Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 C': 0x5553 C": 8xx877 C6: 0xx555 Cmaj7:0x200x Dm7: 2xx221 Dm: 2xx231 D7(sus2): 2xx210 D7(sus2)/F#:6x755x Em: 4xx543 F: 557565 F/C x57565 G: x0x433 G': 779787 Gm: x0x786 Gaug: x0544x Fampidirana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm G' F F-Em-Dm-C Tonony 1 C' C6 C' C' Dm7 C Areheto ny jiro, ny akanjonao ampidiro Dm G Dm Dm F C' Aoka izay ny safosafo, ndrao dia vidina lafo C' C6 C' C' Dm7 C Satriko ihany tsy hidina ety an-tany Dm G Dm Dm F C Saingy toa tsy mandry ny saina, ka aza tsiny raha malaina Tetezana G Gm C" Gm Aoka hifarana eo F F/C F F/C 'Ndrao tsy tandriko izay mety hiseho D7 D7/F# G Gaug Aoka izay ny sangy mahery ’ndrao mamery fa Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia haitraitra no nanaitra hadinoy sy fa_fao C G C Cmaj7 C Cadd Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia zary nofo mety miofo ny ahy sy ny anao Tonony 2 C' C6 C' C' Dm7 C Toa tsy ho tantiko, raha izao no ataom-badiko Dm G Dm Dm F C' Toy ny ory tsy ampiampy ka eny an-kafa no miantsampy C' C6 C' C' Dm7 C Toa azoko tsindry mandry, ilay vadinao sasa-miandry Dm G Dm Dm F C Reraky ny asa valalanina, ka mba manimanina Tetezana G Gm C" Gm 'Reo zanakao minenineny F F/C F F/C Toy ireny kamboty ireny D7 D7/F# G Gaug Miandry anao hampisotro sy hitrotrotrotro, marina tsy Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Ianao ny safidy ny adidy sahano ny a_nao C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Vonjeo fa aza avela hiandry ela ny anka_ni_nao Tonony 3 C' C6 C' C' Dm7 C Eny mety mankalao ny ao an-tokantrano ao Dm G Dm Dm F C' Saingy henatra hifanankonana, ny ao ankohonana C' C6 C' C' Dm7 C Aza maniry vorona an-danitra, izay fetsy sy maranitra Dm G Dm Dm F C F’efa tsara basy an-tanana, hajao izay hananana Tetezana G Gm C" Gm Izaho akory tsy mandà F F/C F F/C Na hoe miaingitraingitra D7 D7/F# G Gaug Saingy raha hilangalanga hamenoanao banga, dia Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia tsy azo toky rehefa voky dia haro_ra_nao C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia raha misy patsa mety handatsa koa lasa ia_nao Tendry Tsotra (EADGBE) C': x35553 C6: x3x555 Cmaj7: x3200x Dm7: xx0211 D7(sus2):xx0210 D7(sus)/F#: 2xx210 F/C: x33211 Gm: xx5786 Gaug: 3xx44x