Naleoko Ihany (Olombelo Ricky)

Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky
A4:  x0223x
Bm:  x24432
D/A: x0x232 D/F#:xx4232
Em7: xx2033
Gm:  xx5333 (na  355333)

Fampidirana 
D  Em7  D  Em7 (2x)
 D   Em7  D   Em7
Ouh Ouh  Ouh Ouh (2x)

Tonony 1
          D        A      Bm
Naleoko ihany tsy nisy ianao 
Em7              A
 Toy izay hanandratsy aho 
          D      A       Bm
Fa ny antsika anie vao omaly 
Gm           A4               D
 Adinonao sahady ka nandratra ahy 
D Em7 D Em7 (2x)

Tonony 2
          D         A          Bm
Naleoko ihany olom-pantatro ianao 
Em7           A
 Arahaba dia vita 
        D        A              Bm
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy 
Gm           A4                   D  Em7
 Irony zava-bitantsika hatramin’izay 
D Em7

     Fiverenana (2x)
         D       D/A       D/F#
     Avelao, avelao amin’izao 
            D        Gm D..A
     Fa ho namako ianao 
     
    Fiverenana (2x)
         Bm    A         G
     Avelao mihitsy anie aho 
         A        D
     Ho namako ianao 

D    Em7  D   Em7
Ouh ouh, ouh ouh (2x)

Tonony 3
      D    A           Bm
Aza asianao resaka intsony 
Em7             A
 Izay vita dia vita 
       D        A         Bm
Fa fitiavana madio no atolory 
Gm            A4                 D  
 Fa io no nahaory anay hatramn’izay 

D Em7 D Em7 (2x)

Tonony 4
        D          A         Bm
Ny lalanao tsy ho lalako intsony 
Em7        A
 Samia mandeha 
       D        A       Bm
Ireny tantara ireny avalony 
Gm                        A4
 Tsy tiako ho henoina intsony
      A                  D   Em7
Tsy tiako ho henoina intsony
D Em7

     Fiverenana (2x)
         D       D/A       D/F#
     Avelao, avelao amin’izao 
            D        Gm D..A
     Fa ho namako ianao 
     
     Fiverenana (2x)
         Bm    A         G
     Avelao mihitsy anie aho 
         A        D  Em7
     Ho namako ianao 
     D Em7

			

Serana (Rija Ramanantoanina & Nanie)

Key: F

Intro (2x)  F....Ebmaj9..
            F....Eb6/9

Verse 1
F            Bbmaj7          Am7
 Nidify tsy hita taratra intsony 
             Gm7/C           F
Nandalo vetivety toy ny tsy teo 
           Bbmaj7        Am7
Ny entana nentiny aza nafoiny 
          Gm7           Bbmaj7
Hivalona ve sa mbola hitohy 
            Am7
Ny anganontsika roa 
     Dbdim7        D7sus4 D7
Toa fohy fa nanohina ny  fo 
     G7                  
Toa fohy fa nampifoha 
       C7
Ny masoandroko 

Verse 2
F            Bbmaj7        Am7
 Tsiriry mandalo lavitra akany aho 
          Gm7/C            F
Mitety farihy havoana tsy teo 
            Bbmaj7         Am7
Tsiriry manjohy fodiana tokoa 
             Gm7         Bbmaj7
Tsy manana akany an-tananao 
             Am7
Tonga nampangovitra 
  Dbdim7       D7sus4 D7
Ilay hafanana kely   teo 
      G7
Ilay fo niniana tsy hangina 
       C7
Tsy naloam-peo 

     Pre-Chorus
         Bbm                 C7
     Fa sara-namana vao hitany 

     Chorus
      C/F    Bb/F Bbm/F
     Tojo fitia 
                        F        Bb/F Bbm/F
     Nampifanantona ny fontsika roa 
                         F      Gbdim7
     Fitia mandalo nefa moa nifoha 
     Gm7                       C7              Fmaj7
       Iza no tsy nahalala antsika roa nisara dia
                         Bbmaj7           Em7b5
     F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny 
                          A7             (Dadd9..Cadd9..x2)
     Zary fitia mitondra ratra nitamberina

Verse 3 (Key: G)
G            Cmaj7           Bm7
 Nidify tsy hita taratra intsony 
             Am7             G
Nandalo vetivety toy ny tsy teo
            Cmaj7          Bm7
Tsiriry manjohy fodiana tokoa 
             Am7         Cmaj7
Tsy manana akany an-tananao 
             Bm7
Tonga nampangovitra 
  Ebdim7       E7sus4 E7
'Lay hafanana kely   teo 
      A7
'Lay fo niniana tsy hangina 
       D7
Tsy naloam-peo 

