G C/G G Jerijereo eny ihany aho f’aza ariana C G/B Am7 Dsus4 ’Lay masoandronao toa mitanila G D/G C/G G Tazatazano eny ihany aho,f’aza_adino C G/B Am7 Dsus4 Fa ny angolanao feno fifaliana Chorus (2x) G G Tretrika ho’aho ’zaho tretrika e C D Tsy tsaroako masoandro milentika e! G G Tretrika ho'aho 'zaho tretrika e C D Sitrana ’mbam’ny aretiko --->Intro Verse 3 G D/G C/G G Mba zarao am’zay ary ny hazavana C G/B Am7 Dsus4 Dia miara-manonja aminao ’zaho sy ny hafanana G D/G C/G G Amboamboary am’zay ’zah, amboamboary C G/B Am7 Dsus4 F’efa ela loatra no narary ---> IntroT Verse 4 G D/G C/G G Te-hihaino anao ’zaho, te-hihaino C G/B Am7 Dsus4 Miara-mihaina aminao ’zah, miara-mihaina G D/G C/G G Miara-ory aminao ’zaho, miara-faly C G/B Am7 Dsus4 Te-hihira am’zay ’zaho, mahatsiaro Chorus Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky
Anaro Aho (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Dm7: xx0211 Em7: 022033 G/B: x2003x Fampidirana C (2x) Tonony 1 C G Am Em Efa niezahako ny tsy hahasarika ahy F D G-Am-G/B Hitsiriritra anao G E Nefa ny foko Am G F Mitady handresy ahy rehefa eo ianao Tonony 2 C G Am Em Nihafiako koa ny tsy hibanjina foana F D G-Am-G/B Hanopy maso anao G E Am F Fa misy hery maimaimpoana C G C Anaty masonao Tetezana F Em7 Dm7 G C Nefa izaho tsy afaka ny hanan-droa F Em7 oh hey eh oh ouh oh, miady ny saiko Bb G Tena mahavaky ny loha Fiverenana C Em Em F Dm Ka iangaviako ianao ho mpananatra ahy G G C G/B-C-G/B-C Dia mba tsy hahalasa anao ho fakampanahy Em Am F Am G D Raha toa ka ianao mantsy no mba miteny ahy F G Dia tsy maintsy hanaiky aho satria C Tiako anao Tetezana: Em Am F Am G D F G C Tonony 2/Tetezana Fiverenana (2x)
Fitia Sahala (Nirina sy Liva)
Hiran'i Nirina sy Liva rehetra: Nirina sy Liva Fampidirana E C (2x) E Am G C Am G F C F Am G Am G F C F G C E Tonony 1 Am G C Eny hoy aho ry aiko G C Faly anie izany saiko Am G F C Fa toa ny faniriako F Am G Eto anilanao re ry tiako Am G F C Toa ny faniriako F G C E Eto anilanao re ry tiako Tonony 2 Am G C Eny hoy aho ry lala G C Lazaiko tsy misalasala Am G F C Fa tretrika sy sambatra aho F Am G Fa tena mba tojo anao Am G F C Tretrika sy sambatra aho F G C D Fa tena mba tojo anao Fiverenana G D Tiako ianao ka tiako C G Ianao no fifaliako G C Am Ianao no nofidiko D G Satria ianao no tiako C Em Indreto ary isika izao F C Efa mahalala F C Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao D G Dia tena fitia sahala C Em F C Izaho sy ianao samy mahalala C Dm Em F K’handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala C Dm Em F K'handeha isika manomboka izao C G C E Hiombom-pitia fa sahala Tonony 3 Am G C Na ho mamy na hangidy G C 'Sika ef'iray safidy Am G F C Ka na ho tsara na_ho_ratsy koa F Am G Dia vonona hifanasoa Am G F C Na ho tsara na_ho_ratsy koa F G C E Dia vonona hifanasoa Tonony 4 Am G C 'Reo lasa izay nahaory G C Tsy ahoantsika akory Am G F C 'Reo toloko sy tomany F Am G Hisolo hiram-pitia izany Am G F C 'Reo toloko sy tomany F G C D Hisolo hiram-pitia izany Fiverenana G D Tiako ianao ka tiako C G Ianao no fifaliako G C Am Ianao no nofidiko D G Satria ianao no tiako C Em Indreto ary isika izao F C Efa mahalala F C Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao D G Dia tena fitia sahala C Em F C Izaho sy ianao samy mahalala C Dm Em F K’handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala C Dm Em F K'handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala E Tetezana: Am G C G C Am G F C F Am G Am G F C F G C..D Fiverenana
