Mirary Soa (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika

Asus4: x02230
C7:    x32310  Cmaj7:x3200x Cadd4:  x32011
Dsus4: xx0233  D7:   xx0121 D7sus2: xx0210
G7:    320001  G/B:  x20030
                      
Fampidirana
G-Am7-G/B Cadd4 C
C  G/B Am 
Am D D7
D7sus2  G

Tonony 1
            C    C7            F  
Mangatsiatsiahy,   mirary soa ny aminao
           D7                 G      G7
Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
C C7              F                    
    ‘Zaho anefa tsy afaka
            D      D7      G
Hanatona ny aminao, hikarakara anao

     Fiverenana
               C                     Am
     Lavitra loatra akia, ny any aminao
                  D     D7              G 
     Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
      C          F                  C      
     Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
            D     D7          G
     Hihazakazaka,  reraka ny aina

Tetezana
C-G-F
F C
C-Cmaj7-C D7 
D7sus2 G

Tonony 2
            C   C7              F  
‘Lay sariko any,  banjino raha sorisorena ianao
       D7                    G     G7
Hamalifaly anao sy ho fampiononana
C  C7             F
     ‘Reo hira fihirako ho anao
            D          D7                 G   
Ataovy siotsioka aloha,  raha tsy dia tsaroana

     Fiverenana
              C                      Am
     Lavitra loatra akia, ny any aminao
                  D     D7              G 
     Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
      C          F                  C      
     Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
            D     D7          G
     Hihazakazaka,  reraka ny aina

Famaranana
C  C7

Nandalo (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Bm: X24432
F#: 244322

Tonony 1
    A    D                 A
Nandalo , toy ny zavona maraina 
D                      A 
 Tsy hita akory hoantenaina
D                A     D
 Ny omalintsika teo

Tonony 2
    A   D                A
Nandalo,toy ilay ririnin-dasa
D                       A
 Tsy tsaroana izay nandratra
D                A
 Isika aza samy leo

Tetezana
     Bm   E                      A  F#
Fa tonga....ny tsy azo hihodivirana
    Bm    E                D        F
Ka rava.... ilay manda nanahirana

     Fiverenana
        A              D
     Variana niolakolaka
      D      E         A  
     Ny tena izy toa lalao
     F#                   Bm
      Lany andro nifamolaka
     E                     A  E
      Ka ny fotoana no nandao

          A           D      
     Tsy hita izay marina
     D          E        A
     Isika koa moa zaza be
     F#               Bm
      Tsy nety tafarina
     D                       D   F
      Ireo tsy tia faly nihomehy

Tonony 3
    A    D                A
Nandalo , ilay eritrerintsika
D                     A 
..Nilokaloka ny ho tafita
D                  A     D
..Ho tabia sy rehareha

Tonony 4
    A    D                A
Nandalo , ireo andro nibaliaka
D                   A
..Fa hirifiry sisa hita
D                    A     D
..Feno fanala izay aleha

Tetezana 
    Bm   E                  A   F#
Soa aza... mbola nisy fatotra
        Bm    E                 D        
Fa...angamba , izay iray isika safotra

     Fiverenana
        A                 D
     Samia ary ho tafita soa
     D          E           A
      Fa mbola lavitra ny aleha
     F#                   Bm
     ..Ampy izay ny kitoatoa
     E                   A  E
     ..Fa samy olon-dehibe

          A            D
     Fa mbola tsy anjarako
     D           E            A
      Hatreo ny fiainana eo aloha
     F#                    Bm
     ..Herezo hatrakao ny loha
     E                        A  D
     ..Hampandefero ny ao am-po

Famaranana
    A       D       A
Nandalo,nandalo,nandalo,.....

