Fahavaratra (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo: Mahaleo

C/G:  3x2010
C#m:  x46654 C#7:  x4342x Cdim7:x34242
D7/F#:2x0210 
E':   0x6454 Em/G: xx5453
F#:   244322
G#:   466544 Gmaj7:3xx432 G#m:  688666

Fampidirana
E' Em/G (2x)

Tonony 1
E               C#m
 Fahavaratra ny andro 
F#               A     G#
 Ny orana no manjaka ety 
E                        C#m
 Tsy ahalalana andro antoandro 
F#                   A G#
 Toa tsy maha te ho ti_a 

Tetezana
Am    C/G       D7/F#
 Fahavaratra ny andro 
Am         C/G           D7/F#
 Tsy ahalalana andro antoandro 
Gmaj7         Em
 Ny voary no lena 
C#7              F#
 Kotsakotsa mahonena 

Tonony 2
E            C#m
 Orana tsy miato 
F#               A G#
 Toa mihoby mikorana 
E                 C#m
 Tsy ahitan-java-kanto 
F#                A G#
 'Nefa tsy azo rarana 

Tetezana
Am        C/G     D7/F#
 Fa raha ratsy ny ato
Am       C/G      D7/F#
 Tsy ahitan-java-kanto 
Gmaj7            Em
 Ny orana no manjaka ety 
C#7                  F#
 Toa tsy maha-te ho tia 

     Fiverenana
      E   F#     G#m
     Fahavaratra ô 
      Cdim7      C#m
     Fahavaratra o 
      E'

Tonony 3
E             C#m
 Herinandro toy izao 
F#                A       G#
 Tsy ahafahana manao ny atao 
E               C#m
 Fa petsapetsa lava 
F#             A   G#
 Izay rehetra hitanao 

Tetezana
Am    C/G       D7/F#
 Herinandro toy izao 
Am       C/G      D7/F#
 Tsy ahafahana manao ny atao 
Gmaj7            Em
 Ny orana no manjaka ety 
C#7                  F#
 Toa tsy maha-te ho tia

     Fiverenana
      E   F#     G#m
     Fahavaratra ô 
      Cdim7      C#m
     Fahavaratra o

Famaranana
E' Em/G


Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s