     Pre-Chorus
         Cm                  D7
     Fa sara-namana vao hitany

     Chorus
      D/G    C/G Cm/G
     Tojo fitia 
-------------------------------
3x
                        G  C/G
     Nampifanantona ny fo
     Cm/G                  D/G  C/G
       Fitia mandalo nefa moa

Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina 
Hiran'i Nanie rehetra: Nanie

Andro Ririnina (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
D ny kle orijinaly tamin'ny 1977 fa taty aoriana 
novain'i Dadah C ny kle (mety kokoa amin'ny tendry gasy)

Tendry Gasy (CGDGBE)
A7:x22020     Am:  x02210
C: 0x2010
Dm:2x0231 (na Dm7: 2x3211)
Em:4xx453 (na Em7: 4x5433)
G: x0343x

Intro (Version Gitara): C....Em....| Dm....Gsus4..G..
Intro (version Piano): Cmaj7...C....


Tonony 1
C           Em          
 Tsy ny fanananao harena 
Dm                  G
 No hampiova ny fitiavako
C                   Em          
 Fa na misy na tsy misy volamena 
Dm             G          C
 Ianao no mba hany firavako

     Fiverenana
     Dm             G   
      Ity foko efa tery 
     Em                A7       
      Feno fitiavana anao oh  
     Dm               G 
      Nahoana eh no dia havela irery
     G                      C
      Moa va tsy mendrika anao 

Tonony 2
C                Em            
 Na ny masoandro_aza akia e
Dm              G
 Tsy mamiratra noho ianao
C          Em        
 Maizimaizina ny aty e
Dm              G    C
 Raha toa ka hilaozanao

     Fiverenana
     Dm               G      
      Feno rahona ny lanitra
     Em            Am
      Rava ny faniriako
     Dm            G       
      Naleonao nangarika 
     Em                           Dm G
      Toy izay hanatrika ny hakivia_ko

Tonony 3
C                  Em           
 Lasa ianao toy ny andro ririnina
Dm                    G
 Nitondra tsitra tsy taratra
C                Em                  
 Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Dm            G               C
 Irery tratra andro fahavaratra

Tonony 4
C           Em      
 Tsy ny helanelan-tany 
Dm                G
 No hanova izato foko
C           Em          
 Eny na dia  lavitra ihany
Dm               G   C....
 Ianao no ho tsarovako

Tonga Ny Alina (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2 

Tendry Gasy (CGDGBE)
Naoty - Fampidirana/Solo
Am:   xx7x(10)8
C:    0xx558 C':0xx988
D:    xx07(10)(10)
E/G#: xx6x87
F4:   5xx566 F: 557565
G4:   x0x788 G: x0x787

Naoty - Tonony/Tetezana
Am:   x22210
C:    002010
D:    0x0232 Dm7: 2x3211
E:G#: x12100 Em:  442000 na 4xx453
F:    557565
G:    x0343x

Fampidirana
C.....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F  G  C'

Tonony 1
C    Em   F   Dm7    G       C
 Tonga ny alina,  natao hatoriana 
      C       Em    F Em Dm7
Nefa maro no tsy milami_na 
    G      C   
Sy be fanahiana 

Tetezana
     C          Em  F
     Ao ’reo namoy  olon-tiana 
     D                G
      Niari-tory tsy fidiny 
     E/G#           Am
      Fa nolalovam-pahoriana 
         F    G       C
     Alina feno ngidiny 
     
     C    Em          F
     Ao ireo 'zay mitsabo tena 
     D              G
      Mahatsiaro manary aina 
     E/G#               Am
      Tsy mety kivy fa manantena 
               F    G    C
     Mbola ho tojo ny maraina

Tonony 2
C    Em   F   Dm7  G                    C
 Tonga ny alina,    ny ditra no mitsaitsaika 
       C         Em  F     Em  Dm7
Fa ny hendry sy ny     ma_li__na
G                 C   
 Mamonjy fodiana maika

Tetezana
     C          Em      F
      Ny tonta kely sy ny jiolahy 
     D               G
      Natosim-pahantrana 
     E/G#                Am
      No tsy miraika fa sahisahy
                  F    G    C
     Handeha handroba ny tanàna

     C        Em  F
      Ny vehivavy  vatana 
     D                    G
      Miasa ka tsy resin-tahotra 
     E/G#             Am
      Miandry izay hitantana
           F        G     C
     Ka midola tsy miahotra

Solo
C....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F G C

Tonony 3
C    Em   F   Dm7  G               C
 Tonga ny alina,    alin’ny mpiriaria 
     C    Em  F  Em  Dm7
Mahatonga azy  hiarina
G                 C   
 Hiala mandry satria