Adin-tsaina (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
F#m:244222

Tonony 1 (2x)
D          F#m     G
Entiko mankany aminao
   Em     A    Em          A
Ny adin-tsaina, mandreraka aina
 D          F#m     G
Zay tsy voafafa indrisy
 Em    A      A    D
Mihamitombo, sy mihombo

     Fiverenana (2x)
      D                F#m           G
     Raha mankany aho mantsy mety hahita
     Em     A        A   D
     Eny hahita.... fifaliana

Tonony 2
     D            F#m         G
Reo nantenaiko hanirina vao maika
 Em   A        Em        A 
Nampihiratra,...nivandravandra
D       F#m         G
Any aminao no hany sisa
 Em   A        A        D 
Noheverina...mba hianteherana

     Fiverenana 
      D             F#m        G
     Raha toa ka ianao tsy handao
      Em   A   A      D
     Hankahery, sy hijery

Tsy Adala Aho (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
Dsus: xx0233

Tonony 1
 G        C           Em
...Sao heverinao ho adala aza aho
G        C       D
...Leo miandry anao
G             C             Em
...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
G          C         Dsus  D
...Ilay fitiavako taloha

Tonony 2
 G        C           Em
...Sao heverinao ho adala aza aho
G        C       D
...Leo miandry anao
G             C             Em
...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
G          C          Dsus D Dsus D
...Ilay fitiavako taloha

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy 

Tonony 3
 G       C           Em
...Tsia sanatria ny lany manja
G           C           D
...Izay niarahana hatrizay
G       C            G        Em
...Tofoka loatra aho, ..leo anao
G          C           D        Dsus D
...Ka ny miala sisa no azo atao

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy 

Tetezana
F
...Tsy zakanao
 G
Raha miresaka ny ataonao
F                  G       
...Ka aleo hijanona eo
F                G
...F'izay vita aleo hivalona ho tantara
F                     G
...Manavao indray no mety

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy

Indray Hariva Izay (Eric Tahina)

Key: G

Intro
C..D..| C-D-G.. (2x)
C/G..G..

Verse 1
    G           
Indray hariva izay
 C                D
Sento sisa nenti-nody e e
  C                       
Nialoha lalana ahy 
   C             D 
Hamonjy ny fodiana, eny e

Verse 2
G                  
Eny mamy raha hitohy 
     C               D
No_iriko tsy hifankafohy ô o
  C      
Izay alehanao
  C                D 
Alehako avokoa ry lahy

     Chorus
      C                  D
     Raha lavitra ahy ianao 
       D                    G
     Izato dia tsy veriko irery ô
     C                 D
     Azo foana an'eritreritra 
       C  D           G
     Ireo ora niarahana 
      C                  D
     Nitamberina ao an-tsaiko ireo
       C        D       G..C/G.. 
     Ireo teny nisarahana 

Verse 3
  G               
Tsy tafandry ny alin'iny 
     C               D
Nitanisanisa ireo fahiny 
    C        
Na rotso-pifaliana
   C             D
Na ady nifandirana, eny o 

Verse 4
 G    
Toa tahirim-bolamena 
        C          D
Moa ho vasoka rahoviana 
         C               C  D   G          
No nandraisako ny herim-pitiavana

     Chorus
     C            D
     Ankehitriny moa 
     D                       G
     Indro izaho irery no hananaka
      C             D
     Hanohy ity tantara 
           C       D       G
     Hiandrandra izay mahasoa 

         C               D
     Ny fahatsiarovana anao anie 
       C         D         G    
    Hipody hery hampionona ahy...indray 

Outro
    G           
Indray hariva izay
 C                D
Sento sisa nenti-nody e e
  C                
Nialoha lalana ahy 
   C           D  G..C/G..G...
Nilaozan'olon-tiana

-----------------
C/G: 3x201x
Tondrompeon'Eric Tahina hafa: Eric Tahina 

Ento Aho (Rebika)

Key: E, F

Intro (Key: E)
E..A/E..(2x)

