Hiran'i Farakely rehetra: Farakely Capo: 4 B7: x21202 Bm11: x20230 Em': xx2003 E/G#: 4x2100 C/G: 3x2010 D/F#: 2x023x D7/F#:2xxx1x E7: 020100 G/B: x2xx3x Gadd2:3x020x na 3x0023 Fampidirana Am D/F#| G-D/F#-Em Am G/B-C D D/F# Tonony 1 Gadd2 Am Misy fitia mangina anao D/F# Gadd2 Miafina ao am-poko ao D/F#-Em Am Tsy sahiko lazaina sao C/G D/F# Matahotra aho 'ndrao dia lavinao Gadd2 Am Efa nanao 'zay azo atao D/F# Bm7 Nanintona ny masonao Em B7 Em' Hitopy aty ka hahalala Am C D D/F# Hoe tiako ianao k’aza misalasala Fiverenana Gadd2 D/F# Fa matimatinao E E/G# Am Feno anao tokoa ty foko C/G D/F# Bm7 Raha mba mitampify kely Am C D D/F# Eo an-tratranao ve hadisoako Gadd2 D/F# Toa manonofy aho E E/G# Am Manantena ny tsy misy C G Em Fa ianao toa mandositra ahy Am D/F# Gadd2 Fa nahoana kay indrisy Tetezana Am D/F#| G-D/F#-Em Am G/B-C D D/F# Tonony 2 Gadd2 Am Raha vao mahita ny endrikao D/F# Gadd2 Mirana izao rehetra izao D/F#-Em Am Tsy hay fa sarotra hazavaina C/G D/F# Ny tsikinao mampifaly saina Gadd2 Am Masoandro mibaliaka teo D/F# Bm7 Nilentika tsy sahy niseho Em B7 Em' Rehefa injay ianao tsy hita Am C D D/F# D7/F# Mangovitra aho ka tonga ny hatsi_a___ka Fiverenana Gadd2 D/F# Fa matimatinao E E/G# Am Feno anao tokoa ty foko C/G D/F# Bm7 Raha mba mitampify kely Am C D D/F# Eo an-tratranao ve hadisoako Gadd2 D/F# Toa manonofy aho E E/G# Am Manantena ny tsy misy C G Em Fa ianao toa mandositra ahy Am D/F# Bm11 E7 Fa nahoana kay indri___sy Am D/F# Gadd2 Fa nahoana indrindra iky
Tag Archives: farakely
Omeko Anao (Alain Rabetrano & Farakely)
Intro (Key: A) A....F#m...| D....E7.... A.... Verse 1 A Bm E A Omeko anao tsisy fetra, ny fitiavako rehetra D A/C# Bm E Satria ianao no nahay, nanintona ny fo C# F#m Bm Dm Raiso re raha sitrakao, fa tsy hanenenao A B7 Esus4..E.. Omeko anao ny fiainako tontolo Verse 2 A Bm E A Omeko anao avokoa, 'zay mety ho fanirian’ny fo D A/C# Bm E Ny masonao, ny tsikinao, nambabo ahy tokoa C# F#m Bm Dm Omeko anao fitiavana, 'zay rehetra irinao A Bm E A Raiso fa ho anao irery izany Chorus #1 Bm E/G# A F#7 'Zay sitrakao, dia manjary tiako koa Bm D Bm E Satria ianao, no andry iankinan’ny foko D E7 A F#7 'Zay mamina_ao, manjary mamiko ihany koa Bm E7 A Omeko anao (x2), omeko anao, ny fiainako Interlude: A ..Bm..|C#m..D..
C#m..Bm..|E7 ..F/G.. Verse 3 (Key: C) C Dm G7 C Omeko anao ny tanako, hitantana ny dianao F C/E Dm G7 F Hioty voninkazo_sy, hanafosafo indray ka E Am Dm Fm Omeko ny heriko, 'zay vitako rehetra C Dm G C Raiso fa, ho anao tsy misy fetra Chorus #2 Dm G/B C A7 'Zay sitrakao, dia manjary tiako koa Dm F Dm G Satria ianao, no andry iankinan’ny foko Dm G7 C A7 'Zay maminao, manjary mamiko ihany koa Dm G7 C Omeko anao (2x), omeko anao, ny fiainako Bm: x24432 C#: x46664 C#m: x46654 F#m: 244222 F#7: 242322 F/G: 3x3211
Hiran'i Alain Rabetrano rehetra Alain Rabetrano Hiran'i Farakely rehetra: Farakely
Goa Naho Kepeke (Farakely)
Hiran'i Farakely rehetra: Farakely Salala no mpihira orijinaly Capo: 4 B7: x24232 na x21202 Eadd4: 024100 F#m7: 2xx220 F#m7':2xx222 G#m7: 4xx442 G#m7':4xx444 h: hammer (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (agorisa aingana) Fampidirana E F#m7 E F#m7 F#m7 E F#m7 E e|-2s4-2---2s4-2-|-1s2----0--1s2----0 b|-3s5-2---3s5-2-|-1s2----0--1s2----0 B7
Tonony 1 E Eadd2 G#m7 Manin-tane avao raho, ndra ty e goa A (Riff #1) e|-------0 b|------2- g|-2h4p2-- D|-------- A|-0------ E Eadd2 G#m7 Naho maharey anareo le te handeha koa F#m7 G#m7 B7 Fe ie re kiahe ty harara hagne to____a B7 F#m7 G#m7 B7 Ndra ty tegna manin-tane, le toboke eto____a Tonony 2 E Eadd2 G#m7 A (Riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e goa E Eadd2 G#m7 Le avolilio areo agne soasoa B7 (Riff #2) e|----2-- b|-2h3-5- g|------4 D|------- A|-2----- A G#m7' Ty ie ao ty goa, le manigne avao F#m7 B7 A G#m7' Te hombeto____a, fe ie mbe ao Bass (Riff #4) g|-------- D|-1-2-3-4 A|---0-1-2 E|-0------ Fiverenana A G#m7 Ay ie le aviko agne zay aba F#m7 G#m7 E/B (Riff #5) Velon-draho azo mate raho