Key: Eb Intro: Bb/Ab..Eb/G-Bb7/F-Eb(add9).. Ab-Fm-Eb/Bb-Bb7..Eb.. Ab/C-Bb/D Verse 1 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Andriamanitra fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy Andriamanitr’an__toko G7/D-Cm7/Eb-Bb7/F Tsy mpanavaka foko F7 Bb7 Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena fa Verse 2 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoako Cm Gaug-G Hantra sady honena Ab C7(b9) Fm Ka ny olona-drehetra mahazo azy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mpizara alahelo G7 Ab Fm Tsy mamorona helo Eb/Bb Bb7 Eb Ab(add9)/Bb Fa Izy no fitiavana Verse 3 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Tompon'ny fahendrena Ab C7 Fm Te hanova izay ratsy mba ho tsara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mba faly manjera G7/D Cm7/Eb-Bb7/F Na revolisionera F7 Bb7 Fa manarina hatrany ireo maditra eto an-tany Verse 4 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoa_ko Cm Gaug-G Andriamanitra Fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy mba mila takalo fa mizara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F Eb Ny mandray 'zay omeny no hany G7 Ab Fm Fandreseny Eb/Bb Bb7 Eb....Eb6 Fa Izy no FITIAVANA
Tondrompeon'i Bessa hafa: Bessa
Tag Archives: bessa sy lola
Sombim-panampiana (Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Abdim: 4xx43x
A7: x02020 A7/Db: x4x055
Am7: 5x5555x Am7b5: 5x554x
Bbmaj7: x13231 Bb/C: x3333x
C7: x35353 C7/Gb: 23231x (Gb7b5 ny tena anarany)
Cm7: x35343
Dbdim7: x45353
D7: x57565 Dm7: x57565 Dm/A: 5x7565
E/Ab: 4xx45x Em7b5: x10030
Gm7: 3x333x Gm11: 3x3311
G7: 353433 G7sus4:353533
F/A: x03211 F7: 131211
Intro F/A E/Ab-Abdim | Gm11 - C7/Gb F E/Ab-Abdim | Gm11 - C7 Tonony 1 F Em7b5 A7 Fa toy ny voninkazo D7 Gm11 Maniry an-tany hay C7 Dbdim7 Dm7 Mosaren-dranon’ando G7 Bb/C C7 Mbola tsy soa dia mala____zo Tonony 2 F Em7b5 A7 Tahak’izany koa D7 G7sus4-G7 Ny fo tsy manana fitia C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Fa velombelom-poana Gm7 C7 F Tsy misy aina tokoa Fiverenana Dm7 A7/Db Cm7 F7 Bbmaj7 Mba ampandefero ty hambom-po ratsinao Bbmaj7 C7 Am7 Dm7 Gm7 C7 Am7b5 D7 Hanjary fo misaria_ka, 'lay fitiavan-tenanao Gm7 C7 Am7 D7 Ario 'zay kakay masia__ka Gm7 C7 F Fitiavana ahasolo ireo Tetezana/Solo (mitovy @ tonony)/Intro Tonony 3 F Em7b5 A7 Raha toa ianao mijaly D7 Gm11 Tsy ahitam-pifaliana C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ny fiainam-pa___horiana G7 Bb/C C7 Inty aho mba hamalifa___ly Tonony 4 F Em7b5 A7 Henoy 'zao hira izao D7 Gm7 Fampaherezako anao C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ahidiro am-po atao Gm7 C7 Fmaj7 Sombim-panampiana ho anao
Fiverenana
https://www.youtube.com/watch?v=2fcruL5cw6Y
Raha Mbola Misy (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Bm: x24432 C#7: x4342x D/F#:2x0232 F#m: 244222 na xx4675 Fampidirana D A D G D Bm-Em-A-Bm-Em-A Tonony 1 (2x) D Em Raha mbola misy tsiky D/F# G D A D A Azonao hasedra ny ronjon’ny ankaso D Em Nahoana indrindra iky D/F# G D A D No dia laniana foana ny vongan-dranomaso ---- C#7 Tetezana F#m C#7 Raha mbola misy ihany F#m C#7 Kintana mamiratra F#m E A E Azonao banjinina Fiverenana A E F#m D Nahoana no tomany no andanianao A E A Ny alin’ny ririnina Tonony 2 D Em Raha mbola misy kalo D/F# G D A D A Azonao hiraina anaty fahavaratra D Em Nahoana no himalo D/F# G D A D C#7 Mahita vodilanitra mosarena taratra
Tetezana F#m C#7 Raha mbola misy ihany F#m C#7 Kintana mamiratra F#m E A E Azonao banjinina Fiverenana A E F#m D Nahoana no tomany no andanianao A E A Ny alin’ny ririnina
Miala Tsiny (Bodo/Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Inspiration avy @ "version"-i Bodo sy Michel Randria A7: x02020 B7: x24242 B11: x21200 C#m: x46654 D#dim7:x6757x D#7: xxx323 D7: xxx212 E7: 020100 E7*: xxx434 Emaj7: x79897 F#: 244322 F7: xxx545 G#: 466544 Intro (Demo ihany) F7-E7-D#7-D7-E7* B7 Tonony 1 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho raha tomany e Emaj7 E G# Fa tsy tiako e, tsy iniako C#m7 F# B7 B7 Ho hitanao ny fahoriako e havako o Fiverenana E E7 A Fa tsy tsindry e, tsy haiko intsony havako o A7 D#dim7 Efa niezaka aho marina mafy e E C#m7 Nefa re dia tsy hafy F# B7 E A E B7 Ny alaheloko anao Tonony 2 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho, raha tomany e Emaj7 E G# Fa fahiny e izaho ihany C#m7 F# B7 B11 No nandrara tsy hanao izany, havako o Fiverenana E E7 A Ankehitriny e, ankehitriny tsapako A(7) D#dim7 Fa tsy zaka sy tsy toha_o E C#m7 Eny e, ny alahelo F# B7 E A E B7 Raha toa kobonina ao am-po Tonony 3 E E7 A Soava dia e, tongava soa rahavako o A(7) E(add9) Nefa aza ela loatra e Emaj7 E7 G# Mitsikia e, mifalia o C#m7 F# B7 B11 Fa ny foko raha mitroatra e, havako o Fiverenena E E7 A Dia fitia e ho doria havako o A7 D#dim7 No manesika azy ao E C#m7 Eny_e fa miala tsiny e F# B7 E A E B7 Raha toa mampitomany anao E
Harmonia (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Ny kle orijinaly dia C (asio capo: 3) A/C#: x4222x Bm: x24432 F#m: 244222 Tonony 1 A D Izay feon-kira izay feon-kirantsika A D Henoy tsaroanao ve 'zay ilay mozika G A F#m Bm Natao fidirana taorian’ny litorzia E A Ianao nitendry ilay harmonia Tonony 2 A D Izay feon-kira izay tsaroako tsara A D 'Zahay sy nenitoa niditra tara G A F#m Bm Tery aloha tery, vao nisy toerana Em A D Fa voka-dehibe tamin’izay Fiverenana A G D Andro Paka moa io andro io A G D Hipoka avokoa ny dabilio G A/C# A Bm Vao niditra izahay dia hitako ianao Em A D Nitendry ilay harmonia Tonony 3 A D Nitodika ianao nijery ahy A D Toa te hitsiky angaha nefa tsy sahy G A F#m Bm Izaho sadaikatra, namindra saikatra E A Saiky tsy afa-nandeha raikitra Tonony 4 A D Niondrika aho satria menatra mafy A D Hilefa ho aiza moa voatery nihafy G A F#m Bm Ny doboky ny fo, injao fa mafy ery Em A D Toa hoe hihoatra ilay harmonia Fiverenana A G D Tsy dia fantatro izay lohateny A G D Ny hany tsaroako dia ny feony Fiverenana (2x) G A/C# A Bm Fa ho ahy mantsy dia izay, 'lay feona harmonia Em A D Feon-kira milaza fitia
