Hiran'i Mahaleo: MahaleoC/G: 3x2010
C#m: x46654 C#7: x4342x Cdim7:x34242
D7/F#:2x0210
E': 0x6454 Em/G: xx5453
F#: 244322
G#: 466544 Gmaj7:3xx432 G#m: 688666FampidiranaE' Em/G (2x)
Tonony 1E C#m
Fahavaratra ny andro
F# A G#
Ny orana no manjaka ety
E C#m
Tsy ahalalana andro antoandro
F# A G#
Toa tsy maha te ho ti_a
TetezanaAm C/G D7/F#
Fahavaratra ny andro
Am C/G D7/F#
Tsy ahalalana andro antoandro
Gmaj7 Em
Ny voary no lena
C#7 F#
Kotsakotsa mahonena
Tonony 2E C#m
Orana tsy miato
F# A G#
Toa mihoby mikorana
E C#m
Tsy ahitan-java-kanto
F# A G#
'Nefa tsy azo rarana
TetezanaAm C/G D7/F#
Fa raha ratsy ny ato
Am C/G D7/F#
Tsy ahitan-java-kanto
Gmaj7 Em
Ny orana no manjaka ety
C#7 F#
Toa tsy maha-te ho tia
Fiverenana E F# G#m
Fahavaratra ô
Cdim7 C#m
Fahavaratra o
E'
Tonony 3E C#m
Herinandro toy izao
F# A G#
Tsy ahafahana manao ny atao
E C#m
Fa petsapetsa lava
F# A G#
Izay rehetra hitanao
TetezanaAm C/G D7/F#
Herinandro toy izao
Am C/G D7/F#
Tsy ahafahana manao ny atao
Gmaj7 Em
Ny orana no manjaka ety
C#7 F#
Toa tsy maha-te ho tia
Fiverenana E F# G#m
Fahavaratra ô
Cdim7 C#m
Fahavaratra o
FamarananaE' Em/G