Sombim-panampiana (Bessa)

Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Abdim:  4xx43x
A7:    x02020   A7/Db: x4x055
Am7:    5x5555x Am7b5: 5x554x 
Bbmaj7: x13231  Bb/C:  x3333x
C7:     x35353  C7/Gb: 23231x (Gb7b5 ny tena anarany)
Cm7:    x35343
Dbdim7: x45353  
D7:     x57565  Dm7:   x57565  Dm/A: 5x7565
E/Ab:   4xx45x  Em7b5: x10030
Gm7:    3x333x  Gm11:  3x3311  
G7:     353433  G7sus4:353533
F/A:    x03211  F7:    131211
Intro
F/A E/Ab-Abdim | Gm11 - C7/Gb
F   E/Ab-Abdim | Gm11 - C7
Tonony 1
F                Em7b5  A7
 Fa toy ny voninkazo 
D7               Gm11
 Maniry an-tany hay 
C7    Dbdim7    Dm7     
 Mosaren-dranon’ando 
  G7                 Bb/C C7
Mbola tsy soa dia mala____zo 

Tonony 2
F            Em7b5 A7
Tahak’izany koa 
D7                   G7sus4-G7
 Ny fo tsy manana fitia 
C7   Dbdim7     Dm7  (Dm7/A)
 Fa velombelom-poana 
  Gm7    C7      F
Tsy misy aina tokoa 

     Fiverenana
     Dm7          A7/Db  Cm7       F7   Bbmaj7
      Mba ampandefero   ty hambom-po ratsinao 
      Bbmaj7  C7     Am7 Dm7   Gm7    C7        Am7b5 D7
     Hanjary fo misaria_ka,  'lay fitiavan-tenanao 
       Gm7      C7      Am7  D7
     Ario 'zay kakay masia__ka 
         Gm7   C7        F
     Fitiavana ahasolo ireo 

Tetezana/Solo (mitovy @ tonony)/Intro

Tonony 3
F                  Em7b5  A7
 Raha toa ianao mijaly 
D7               Gm11
 Tsy ahitam-pifaliana 
C7           Dbdim7 Dm7  (Dm7/A)
 Ny fiainam-pa___horiana 
G7                  Bb/C C7 
Inty aho mba hamalifa___ly 

Tonony 4
F                  Em7b5 A7    
 Henoy 'zao hira izao 
D7           Gm7         
 Fampaherezako anao 
C7           Dbdim7  Dm7 (Dm7/A)
 Ahidiro am-po     atao 
 Gm7         C7        Fmaj7
Sombim-panampiana ho anao
     Fiverenana

 

 


Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.