Hiran'ny Jihy rehetra: Ny Jihy Bm: x24432 Fampidirana G Bm C D (4x) D Tonony 1 D G Manindrona ny ati-foko tontolo C D Firesahanao aman’olona D G Satriko ianao mba ho ahy manontolo C D Na dia ho be ny mpialona Tetezana G C Ny hasarotam-piaroko aza efa tafahoatra D G Sy ny fitiavan-tena G C Raha ny tena izy dia tsy izany loatra A D F'izao raha jerena Fiverenana (2x) G Bm C D G Ahy ianao (ahy ianao) ka ho arovako foana Bm C D Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Em C D Tsy mahatsiaro ho tena tia aho D G Raha tsy saro-piaro G Bm C D (4x) D Tonony 2 D G Nataonao adala angamba aho indraindray C D Tezitezi-poana tsy amin’antony D G Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray C D Tsy mahalala ny tokony ataony Tetezana G C Tsy fantatro izay foton-dresakareo D G Tsy misy antony G C Tsy fantatro izay antondianareo A D F'izao no fantatro Fiverenana (2x) G Bm C D G Ahy ianao (ahy ianao) ka ho arovako foana Bm C D Ahy ianao, tsy foiko fa ahy Em C D Tsy mahatsiaro ho tena tia aho D G Raha tsy saro-piaro
G Bm C D (4x)