     Fiverenana
      C          Em      F
     Be ’reo toerana azony aleha 
     D           G
      Fotsy varavarana 
     E/G#          Am
      Dia mandany vola be
              F    G     C
     Toy ny tsy nisasarana
'
     C      Em         F
      Dia ataony ’zay rehetra tiany 
     D                 G
      Ny devoly aza fohaziny 
     E/G#            Am
      Hanantontosa ’zay irin'ny
        F      G    C
     Zanaky ny aizina

Solo 
C....F4..F..
D....G4..G
E/G#.....Am..
F G C'

Famaranana
C    Em   F   Dm7    G       C
 Tonga ny alina,  natao hatoriana

Tendry Tsotra (EADGBE) 
Naoty - Fampidirana/Solo: 
Mitovy amin'ny ireo ambany 
fa tsy tendrena ny beso 2 (e.g C: xxx558) 

Naoty - Tonony/Tetezana 
Dm7: xx0211 
E/G#: E no tendreo (022100)

Hafatra (Rossy)

Hiran'i Rossy rehetra: Rossy
Dm: xx0231
Fampidirana
C   F G  C (2x)
C   F Dm G C (2x)
F.. G

Tonony
          C                      F
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra
     G                       C
Aza misy adino ataovy tonga lafatra
        C                   F
Ny rediredin’ny foko kely adalako
      G                      C
Ampombaiko anao omeo ilay malalako

Tetezana
         G                           C
Tsy manadino hono hoe, raha tsy mahasoratra ho anao
          G                         C
Fa ny alahelo anao no be, ka lasa saina lava izao
          C                   F
Fa mbola be ny zava-tiana hambara
     C              G                  C
Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara

C   F Dm G C (2x)

Famaranana (2x)
          G                     C     
Hialako tsiny raha toa miambakavaka
        G                      C
Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka
          C                      F
Hialako tsiny raha mando koa ny tavako
       G                       C
Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa
----
          C                      F
Hialako tsiny raha mando koa ny tavako
       G                       C
Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa

C   F Dm G C (2x)

Nantenaina (‘Zay)

Hiran'i 'Zay rehetra: 'Zay
A2:   x02200  Am7:  x02010
Bb7:  x13131
B:    x24442  B9:   x21220   
F#m7: 2x2220 
Gm7:  3x333x (na 35333x)
G#m7: 4x4440 (na 46444x)

Fampidirana
A2 (2x)
E A2 (2x)
E B9

Tonony 1
E               A2    E
 Nantenainay haharitra 
G#m7        C#m 
 Ny fiarahana_tety 
A             E
 Fitiavana, eh firaisam-po
F#m7       B9..B
 Faharetana 

Tonony 2
E               A2  E
 Toa samy nifampizarana
G#m7      C#m
 Avokoa ireo 
 F#m7  A      B9..B
Kanjo lasa ianao

F#m7 A B

Tetezana
A2          E            F#m7 
 Mamy raha ny fiarahana 
 B9           E     
Na  ny tsiky na ny sento 
A             G#m7
 Nahatsapana fahasambarana 
F#m7                      B9   B
 ‘Zay tsy hain’iza ho fantarina 

     Fiverenana
     E            F#m7
      Kanefa izao,  raha lasa ianao 
     Gm7              A          B E
      Dia mbola ho tohizanay hatrany 
                E   F#m7         
      Ireo efa vita, kinasantsika 
          A           B  D
     Hanomezana__hasina 
     
          G                   F#m
     Ho anao ‘lay namana tsy foy 
              B    Em           
     Nefa nandao anay, 
              Am        B
     Ry nantenaina maminay

Tetezana
A2          E            F#m7 
 Mamy raha ny fiarahana 
 B9           E     
Na  ny tsiky na ny sento 
A             G#m7
 Nahatsapana fahasambarana 
F#m7                      B9   B
 ‘Zay tsy hain’iza ho fantarina 

     Fiverenana
     E            F#m7
      Kanefa izao,  raha lasa ianao 
     Gm7              A          B E
      Dia mbola ho tohizanay hatrany 
                E   F#m7         
      Ireo efa vita, kinasantsika 
          A           B  D
     Hanomezana__hasina

          G                   F#m
     Ho anao ‘lay namana tsy foy 
              B    Em           
     Nefa nandao anay, 
              Am        B
     Ry nantenaina maminay

     E            F#m7
      Kanefa izao,  raha lasa ianao 
     Gm7              A          B E
      Dia mbola ho tohizanay hatrany 
                E   F#m7         
      Ireo efa vita, kinasantsika 
          A           B  D
     Hanomezana__hasina

