Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
Tendry Gasy (CGDGBE)
C: 0x2010 C': 0x5553 C": 8xx877
C6: 0xx555 Cmaj7:0x200x
Dm7: 2xx221 Dm: 2xx231
D7(sus2): 2xx210 D7(sus2)/F#:6x755x
Em: 4xx543
F: 557565 F/C x57565
G: x0x433 G': 779787
Gm: x0x786 Gaug: x0544x
Fampidirana
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
G' F F-Em-Dm-C
Tonony 1
C' C6 C' C' Dm7 C
Areheto ny jiro, ny akanjonao ampidiro
Dm G Dm Dm F C'
Aoka izay ny safosafo, ndrao dia vidina lafo
C' C6 C' C' Dm7 C
Satriko ihany tsy hidina ety an-tany
Dm G Dm Dm F C
Saingy toa tsy mandry ny saina, ka aza tsiny raha malaina
Tetezana
G Gm C" Gm
Aoka hifarana eo
F F/C F F/C
'Ndrao tsy tandriko izay mety hiseho
D7 D7/F# G Gaug
Aoka izay ny sangy mahery ’ndrao mamery fa
Fiverenana
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Fitia haitraitra no nanaitra hadinoy sy fa_fao
C G C Cmaj7 C Cadd Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Fitia zary nofo mety miofo ny ahy sy ny anao
Tonony 2
C' C6 C' C' Dm7 C
Toa tsy ho tantiko, raha izao no ataom-badiko
Dm G Dm Dm F C'
Toy ny ory tsy ampiampy ka eny an-kafa no miantsampy
C' C6 C' C' Dm7 C
Toa azoko tsindry mandry, ilay vadinao sasa-miandry
Dm G Dm Dm F C
Reraky ny asa valalanina, ka mba manimanina
Tetezana
G Gm C" Gm
'Reo zanakao minenineny
F F/C F F/C
Toy ireny kamboty ireny
D7 D7/F# G Gaug
Miandry anao hampisotro sy hitrotrotrotro, marina tsy
Fiverenana
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Ianao ny safidy ny adidy sahano ny a_nao
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Vonjeo fa aza avela hiandry ela ny anka_ni_nao
Tonony 3
C' C6 C' C' Dm7 C
Eny mety mankalao ny ao an-tokantrano ao
Dm G Dm Dm F C'
Saingy henatra hifanankonana, ny ao ankohonana
C' C6 C' C' Dm7 C
Aza maniry vorona an-danitra, izay fetsy sy maranitra
Dm G Dm Dm F C
F’efa tsara basy an-tanana, hajao izay hananana
Tetezana
G Gm C" Gm
Izaho akory tsy mandà
F F/C F F/C
Na hoe miaingitraingitra
D7 D7/F# G Gaug
Saingy raha hilangalanga hamenoanao banga, dia
Fiverenana
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Fitia tsy azo toky rehefa voky dia haro_ra_nao
C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm
Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao
G' F Em Dm C
Fitia raha misy patsa mety handatsa koa lasa ia_nao
Tendry Tsotra (EADGBE)
C': x35553 C6: x3x555 Cmaj7: x3200x
Dm7: xx0211 D7(sus2):xx0210
D7(sus)/F#: 2xx210
F/C: x33211
Gm: xx5786 Gaug: 3xx44x
Like this:
Like Loading...
Related