Hiran'i 'Zay rehetra: 'Zay A2: x02200 Am7: x02010 Bb7: x13131 B: x24442 B9: x21220 F#m7: 2x2220 Gm7: 3x333x (na 35333x) G#m7: 4x4440 (na 46444x) Fampidirana A2 (2x) E A2 (2x) E B9 Tonony 1 E A2 E Nantenainay haharitra G#m7 C#m Ny fiarahana_tety A E Fitiavana, eh firaisam-po F#m7 B9..B Faharetana Tonony 2 E A2 E Toa samy nifampizarana G#m7 C#m Avokoa ireo F#m7 A B9..B Kanjo lasa ianao F#m7 A B Tetezana A2 E F#m7 Mamy raha ny fiarahana B9 E Na ny tsiky na ny sento A G#m7 Nahatsapana fahasambarana F#m7 B9 B ‘Zay tsy hain’iza ho fantarina Fiverenana E F#m7 Kanefa izao, raha lasa ianao Gm7 A B E Dia mbola ho tohizanay hatrany E F#m7 Ireo efa vita, kinasantsika A B D Hanomezana__hasina G F#m Ho anao ‘lay namana tsy foy B Em Nefa nandao anay, Am B Ry nantenaina maminay Tetezana A2 E F#m7 Mamy raha ny fiarahana B9 E Na ny tsiky na ny sento A G#m7 Nahatsapana fahasambarana F#m7 B9 B ‘Zay tsy hain’iza ho fantarina Fiverenana E F#m7 Kanefa izao, raha lasa ianao Gm7 A B E Dia mbola ho tohizanay hatrany E F#m7 Ireo efa vita, kinasantsika A B D Hanomezana__hasina G F#m Ho anao ‘lay namana tsy foy B Em Nefa nandao anay, Am B Ry nantenaina maminay E F#m7 Kanefa izao, raha lasa ianao Gm7 A B E Dia mbola ho tohizanay hatrany E F#m7 Ireo efa vita, kinasantsika A B D Hanomezana__hasina Solo (mitovy @ "ho anao 'lay namama tsy foy..") G F#m B Em Am B Famaranana E F#m7 Kanefa izao, raha lasa ianao Gm7 A B E Dia mbola ho tohizanay hatrany E F#m7 Ireo efa vita, kinasantsika A B D Hanomezana__hasina G Am7 Kanefa izao, raha lasa ianao Bb7 C D G Dia mbola ho tohizanay hatrany G Am7 Ireo efa vita, kinasantsika C D Hanomezana__hasina