Neny (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Bekoto rehetra : Bekoto Key: Em (G) Ny B7 eo amin'ny Em-B7-Em-(D7/F#) dia x24242 A7: x02020 B7: x21202 B7/F#: 2x1202 C/E: 032010 D7/F#:2xx21x D/F#: 2xx232 G6: 3x0030 Intro G6..F..| C/E.... A7.... | D.... F#..B7-B7/F# | Em.... C..D/F#..| Em-D/F#-Em-D7/F# Chorus G F C/E Neny neny neny neny A7 D Neny nitondra biby ankibo B7 B7/F# Em Neny nibaby varatra C D Em-D/F#-Em Neny fola-damosina Verse 1 Am Em Nitaiza biby antrano ianao B7 Raha tsy afolakao B7 Em Tonga izy dia hitroatra Am Em Raha lasa gaigy ny zanakao B7 Hisavorovoro ireo olona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Handeha hamono ilay biby Chorus Verse 2 Am Em Tantananao ny diany Em B7 Itsahiny ny lohanao B7 Em Nefa ianao tsy hiteny Am Em Hihazakazaka handeha Em B7 Ny volana sy ny taona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Ho aiza izao ’lay zanakao
Chorus Verse 3 Am Em Vaky ny tafotranonao Em B7 Hanidina ny zanakao B7 Em Hanaraka ny habakabaka Am Em Zaza teraka amoron-drano Em B7 Hanonja ny fiainany B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Hohadinony 'lay reniny
Chorus
Vinanto (Tirike)
Hiran'i Tirike rehetra: Tirike Capo: 2 (D ny kle fa tsy misy capo dia C=D, D=E, G=A, Em=F#m) Fampidirana: C D G (2x) Tonony 1 C D Fa misy ndroa andro izay e G Em Tsy nahitako an’azy e C D Tsy haiko marina_e G Ty tany nandehanany_e Tonony 2 C D Tsy ady nifanaovanay e G Em Nilany ty tranonay C D Fa de nandeha anao G C..D.. Tsy mba nanambara Fiverenana (2x) G C G C..D.. Vinantonao baba tsy hitako G C G Zanakao rafozako fa tsy anjara Tonony 3 C D Aza omena tsiny izy e G Em Fa fomba valy zatse e C D Laha teagne G Mampisy korontagne Tonony 4 C D Iha tsy mandineke G Em Fa mora mivalike C D Halignonao G C..D.. Voady nifanaovagne Fiverenana (2x) G C G C..D.. Vinantonao baba tsy hitako G C G Zanakao rafozako fa tsy anjara Tetezana: C D G (2x) Tonony 1/Tonony 2/Fiverenana
Ravitoto (Tselonina)
Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina Capo: 2 (A ny kle orijinaly, raha tsy misy capo (G=A, C=D, D=E) Tonony 1 (2x) G C G Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako D G D Ravitoto mivelatra eo am-bilihako G C G Nampirafesinao aho zany tain’omby tain-gisa D G C-G Mbola potika aminao aho e Tonony 2 (2x) G C G Tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala D G D Nanjomonjomotra sy mototra lasa vinany o G C G Saika handeha hamono tena aho nefa tojotojo taovan-kena D D G C-G Taovan-kena ratsy fositra malanilany Tonony 3 (2x) G C G Ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko D G C-G Manao veloma an’ahy izy e G C G Namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy D D G Fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko Tetezana: G C G D D G C-G Tonony 4 G C G Ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso D G Miaraka amin’ny vary be mitafotafo G C G Ravitoto sy voanio anie no recette tena Malagasy D D G Trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (2x) Famaranana G C G Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako D G D Ravitoto mivelatra eo am-bilihako
Nofinofy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 C*: inty ny fomba fitendrena an'ilay solo eo amin'ny e kely Ny bass sy ny naoty dia C ihany e| 3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-3 C**:3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-12 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A7: x22020 C: 0x2010 C/E: 4xx553 na 4x2010 D: 0x0232 D/F#: 6x0775 Dm:2x0231 E: 446454 E/G#: x12100 F: 557565 G: x0343x G/B: x4043x Fampidirana: C* Tonony 1 C Am Omeko anao mba hanjakanao D D/F# G Ny habakaba__ka Dm G C Ny kintana azoko hakana A7 Dm G Hataonao firavaka Tonony 2 C Am Na ny masoandro aza D D/F# G Sakanako tsy hatory Dm G C Mba hanome hafanana sahaza Dm G C Ny fonao oriory Fiverenana C C/E F Vontom-pahoriana E E/G# Am Ory ny tsy fananana Dm C/E F'izay mba nirina G G/B C___ Tsy misy hananana Tonony 3 C Am D D/F# G Etsy akipio ny masonao roa Dm G C F’izay irinao anio A7 Dm G Ho azonao avokoa