Solo (mitovy @ "ho anao 'lay namama tsy foy..")
     G  F#m
     B  Em
     Am B 

Famaranana
     E            F#m7
      Kanefa izao,  raha lasa ianao 
     Gm7              A          B E
      Dia mbola ho tohizanay hatrany 
                E   F#m7         
      Ireo efa vita, kinasantsika 
          A           B  D
     Hanomezana__hasina

     G            Am7
      Kanefa izao,  raha lasa ianao 
     Bb7              C          D G
      Dia mbola ho tohizanay hatrany 
                G   Am7         
      Ireo efa vita, kinasantsika 
          C           D
     Hanomezana__hasina

Embona (Bekoto)

Hiran'i Bekoto rehetra: Bekoto
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Adim7:x01212
B7:   x21202 B7/F#: 2x1202
D7:   xx0212 D/F#:  2x000x
F#m7: 2x0220 
G7  : 3x0031

Fampidirana
D F#m7 Em A7

Tonony 1
D          F#             Bm Adim7   
 Zaza izy roa dia nifankatia
G      B7      B7/F# Em G7
 Hiaraka ho doria doria
C         Cm     G     D/F# Em
 Toa ranomasina   ary lanitra
C        Bm   Am        A7-Bm-A/C#
 Nanao voady,   hifanambady

Tonony 2
D            F#                 Bm Adim7
 Ny anjara tsy mahaleo ny sitrapo
G        B7          B7/F#  Em G7
 Tsy tafiaraka akory izy   roa
C           Cm     G      D/F# Em
 Fa nisampana       ilay la_lana
C             Bm     Am       D7   G
 'Ray nianantsimo, iray nianavaratra

     Fiverenana
          Am Am/E D7              G       Em
     Embona        no sisa tavela ao am-po
          Am Em Am     D7          G      Em
     Embona        no sisa hiombon'izy roa
          Am Em Am     D7         G       Em
     Embona        no sisa tavela ao am-po
     C  Bm Am   D7      G    
     Embo__na an'olon-droa

Tonony 3
D          F#                   Bm Adim7
 Roampolo taona indray hariva izay
G    B7           B7/F#     Em  G7        
 Toamasina nanorana tamin'izay
C            Cm  G         D/F# Em
 Nifanena tokoa    ny lalan'izy roa
C       Bm      Am         A7-Bm-A/C#
 Nisy niantso,    nisy ny sento

Tonony 4
D          F#               Bm Adim7
 Hoy 'lay vavy firy ny zanakao
G        B7           B7/F# Em G7
 Ny ahy Lova toy ny ana__ranao
C           Cm     G      D/F# Em
 Ny ahy Miora       hoy 'lay  la__hy
C           Bm        Am     D     G
 Hatramin'izay aho, tsy manadino anao

     Fiverenana


			

Soamariaka (Parson Jacques & Njakatiana)

Hiran'i Parson Jacques rehetra: Parson Jacques
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana

Tonalite: E

B:    x2444x
E/G#: 4xx45x
F#m7: 2x222x F#: 244322
G#m7: 4x444x

Fampidirana
A      B-A-E/G#
F#m7   E
A      B-A-E
B      E

Tonony 1
    E                  A
Fiarahana tsisy toa ny azy 
 E                 B
Nisy tamintsika taloha 
      E          G#m7       A   F#m7
Hasambarana tsy ratsy tamin’azy 
       B                E
Sady tsy nisian’ny asa loha 

Tonony 2
      E                       A
Tsisy olo tsy naniry fiainantsika e 
 E               B
Fa tena mpifankatia 
       E        G#m7       A   F#m7
Raha jiaby tsy naha soamariaka 
       B              E
Fa nanjary nahatsara dia 

Pre-refrain
 F#                      B
Tampoka anefa ianao tsy hita 
 F#               B
Sady tsy mba nanazava 
 F#                      B
Ny momba zaho tianao ho vita 
 F#            B   A
Fitiavana ravarava o o o 

     Fiverenana (2x)
     E            A
     Inô tsia ny ratsy natao 
      F#m7            B         A
     Nahatonga anao hiavona amina 
     E            A 
     Ino tsia ny raha tsy digninao 
      C#m         B          E
     Nahatonga haratsiam-pagnahy 

Tonony 3
        E                 A
Zaho ndraiky marô mbola tia 
 E                   B
Na dia efa nisy hadalana 
      E         G#m7         A F#m7
Raha ratsy efa lasa am-pandria 
       B          E
Tiako hisy fifamelana 

Pre-refrain

Fiverenana (2x)

