Hiran'i Farakely rehetra: Farakely
Am: x02210 (577555 intro)
A/C#: x4222x na x4xx55
Bm: x24432 Bm/A:x0443x
B/D#: x6444x
C#dim7: x45350
Dm: xx0231 (x57565 intro)
Dm/C: x3x231 D/F#:2xx232
Em: 022003
G/B: x20033 G/D: x55433 na xx0033
G(add9):3x0203 Gm6: 3x0330
Fampidirana (Tonalite C)
C G/B | Dm Am
F C/G | G(add9)
Tonony 1
C G/B Am C/G
Isika roa mpinamana_efa hatrin'ny ela
F G C
Saika hifankatia kanefa_nisy tsy namela
Am A/C# Dm Dm/C
Ka nirenireny teny fotsiny
G/B G C
F'ilay fitia, toa tapaka am-potony
Tonony 2
C G/B Am C/G
Nefa ny foko mbola very ankehitriny
F G C
Tsy nety niova f'ianao no hany mba tiany
Am A/C# Dm Dm/C
Midrikina aoka izany, mandany hafa
G/B G C C#dim7
Hoe manan'ho tiavina ka mihafahafa
Fiverenana
Dm Dm/C G/B G
F'ianao, ianao ry aiko
Dm Dm/C G/B G
Ianao, no hany lalaiko
C G/B Am C/G
Fa nilaozanao aho re ry aiko
F D/F# G C/G-G
Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko
C G/B Am C/G
Fa nilaozanao aho ry aiko
F G C
Nefa ny hanadino anao tsy haiko
Dm G C
Tonony 3
C G/B Am C/G
Indrisy anefa fa very fanantenana
F G C
Fa navelanao irery ao an-tanana
Am A/C# Dm Dm/C
Akanga saraky ny hafa tomany toa zaza
G/B G C C#dim7
Very namana, very sakaiza
Fiverenana
Tetezana
C G/B Dm Am
Ouh ouh ouh, ouh, ah a a
F G A
Famaranana (Tonalite D)
D A/C# Bm Bm/A
Fa mbola manantena anao lalandava
G A D
Fa ny raho_mainty hono mbola hisava
Bm B/D# Em G/D
Fa mbola ho avy hono ilay maraina
A/C# Gm6 D
Hiavianao ry sombiniai_na
Like this:
Like Loading...
Related