Tonony 4 C Am D D/F# G Fa manan-karena nofinofy aho Dm G C Ka azoko omena Dm G C Izay rehetra tianao Fiverenana C C/E F Raha sendra hetaheta E E/G# Am Omeko anao ny ony Dm C/E Sotroy izay laninao rehetra G G/B C Mandra-pahatony C C/E F Raha toa sendra mosary E E/G# Am Ho tolorako sakafo Dm C/E Na laoka na vary Dm G C 'Lay tena tsa_ra sy lafo Tonony 5 C C/E F Raha sendra hirifiry E E/G# Am Omeko mpitsabo ianao Dm C/E Na firy na firy G G/B C Eran’izao tontolo izao Tonony 6 C C/E F Raha tianao tany E E/G# Am S'izay rehetra ao Dm C/E Raha ilainao izany G G/B C Dia atolotro anao Tetezana: C* Tonony 7 C C/E F Raha 'zay vola foana E E/G# Am Tsy ho zakanao babena Dm C/E Tsy avelako ho noana G G/B C Hampiondanako harena Tonony 8 C C/E F Raha te hitety tany E E/G# Am Hanodidina ny tontolo Dm C/E Na aiza n'aiza izany G G/B C Hataoko hitanao daholo Tonony 9 C Am Aoka, aoka aloha D D/F# G Avelao hitohy ny nofy Dm G C Aza mbola mifoha A7 Dm G Ny zava-misy tsy mitovy Tonony 10 C Am Ary ianao toa tomany D D/F# G Mangina sombinaina Dm G C Ao,manofisa ihany Dm G C Raha toa izany no ilaina Fiverenana C C/E F Fa ny nofy tadidio E E/G# Am Hitovizana amin’ny maro Dm C/E Ny maso fotsiny no akimpio Dm G C Ny saina no ampiakaro Famaranana: C** Tendry Tsotra (EADGBE) A7: x02020 C/E: 0x2010 D/F#: 2xx232 E/G#: 4x2100 G/B: x2003x
Ny Endrikao (Aloma)
Hiran'i Aloma rehetra: Aloma C7: x32310 Fm: 133111 Tonony 1 (2x) C C7 Raha sendra hakiviana F Fm Ka tsy hita izay hatao C Am D G Dia mitondra hafaliana ny_endrikao C C7 Toa masoandro vao maraina F Fm Mampisava tsotr'izao C Am G C Irony zavon'adintsaina ny_endrikao Tetezana F Em Tena feno hazavana F Em Izao tontolo izao F Em F G Raha mirana mazana izany endrikao Tonony 2 C C7 Fa maizana ny tany F Fm Ka majombondava ao C Am C Raha lalovana tomany ny_endrikao Tetezana C A Dm G Azoko ambara tsotr'izao tsotr'izao C A Dm G Marobe no tsara noho ianao noho ianao C C7 F Fm Nefa asa lahy fa ny endrikao C Am D G No nanintony ahy lalandava izao Tonony 1 miverina
Rakoto Matiloha (Jerome Randria)
Hiran'i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria Misy Capo 1 raha ilay version-i Railola A#: 688766 D#: x68886 F#m:244222 G#: 466544 Gm: 355333 Tonony 1 D Toa takona tsy tazana D A Any ambadik'any ho any ilay tanànako A Ho saraka tsy hita anoloana ny tavako D 'Reo havako D Hofan-tànan'olon-tiana D G Gm Kopakopaka mosara no nilaozako D Em A Morontsiraka mafana tora-pasika mandoro D No vantaniko Tonony 2 D Any an-dranomasina D A Any ambany lanitra mangina no honenako A Alin-kitana amam-bolana sy rivotra madio D no mba làlako D Eny an-tokontanin-tsambo D G Gm Miaraka amin'ny gitara no hiràko D Em A Ireo hira izay fikaloko ireo hirahirantsika D Tena mamiko Fiverenana D D Veloma ry Iarivo, ry Iarivo A Mamin'ny fo A Veloma mandra-pihaona A D Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha D D La la la la la la, la la la A La la la la A La la la la la la A D La la la la la la, Rakoto matiloha Tonony 3 D Raha sendra embonembona D A Any ho any ka voatonona ny anarako A Dia tsarovy fa manjohy anareo any koa D Ny eritreritro D Ireo sarin'ny sakaiza D G Gm Sy ny sarinao ry tiana no fandrianako D Em A Isan'andro vao mifoha, na ny alina hatory D Ho voajeriko A# Tonony 4 (Ambony) D# Eto taona maro angamba D# A# Eny mbola tsy voafetra, hiverenako A# Aza malahelo foana antenaiko hisy fihaonana D# Ny anjarako D# Amin'izay fotoana izay D# G# G#m Hifampiatoraka isika hifamihina D# F#m A# Ho eo imolotro indray ireo teny mamintsika D# Fahizay
Fiverenana (Ambony)
D# D#
Veloma ry Iarivo, ry Iarivo
A#
Mamin'ny fo
A#
Veloma mandra-pihaona
A# D#
Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha
D# D#
La la la la la la, la la la
A#
La la la la
A#
La la la la la la
A# D#
La la la la la la, Rakoto matiloha