Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Tonony 1 G D Am Em ..Lasa aiza izy teo.... no taratasy sisa G C D G C-G ..No hany napetrany f'izy tsy hiverina intsony G D Am Em ..Nilaozany mantsy.... ny akanin'izy roa G C D G C-G-D ..Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra Fiverenana G C Nangina izy ho'aho (nanala ny alina) G C Em Nivadibadika (Niandry ny mazava) C D G C-G-C Kanefa ny aizina ity mbola ho lava G C Manantena koa (Niandry ny maraina) G C Em Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina) C D G Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina Tonony 2 G D Am Em ..Nidify izy mantsy... sy mafy loha G C D G C-G ..Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po G D Am Em ..Sakaizan'ny alina... sy ny tavohangy G C D G ..Tofokin'ny tebitebiny anao sy ireo revirevy. Tetezana Am Em Am Em ..Koa hafa indray,.. ny tantarany G C D G ..Izy indray izao no miandry ny olon-tiany Fiverenana G C Nangina izy ho'aho (nanala ny alina) G C Em Nivadibadika (Niandry ny mazava) C D G C-G-C Kanefa ny aizina ity mbola ho lava G C Manantena koa (Niandry ny maraina) G C Em Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina) C D G Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina