Hatramin’Izao (‘Zay)

Hiran'i'Zay rehetra:'Zay  
Am/D:   xx0555
C9:     x3x330  C/E:   0x2010
D2/F#:  2xx230 sy xx455 (F#m7b5 no tena anarany) 
Dm7:    xx0211  (* rehefa live dia Bm7b5 na Dm/B:x2323x)
D7/F#:  2x3210
Em7:    xx2033 sy 02x033       
E7:     020130  
Fmaj7': xx3555  Fmaj7: 1x3210  
Gm7:    3x333x

Fampidirina (2x)
Am/D Em7  Fmaj7 (2X)
Fmaj7' Em7  Fmaj7 D7/F#-D2/F#-G

Tonony 1
       C         G/C  C/F   C    
Ho tsahiviko androany, ilay andro 
       Am7   D2/F#        G    C/G-G
Nandravana ilay fitiavantsika
Dm7*       E            Am7
 Tsy misy nety handefitra 
      D2/F#  G
Samy nirintona 

Tonony 2
       C      G/C  F/C         C
Dia tinapaka teo,     ‘lay tantara 
     Dm7 C/E   F(add9)  
Nofaranana fa hoe 
    G    C  Csus4-C
Tsy anjara 

Tetezana 
Am/D   Em7  Fmaj7 (2x)
Am/D   Em7  Fmaj7  D7/F# G

Tonony 1/2

     Fiverenana (2x)
                Fmaj7'           Em7  
     Hatramin’izao aho tsy mety mino
      Dm7*              E7    Am7
     Fa hoe izaho sy ianao hifanadino
           Gm7 C9     Fmaj7  D7/F# 
     Ka hizara ilay  làlana
            G
     Ho sampanana
           Fmaj7'               Em7
     Hatramin’iny ka hatramin’izao 
               Dm7*  E7    Am7
     Ny foko mbola  tia anao
                  Dm7      C/E      F
     Saingy ho koboniko ho ahy samirery 
               G          C    [C-Dm7-C/E]
     Satria fitia tsy an-tery. 

Solo...dia miverina fiverenana
Fmaj7'  Em7            | Dm7   E7  Am7
Gm7-C9  Fmaj7'-D2/F#   |G

Fmaj7'  Em7   | Dm7  E7 Am2
Dm7-C/E F     | G    C  [C-Dm7-C/E]

Famaranana
      Dm7      C/E        Fmaj7
Ho koboniko ho ahy samy irery
 Dm7      E7         Am7
Satria fitia tsy an-tery
     Dm7      C/E  Fmaj7  C/E  Dm7
Hokoboniko ho ahy sa_____my  irery
     G           C   Csus4
Ka aleo ho ahy irery