Ndao Hihira (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Fampidirana C Am An An An An, an an an an D G An An An..An An An An Tonony 1 G C Am Na ianao sahiran-tsaina D G Sendra zava-tsarotra G C Am Aza de miferin'aina D G Ndrao vao maika mihaimotra Tonony 2 G C Am Manefe saina mijoro, D G Mafy sy matanjaka G C Am Ka reseo ny horohoro D G Dia meteza mba hitraka Fiverenana C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana Tonony 3 G C Am Ny fifaliana mazana D G Tselatra f'hifarana G C Am Fa raha tianao ny hitana D G Ao am-po ny hazavana Tonony 4 G C Am Angalao mpanolokolo D G Ny finoana marina G C Am Fa izay rava eo mbola hisolo D G Andro hafa hifaliana. Fiverenana C Am Ndao hihira, ndao hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana Tonony 5 G C Am Mbola ao koa ny mahory D G Hikitroan'aizina G C Am Tsy dia vaovao io akory D G Fa iobonan'ny miaina Tonony 6 G C Am Sao dia 'zay mangirifiry D G Tratrin'ny famoizana G C Am No hirario mba hikiry D G Tsy ho kivy, hanantena Fiverenana (2x) C Am Ndao hihira, ndao hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana
Tojo Anao (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Intro (Tonalite: F) Em7b5 A7 Dm Bdim F/C C F C7 Tonony 1 (Tonalite F) F A7/Db Dm F7/A Tojo anao aho ka dia mirana Bb C7 F Afa-po fa tsy ho sahirana Em7b5 A7 Dm Hitady naman-kafa intsony G7 F/C C7 Satria ianao dia fiononana F A7/Db Dm F7/A Nihaino am-po ny fitarainako Bb C7 F Nahatsapa ny fanaintainako Em7b5 A7 Dm Nampisy lanja indray ny fiainako F/C C F Nampisy lanja indray ny fiainako Intro (Tonalite Bb) Am7b5 D7 Gm Edim Bb/F F Bb F7 Tonony 2 (Tonalite: Bb) Bb D7/Gb Gm Bb7/D Tojo anao aho ka dia mirana Eb F7 Bb Afa-po fa tsy hosahirana Am7b5 D7 Gm Hitady naman-kafa intso_ny C7 Bb/F F7 Satria ianao dia fitia__vana Bb D7/Gb Gm Nampahatsiahy, ny hadisoako, Eb F7 Bb Indrindra tamin'ny namonoako Am7b5 D7 Gm Fitia nitoetra tao am-poko Bb/F F Bb Fitia nitoetra tao am-poko Intro (Tonalite: C) Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C G7 Tonony 3 (Tonalite: C) C E7/Ab Am C7/E Tojo anao aho ka dia mirana F G7 C Afa-po fa tsy hosahirana Bm7b5 E7 Am Hitady naman-kafa intsony D7 C/G G Satria ianao fanantena__na C E7/Ab Am C7/E Na tsy fantatro aza ny androko F G7 C Na fohy na lava dia ho andriko Bm7b5 E7 Am Hiandrandrako ny masoandroko C/G G C Hiandrandrako ny masoandroko Outro Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C Fa tojo anao aho ka dia mirana ----------------------------- Fitendry raha manaraka Nashville Number System Misy tonalite 3 ilay hira (F, Bb, C) Ny fomba fitendry mitovy Intro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I V7 Tonony: I III7 (1ere inv)| vi I7 (1ere inv) IV V7 | I viim7b5 III7 | vi ----------------------------------- II7 | I/V V (famaranana #1) I/V V | I (famaranana #2) Outro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I