azo E/B (Riff #5) e|-0h2-4 b|------ g|------ D|------ A|-0h2-- A G#m7 E/B (riff #5) Tsy ao ka ty hiferenaigne antika F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay Tetezana (2x) (mitovy amin'ny intro fa asia bass) E F#m7' Ouh ouh (2x) F#m7' E Ouh ouh (2x) ------ B7 Tonony 3 E Eadd2 G#m7 A (riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke E Eadd2 G#m7 Te himpoly agne ndra te hibabe_bebeke B7 F#m7 G#m7 B7 Le manigne ragne, le magnine ko____a F#m7 G#m7 B7 Te holy agne, zahay ama'i go____a Riff #6 e|-2s5-4-2-2 b|--------5 E Eadd2 G#m7 A (Riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke E Eadd2 G#m7 B7 Te himpoly agne ndra te hibabe bebeke A G#m7' Fe ie ry kiahe, tsy tahy tsy hakeo F#m7' B7 A G#m7' Engao agne, naho tsy avy areo Bass (Riff #4) g|-------- D|-1-2-3-4 A|---0-1-2 E|-0------ Fiverenana (2x) A G#m7 Ay ie le aviko agne zay aba F#m7 G#m7 E/B (Riff #5) Velon-draho azo mate raho azo E/B (Riff #5) e|-0h2-4 b|------ g|------ D|------ A|-0h2-- A G#m7 E/B (riff #5) Tsy ao ka ty hiferenaigne antika F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay G#m7 Famaranana (3x) F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay
Ry Aiko (Farakely)
Intro (Key: C) C G/B | Dm Am F C/G | G(add9) Verse 1 C G/B Am C/G Isika roa mpinamana_efa hatrin'ny ela F G Cadd9 Saika hifankatia kanefa_nisy tsy namela Am A/C# Dm Dm/C Ka nirenireny teny fotsiny G/B G6 C F'ilay fitia, toa tapaka am-potony Verse 2 C G/B Am C/G Nefa ny foko mbola very ankehitriny F G Cadd9 Tsy nety niova f'ianao no hany mba tiany Am A/C# Dm Dm/C Midrikina aoka izany, mandany hafa G/B G6 C C#dim7 Hoe manan'ho tiavina ka mihafahafa Chorus Dm Dm/C G/B G F'ianao, ianao ry aiko Dm Dm/C G/B G Ianao, no hany lalaiko
------------------------------------ x2 C G/B Am C/G Fa nilaozanao aho re ry aiko F D7/F# G C/G-G
F G C Csus4 Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko -> Dm G(7) C Verse 3 C G/B Am C/G Indrisy anefa fa very fanantenana F G C Fa navelanao irery ao an-tanana Am A/C# Dm Dm/C Akanga saraky ny hafa tomany toa zaza G/B G6 C C#dim7 Very namana, very sakaiza Chorus Interlude C G/B Dm Am | F..G..A.. Ouh ouh ouh, ouh, ah a a
Outro (Key:D) D A/C# Bm Bm/A Fa mbola manantena anao lalandava G A D Fa ny raho_mainty hono mbola hisava Bm B/D# Em G/D Fa mbola ho avy hono ilay maraina A/C# Gm6 D Hiavianao ry sombiniai_na
Hiran'i Farakely rehetra: Farakely Am: x02210 (577555 intro) A/C#: x4222x na x4xx55 Bm: x24432 Bm/A:x0443x B/D#: x6444x C#dim7: x45350 Dm: xx0231 (x57565 intro) Dm/C: x3x231 D/F#:2xx232 Em: 022003 G/B: x20033 G/D: x55433 G(add9):3x0203 Gm6: 3x0330
Farakely (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 2 Am':x02255 (na 577555) Bm: x24432 C: x32013 C/G:3x2013 D7: xx0212 G: 320033 G': 32000x G6: 32001x Fampidirana G-G' C/G (x2) Tonony 1 G Am Em G Tonga aho dia nanoroka C D G Ny takolakao C Bm Am C Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy Em D7 G Tab 1 Angamba kosa efa lao Tonony 2 G Am Em G Mba hitanao tokoa va re C D G G' G6 G Ireto masoko mitoloko o o o C Bm Am C Mitady fitiavana be dia be Em D7 G Tab 1 Mba hampitony ny foko Fiverenana #1 Am Bm C G Nangarika fotsiny ianao Am Bm D Ka nanao jado-tongotra Am' C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G G' G6 G Ka sao ianao ho potraka o! o! o! Am' C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G Tab 1 Ka sao ianao ho potraka Tonony 3 G Am Em G Dia handao ahy tokoa va ianao C D G Ry Farakely o G' G6 G o o o C Bm Am C Fo maratra anie no sisa navelanao Em D7 G Tab 1 o o o o o o Fiverenana #2 Am Bm C G Nefa ianao sao mihevitra Am Bm D Fa izaho hanaraka anao Am' C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G G' G6 G Zory ny lalanao o ! o! o! Am' C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G Zory ny lalanao Solo G Am Em G C' D G G'-G6-G C Bm Am C' Em D7 G
Fiverenana #2 Famaranana G-G', C/G (2x) Tab 1 e|--------------- b|--------------- g|--------------- D|--0-2-0 A|--------0-2-0-- E|---------------