Verse 1
   E(add9)      G#m     B/A A 
Ho ento aho, hanaraka anao  aho
F#m7          B7              
    Mangina irery aho 
       A    B7      E(add9)
Raha ilaozanao ka raiso
G#m               B/A A  
   Tantano mba ho any aho
F#m7          B7
    Miangavy mafy aho
     A       B7    E(add9)..E7
Mitalaho fa te handeha

     Chorus
              A 
     Efa mandroso miha alina ny andro
        E(add9)
     Ka ento aho mba hiaro anao
        F#7
     Ny orana efa manakotroka
        B7              
     Ka ento aho hanelo anao
         A
     Tsy andriko izay hiverenanao
        E(add9)          E7
     Ka ento aho hanary dia
        A                     B7
     Ho any aho mba handrotsirotsy anao
        E(add9)              
     Ka ento aho            

Verse 2
 G#m          B/A A 
    Hanampy anao  aho
F#m7     B
    Izay kasainao
        A      B7          E(addd9)       
Raha iaraha-manao dia mba faly aho
G#m           B/A A     
   Hanaraka anao  aho
F#m7          B7
    Miangavy mafy aho
     A       B7    E(add9)  
Mitalaho fa te handeha

     Chorus

Modulation (E -> F)
        C    F
-->  Ho ento aho
     Chorus
              Bb                
     Efa mandroso miha alina ny andro
        F
     Ka ento aho mba hiaro anao
        G7                
     Ny orana efa manakotroka
        C7              
     Ka ento aho hanelo anao
         Bb
     Tsy andriko izay iverenanao
        F                F7
     Ka ento aho hanary dia
        Bb                    C7
     Ho any aho mba handrotsirotsy anao
        F         F/A  
     Ka ento aho

Outro
Bb..Gm..| C7..Bb-C7-F....
Bb/F..F....

Bb:  x13331
B7:  x24242 B/A:     x04442
C7:  x35353
E7:  020130 E(add9): 024100
F7:  131211 F/A:     x03211
F#7: 2x2320 F#m7:    2x2220 
G7:  3x343x Gm:      355333 
G#m: 466444

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika

Farakely (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama

Capo: 2 
Am':x02255 (na 577555)
Bm: x24432
C:  x32013 C/G:3x2013
D7: xx0212
G:  320033 G': 32000x G6: 32001x

Fampidirana
G-G'  C/G (x2)

Tonony 1
G      Am         Em  G
 Tonga aho dia nanoroka
C    D     G
 Ny takolakao
C         Bm          Am          C
 Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy
Em        D7       G  Tab 1
 Angamba kosa efa lao

Tonony 2
G         Am       Em    G
 Mba hitanao tokoa   va re
C       D          G   G' G6 G
 Ireto masoko mitoloko o  o  o 
C       Bm       Am        C
 Mitady  fitiavana be dia be 
Em         D7      G   Tab 1
 Mba hampitony ny foko

     Fiverenana #1
     Am             Bm  C   G
      Nangarika fotsiny  ianao
     Am     Bm       D
      Ka nanao jado-tongotra
     Am'        C          G         Em
      Malama anie ny lalana ho diavinao
     Am         D7          G G' G6 G
      Ka sao ianao ho potraka o! o! o!
     Am'       C           G         Em
      Malama anie ny lalana ho diavinao
     Am         D7          G Tab 1
      Ka sao ianao ho potraka 
Tonony 3
G           Am         Em   G
 Dia handao ahy tokoa va ianao
C    D       G
 Ry Farakely o 
G'  G6 G
o  o   o 
C      Bm            Am          C
 Fo maratra anie no sisa  navelanao
Em         D7    G Tab 1
  o o o    o  o  o 

     Fiverenana #2
     Am       Bm        C    G
      Nefa ianao sao mihevitra
     Am    Bm       D
      Fa izaho hanaraka anao
     Am'      C                 G    Em
      Ry Farakely mahalasa eritreritra
     Am     D7      G G'  G6 G
      Zory ny lalanao o ! o! o! 
     Am'      C                 G    Em
      Ry Farakely mahalasa eritreritra
     Am     D7     G
      Zory ny lalanao