Veloma Ry Fahazazana (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
D7/F#: 2x021x    D/F#: 2x0232
E/G#:  422100
F:     1x321x
G/B:   x2003x

     Fiverenana
        C      G/B      Am    Em
     Veloma veloma, ry fahazazana 
        F      D/F#    G          G
     Veloma veloma, fa efa tsy tamana 
        C       G/B      Am       Em
     Veloma f’izaho, tsy afaka hitana 
        F      D7/F#  G    Am  G/B G   C
     Veloma veloma, ndeha ka  fainga__na 

Tonony 1
D      D/F#   G         G  
Avelao aho hamoy fo mangina 
D         D/F#  G           G
Eo akaikinao, akaikinao ry tiana 
 E   E/G#    Am        Am
Torimaso, sakafo sy lalao 
 D/F#      D  G   
No niarahako taminao 

     Fiverenana
     C       G/B    Am    Em
     Arahaba e, ry hatanorana 
     F       D/F#      G     G
     Arahaba e,    ry fahalalàna 
     C       G/B     Am  Em 
     Arahaba e , ry hadalana 
         F         D7/F#  G Am   G/B  G  C
     Tsy ary voatanisa,  sarotra i___saina 

Tonony 2
 D        D/F#       G     G
Nigoka nifoka, ka nijanganjanga 
   D      D/F#  G         G
Ny ota rehetra, indro nitranga 
 E       E/G#      Am   Am
Kilalao hafa kely no natao 
  D/F#    D     G
Niova tantely isan’andro izao

     Fiverenana
      C     G/B      Am    Em
     Veloma e,   ry fahazazana 
        F      D/F#    G          G
     Veloma veloma, fa efa tsy tamana 
        C       G/B      Am       Em
     Veloma f’izaho, tsy afaka hitana 
       F       D7/F#  G    Am     G/B C
     Veloma veloma, ndeha ka fainga__na

Tonony 3
   D          D/F#    G        G
Nananontanona ary ny fahanterana 
  D             D/F#  G          G
Niandry any am-pasana ilay toerana 
   E         E/G#   Am    Am
Nitomany indray ny fahazazana 
    D/F#      D          G       
Ny fahafatesana nefa tsy azo hialana 

     Famaranana
      C     G/B     Am    Em
     Veloma e,  ry fahazazana    
        F D7/F# G Am G/B C
     Veloma veloma, ndeha ka fainga__na

Mivoleza (Parson Jacques)

Hiran'i Parson Jacques rehetra: Parson Jacques
Capo: 2

Tonony 1
     D             G         A     
Mivoleza anao amy tangatrikinao io 
     D                 G          A
Isan'andro zao ro efa mahaempaka zaho 
 D             G               A
Zaho tsy adala izy koa tiako anao 
          G             A          D
Efa tsy niany edy e niarahako taminao 

Tonony 2
     D                G          A
Mivoleza anao amin’ny antsoantsonao io 
       D        G           A
Eny andalam-be regnin’olo jiaby 
 D             G               A
Zaho tsy adala izy koa tiako anao 
          G          A           D
Efa tsy niany edy e nanatônako anao 

Tetezana
    A              A     G      A
Fitiavana bôka tsy azo atao forcé 
A             A     G      A
Izy koa misy donc, par pitié 
 D             A
Vaha e anao manangy 
         G                 A
Izy koa zaho edy tavandrainao 
          D           A
Tsy hanambady anao manangy 
         G               A
Izy koa zaho edy e ambesanao 

     Fiverenana (2x)
          D             G         A
     Mivoleza anao amy tangatrikinao io 
          D                  G           A
     Isan'andro izao ro efa maha empaka zaho

Tonony 3
     D         G         A
Taratasy maro tonga isan’andro 
      D           G         A
Misy rediredy mampalahelo ’zaho 
      D            G               A
Fa ’zaho tsy adala izy koa tiako anao 
          G          A         D
Efa tsy niany edy e namaliako zeny 

Tetezana
    A              A     G      A
Fitiavana bôka tsy azo atao forcé 
A             A     G      A
Izy koa misy donc, par pitié 
 D             A
Vaha e anao manangy 
         G                 A
Izy koa zaho edy tavandrainao 
          D           A
Tsy hanambady anao manangy 
         G                A
Izy koa zaho edy e ambesanao 

    Fiverenana (2x)
          D             G         A
     Mivoleza anao amy tangatrikinao io 
          D                  G           A
     Isan'andro izao ro efa maha empaka zaho

     Famaranana
          D             G         A
     Mivoleza anao amy tangatrikinao io 
           D               G        A
     Olon-kafa ndraiky ananaovanao zeny