Solo
G Am Em G
C' D  G G'-G6-G
C Bm Am C'
Em D7 G
     Fiverenana #2

Famaranana
G-G', C/G (2x)
Tab 1

e|---------------
b|---------------
g|---------------
D|--0-2-0
A|--------0-2-0--
E|---------------

 

Tehina (Iraimbilanja)

Key: Em (G)

Intro: A(add9)..D(add9)/A-A
       A(add9)-E/G# | D(qdd9)/F#-A(add9)/E
       A(add9)-E/G# | E-B/D# A/C#-B/E
       E-B/D# A/C#....E
       
Verse 1
     Em
Vao zaza sy vao niana-mandeha 'reo tongotrao
D/F#   G
 Ka nitehina tamin'i Neny ianao
Am                C
Izy no andry tsy hampianjera anao
  Em
Izy no vatolampinao

Verse 2
 Em
Taona maromaro taty aoriana
D/F#   G
  Nifanao fotoana tamin'ny olon-tiana ianao
      Am                   C
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
     Em                     Em-D/F#
Ka niankin-drindrina ianao

     Chorus
Em-D/F#-G                    D
         Tsy misy mahavita irery
         Am                         Em
     Fa mbola miankina amin'ny tsy hay
     G                   D
      Na rindrina io na hazo
      Am    C         Em 
     Tehina,  tehina foana

-> intro
Verse 3
 Em
Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
       G
Ka niahosa ny tongotrao
   Am              C
Nitady ka nahita, hazo itehenana
 Em
Hazo ho namanao

Solo: Em....|C....
      G.... |D....
      Am....|Em....
      C..B7..| Em.....> Chorus

Tondrompeon'i Iraimbilanja hafa: Iraimbilanja

Mandehana (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
Bb: x13331
Dm: xx0231
E7: 020100

Tonony 1
        Dm                      Am
Efa ho taona maro izay no niandrasako anao
    C                          Dm
Efa ela ihany izay fa toa tsy nampiraika anao
      Bb         F             E     E7
Hany hery azo hatao dia ny mandao anao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao
         
Tonony 2
      Dm                      Am
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
          C                     Dm
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
      Bb          F         E           E7
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao
Tonony 3
      Dm                      Am
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
          C                     Dm
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
      Bb          F         E           E7
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao

Nivadika (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona

Tonony 1
G                D  Am             Em
..Lasa aiza izy teo.... no taratasy sisa
G            C                   D         G   C-G
..No hany napetrany f'izy tsy hiverina intsony
G            D     Am                 Em
..Nilaozany mantsy.... ny akanin'izy roa 
G              C          D              G   C-G-D
..Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra

     Fiverenana
      G             C
     Nangina izy ho'aho (nanala ny alina)
        G       C                Em
     Nivadibadika (Niandry ny mazava)
        C       D                   G   C-G-C
     Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
      G         C
     Manantena koa (Niandry ny maraina)
      G        C                         Em
     Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
         C          D                    G 
     Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina

Tonony 2
G             D     Am          Em
..Nidify izy mantsy... sy mafy loha
G                C            D                G   C-G
..Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
G             D     Am            Em
..Sakaizan'ny alina... sy ny tavohangy
G             C           D               G   
..Tofokin'ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.

Tetezana
Am             Em Am            Em
..Koa hafa indray,.. ny tantarany 
G          C           D              G    
..Izy indray izao no miandry ny olon-tiany

     Fiverenana
      G             C
     Nangina izy ho'aho (nanala ny alina)
        G       C                Em
     Nivadibadika (Niandry ny mazava)
        C       D                   G   C-G-C
     Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
      G         C
     Manantena koa (Niandry ny maraina)
      G        C                         Em
     Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
         C          D                    G 
     Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina