Hiran'i Levelo rehetra: Levelo Capo: 1 Am/E: 0x2210 Am/G: 3x2210 (afaka tsorina Am) C': x32013 (afaka tsorina C) Dm/F: 103231 (afaka tsorina Dm) G7: 320001 (afaka tsorina G) G/B': x2000x Fampidirana (tab 1) G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C Tonony 1 C' G7 Am Dm/F C Tapatapaka-môza nanaovanao fefy G C Hiaro tanàna C' G7 Am Dm/F C Evokevo-dranomena laroina tambavy G C C-G/B' Dia lasa ody an-doha Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tonony 2 C' G7 Am Dm/F C Vakivakina voatavo no toham-baliha G C Tsy mety mangina C' G7 Am Dm/F C Horakoraka ao anaty ilay feon-dokanga G C C-G/B' Fitendrinao ho ahy Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Raha sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tonony 3 C' G7 Am Dm/F C Kesika tsy boboka aty namian-jatovo G C Nidola tsy taitra C' G7 Am Dm/F C Verokely itoeram-pody milefitra ambany G C C-G/B' No tsy folaka akory Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tab 1 G Am7 G/B F-G-F e|----------------- b|-0-1---3----1-0-1 g|-0-0---0----2-0-2 D|------------3-0-3 A|---0---2--------- E|-3-------------- G Am7 G/B G-F-C-G/B e|------------3-1-0---- b|-0-1---3----3-1-1-3-- g|-0-0---0----4-2---0-- D|------------5-3-x---- A|---0---2--------3-2-- E|-3------------------- C-G/B' e|------ b|-1-0-- g|-0-0-- D|------ A|-3-2-- E|------
Tag Archives: hira gasy
Iantrao (Mahaleo)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo A': xx0655 Dm: xx0231 G': xx0433 Tendry Standard (EADGBE) Bb: x13331 Gm: 3x333x Tendry Gasy (CGDGBE) A: x22220 Bb: x3333x C: 0x555x na 0x2010 F: 557565 Gm: x0333x Tonony 1 Dm G Dm Iantrao, fa aza rikoriko Bb Gm Sanatria tsy fanahy niniako A Dm Bb-A No nahatonga ahy ho toy izao Dm G Dm Iantrao, fa ny hazo fijaliako Bb Gm Mavesatra fa nikipiako A Dm D-G'-A' Raiso tanana aho raha azo atao Fiverenana Gm C F Mahantra aho tsy mitafy mandry fotsy D Gm Ory fitia sy rotsirotsy Bb C F D-G'-A' Ka mba ma__nantena anao Gm C F Mahantra aho ny fiainako mikororosy D Gm Manitsaka ahy izay te-hanosy Bb A Dm Bb-A Asa raha toy ireny koa ianao Tonony 2 Dm G Dm Iantrao, ny hambom-poko efa nariako Bb Gm Izay mba mety ho faniriako A Dm Bb-A Nahiliko tsy ho hitanao Dm G Dm Iantrao, ny hajanao ho kajiako Bb Gm Ny ho namanao no mba tiako A Dm D-G'-A' Mba ampio raha sitrakao Fiverenana Gm C F Mahantra aho 'nefa aza hindrahindraina D Gm Fa manjary ady ilaina Bb C F D-G'-A' Ireo tsipin-teny atorakao Gm C F Mahantra aho nefa mendrika hohajaina D Gm F'efa manao vy very ny aina Bb A Dm Bb-A Miasa fa tsy milalao
Solo Dm G7 Dm G7 Gm A Dm D-G'-A' Fiverenana Gm C F Mahantra aho mareforefo osaosa D Gm Fa fahoriana mihavosa Bb C F D-G'-A' No babeko an-damosiko ao Gm C F Mahantra aho fa ny anao kosa D Gm Tsy misy izay tsy tontosa Bb A Dm Ireo nofinofinao
Ao Izy e (Mahaleo)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A*: x2x2xx B*: x4x4xx C : 0x2010 C7: 0x2310 Dm7: 2x3211 Em7: 4x5433 Em: xxx453 F : 557565 F': xxx565 Fm: 55656x Fmaj9: 5x5555 G : x03430 G*: x0x0xx Gm/C: 0xx33x Fampidirana C Gm/C F Fmaj9 FmMaj7 Em7 Am Dm7 G C G*-A*-G* C (2x) Tonony 1 C F'-Em-C Ianao ‘lay nailika C Ankilabao F Em7 Nasiana tsipika Dm7 G G*-A*-B* Tsy azo hihoaranao Tonony 2 C F'-Em-C Toy irony kamboty C Tsy misy mpiahy F Em7 Mba te hiangoty Dm7 G Nefa tsy reny tsy ray Fiverenana G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F’Izy anie, no mandre Dm7 G Ny antson'ireo very dia G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F'Izy anie, ho hany mandre Dm7 G Ny antso manginan'ireo C 'Zay nania Tetezana C Gm/C F FmMaj7 Fmaj9 Em7 Am Dm7 G C G*-A*-G* C (2x) Tonony 3 C F'-Em-C Ianao ‘lay nibaboka C Fa nanao ny ratsy F Em7 Vao maika nadaboka Dm7 G G*-A*-B* Sy narahina fantsy Tonony 4 C F'-Em-C Toy ny resy mifona C Fa lavo an-tany F Em7 Odiana tsy henoina Dm7 G Fa darofana ihany Fiverenana G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F’Izy anie, no mandre Dm7 G Ny antson'ireo very dia G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F'Izy anie, no hany mandre Dm7 G Ny antso manginan'ireo C 'Zay nania Tetezana Tonony 5 C F'-Em-C Ianao diso famindra C Solafaka F Em7 Ireo namanao indrindra Dm7 G G*-A*-B* No nanavakavaka Tonony 6 C F'-Em-C Fa nadio ianao fahiny C C nolazaina hoe tsy ratsy F Em7 Nefa dia nomena tsiny Dm7 G Fa nisy loto nanasy Fiverenana G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F’Izy anie, no mandre Dm7 G Ny antson'ireo very dia G*-A*-B* C C7 Ao Izy e, hanome F Fm ‘Lay anjara fitia C Am F'Izy anie, ho hany mandre Dm7 G Ny antso manginan'ireo C 'Zay nania
Antso (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Bb: x13331 Bm: x24432 Tonony 1 Am F Ray, raha niantso Anao aho C G Fa resin'ny fiainana Am F Fay,tsy te hiala Aminao C G Fandrao lavo indray aho na tsy hay Am F Fa ny fo feno loto C G Ilay nitalaho taminao Am Bb Ka raiso aho, raiso ho Anao F G Fa vonona ho diovina indray Tonony 2 Am F Soa fa manana Anao C G Manome toky ahy hatrizay Am F Fo efa lao tokoa C G Ka vonona indray aho ny handray Am F Anao ho mpiahy C G Ny fiainana hoaviko ao Am Bb Ka miantso aho, hoe raha sitrakao F G..... Ny lalako re hazavao Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha Tonony 3 Am F Ray,'zao vavako izao C G Asandratro hiderana Anao Am F Fo,eny misaotra Anao C G Noho ny fiainako hatrizay Am F Ianao,ô ry Ray C G Ekeko ho mpitarika_ahy Am Bb Ka raiso aho, raiso fa Anao F G Miantso Anao mandrakizay Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha Fiverenana (Ambony) D A Ka dia ho miratra Bm A G Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Bm C Ianao Ray no hitantana ahy G A Ekeko izay avy Aminao D A Miantso Anao D G Omeo izay anjara ho soa Bm A G A D..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha
Embona sy Hanina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tonony 1 C Em Fmaj7 Embona sy_hanina G C Tsy hay mahafanina Am Dm Ngoly ny fo mamelovelo G C Madisadisan’alahelo C Em Fmaj7 Ny havoana tazanina G C Tsy hita ho dinganina Am Dm Fa_lavitra loatra ianao ka tsy tratra G C Ny aina marary ny fo maratra Fiverenana Am Dm Fa ny antsoko ny_akony_no_mitampody G C Mba hihiaka mafy anie_aho_fa_tsy_tody C7 Fmaj7 Izay..jerena_toa_manjavozavo G C Tako-drahona sy vohitra avo Am Dm Fa mahery sy masiaka ny onja G C Tsisy lakana afaka hitondra C7 Fmaj7 Ny maso no alefa maminany G C Hibanjina anao any ho any Solo C Em Dm G C (2x) C-G-F-G-C Tonony 2 C Em Fmaj7 Alahelo sy toloko G C Raha vao injay tsaroako Am Dm Fa noho ny hasomparan’ny tany G C Izaho aty ianao lavitra any C Em Fmaj7 Tsy azo hiadiana ny anjara G C ’Zay ngamba no noheveriny_ho_tsara Am Dm Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka G C Na dia mangidy mavesatra Fiverenana Am Dm Fa ny ahy dia_fitia_tena_marina G C Na anaty onaona_aza_ho_tafarina C7 Fmaj7 Na halevina mety mandifotr'olona G C Hiposaka haniry hamololona Am Dm Ny_hany hafatro dia ny_hoe_matokia G C Fa izaho tsy hitsahatra ny_ho_tia C7 Fmaj7 Tsy_ny halavirana tsy ny taona G C No hahasakana ny fotsika tsy hihaona Solo Famaranana C Em F G C (2x) C-G-F-G-C
Fitia Madio (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 1 B: x24442 C#: x46664 F#m:244222 G#m:466444 Tonony 1 E Mba tsaronao ve? A ’zao isika izao A B Fony zaza nilalao B E Nalaina nifandao Tonony 2 E Tadidinao koa ve? A Tany ampianarana A B Ny dablio nilaharana B E Nisy hasambarana Tetezana D A Fa adinon’ny vintana_aho A E Tsy toa anao D A Nitady fitia A E B Tsy toloranao ie-e-e Fiverenana E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tonony 3 E Azoko atao ve? A Ny hitia anao A B ’Zaho efa babonao E Tanteraka Tonony 4 E Nefa valala sy lolo A Samy hafa volo A B Ianao voninkazo B E Tsara kolokolo
Tetezana
D A
Ka ny any aoriana
A E
No tsy tantinao
D A
Sao izaho faharoa
A E B
Ireo dimbinao ie-e-e
Fiverenana (2x) E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama Solo: F#..B..C#..(2x) Fiverenana - Ambony (2x) F# Fitia madio B C# Tsy miangatra, mba rahoviana F# B G#m C# Tsisy resaka saranga na fihavia__na B ’Zaho leroa C# F# Mba tia an’i madama B F# C# F# Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo *: bass ihany no tendrena Am': 5xx55x Dm7': x57565 E/G#: 422100 F': xx7565 G': xx9787 Fampidirana E/G# Am' F' Dm7 G' E Am F C F C G Tonony 1 E/G# Am Hiara-hiaina ny andro androany F G C Toa ny andro farany E Am Hiara-higoka izay mety ho mamy F G Mandrampahalefy ny tarainy Tonony 2 E/G# Am Ny maso hikipy tsy hahita F G C Ho tapitra ny fofon’ aina E Am Ho hanenenana izay tsy vita F G C Fa any ankoatra tsy_ho_hilaina Fiverenana F Em Dm7 C Satria ny vintana sy anja___ra F Em Dm7 G No mamaritra ny di___a F Em Dm7 C Rahampitso lalantsika mety hiza__ra Bb A* G F Satria tsy misy ny doria Em Dm7 C Ny vintana sy lahatra F Em Dm7 G Mety mamaritra ny di___a F Em Dm7 C Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra Bb A* G F C Satria tsy misy ny dori___a Tonony 3 E/G# Am Ny_ampitso fanontaniana F G C Mety ho vatana hangatsiaka E Am Hiara hioty'zay zava-tiana F G Eny masoandro mibaliaka Tonony 4 E/G# Am Isaky ny andro izay mifoha F G C Mety ho farany io fa tadidio E Am Ataovy andro feno soa F G C Ho fahataperana ny anio
Fiverenana
F Em Dm7 C
Satria ny vintana sy anja___ra
F Em Dm7 G
No mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Rahampitso lalantsika mety hiza__ra
Bb A* G F
Satria tsy misy ny doria
Em Dm7 C
Ny vintana sy lahatra
F Em Dm7 G
Mety mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
Bb A* G F C
Satria tsy misy ny dori___a
Jamba (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Teny fanolorana: Ny naotin'ny faran'ny fiverenana Em A @ voalohany dia Em A D' rehefa miverina A7: x02020 Bm: x24322 Bm/A: x04432 D': xx0779 D2: xx4230 na xx0230 Em7: xx2033 (na 022330) Fampidirana D...Em F#m G A (2x) Tonony 1 D Em7 D2 E*-F#* Jamba aho eny jamba G F#m Em B*-G* Nilaozana hazavana Em F#m Bm Bm/A G Ao anaty aizim-pi__to aho Em A Aizina tsy azo hialana D Em7 D2 E*-F#* Loko tokana ihany G F#m Em B*-G* No mba navelanao ho ahy Em F#m Bm Bm/A G Dia ny maintimainty_iza_a___ny Em A D'.. ... Tsy misy ny ankoatr'izay Fiverenana (2x) G F#m Nefa rahavako Em A7 D Aminao no niara-dia G F#m Tsy navelanao ho tazako Em D Ny lokon'ny fitia Solo: D...Em F#m G A (2x) Tonony 2 D Em7 D2 E*-F#* Moana aho eny moana G F#m Em B*-G* Tsy mba navela hiteny Em F#m Bm Bm/A G Raha te hiresaka amina__ao aho Em A Ny tanana no ahetsiketsik'eny D Em7 D2 E*-F#* Soa fa nisy tanana_aza G F#m Em B*-G* Azo asoloko ny vavako Em F#m Bm Bm/A G Ahafahako mila__a___za Em A Fa ianao no fitiavako Fiverenana (2x) G F#m Tsiky eny tsiky Em A7 D No nasetrinao izany G F#m Tsy_navelanao ho kivy aho Em D Fa mbola anilanao ihany Solo: D...Em F#m G A (2x) Tonony 3 D Em7 D2 E*-F#* Malemy aho eny malemy_aho G F#m Em B*-G* Tsy afak'hijoro akory Em F#m Bm Bm/A G Enta-mavesatra ho a___nao Em A Mahatonga sorisory D Em7 D2 E*-F#* Fiantrana fotsiny ihany G F#m Em B*-G* No mahatonga_anao ho eo Em F#m Bm Bm/A G F'izay any am-ponao a__a___ny Em A D'.. ... Mandratra ka tsy tianao aseho Fiverenana G F#m Nofihininao ny tanako Em A7 D Ka_hoy_ianao hoe mangina G F#m Fa_ny_andro sisa hiainako Em D Natokako ho anao ry tiana G F#m Nofihininao mafy ny tanako Em A7 D Ka_hoy_ianao hoe mangina G F#m Ny ranomaso ka neniky ny tavako Em A7 D'.. ... Ranomasom-pifaliana Tonony 4 D Em7 D2 E*-F#* N'inona voina mety hitranga G F#m Em B*-G* Tsy zanaky ny_hafa_ianao Em F#m Bm Bm/A G Ny voahary tsy tia banga Em A A-Asus-Dsus/E Hisy hitoetra eo anilanao D Em7 D2 E*-F#* Ny jamba hisy hitantana G F#m Em B*-G* Ny moana hisy handre Em F#m Bm Bm/A G Ny tsy salama va_ta___na Em A D'.. ... Hisy hampianatra andeha Fiverenana G F#m Ny jamba hisy hitantana Em A7 D Ny moana hisy handre G F#m Ny tsy salama vatana Em A D Hisy hampianatra andeha
Adin-tsaina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Aadd9: x0xx33 Bm: x24432 Cadd9: x3xx33 G/B: x2xx33 Tonony 1 C Bm D Raha va__o maraina D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Dia lasa ny fisainana C Bm D Mifantoka_ato an-tsaina D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Ny tena adim-piainana. Fiverenana G Em Tapin-dalan-kaleha C Am Ity izaho efa trotraka Bm C Ianao ihany anie D Cadd9 G No tena nisompatra Cadd9-G/B-Add9-G (2x) Tonony 2 C Bm D Izany ve moa D G Cadd9-G/B-Aadd9-G No mba hany vitanao C Bm D Ny zanantsika roa D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Dia nilaozanao amin’izao Fiverenana G Em Any izao ianao C Am Lasan’iny olon’iny Bm C Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x) Tetezana G D G Adin-tsaina G D Vao maraina Cadd9 G Em .No ato an-dohako_ato C D G .Satria lasa ny vadiko Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x) Tonony 3 Bm D La lala lala la la D G Cadd9-G/B-Aadd9-G La lala lala la C Bm D La lala lala la la D G Cadd9-G/B-Aadd9-G La lala lala la Fiverenana G Em Any izao ianao C Am Lasan’iny olon’iny Bm C Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9-G/B-Aadd9-G (3x)
Voankazo Voarara (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo (*): bass ihany no tendrena A': x07657 (2x)-x07655 A": A-A-Asus-A Asus: x0223x Bm':x24432-x2425x(2x)-x24432 F#m:2xx220 Fampidirana D D A Bm' F#m G Em A Bm E A -A -Asus-A Oh oh oh oh A*-B*-C#* Tonony 1 D A' .Raha ity fiainana ity no lazaina Bm' F#m .Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina G Em .Mihodina indray A Bm .Miserana ihany E A" Feno hasomparana feno tomany A(bass)-B(bass)-C#(Bass) Tonony 2 D A' .Raha vao latsaka ety an-tany Bm' F#m Dia injay sahady fa efa tomany G Em .Mila hafanana A Bm .Mila fitia A D Mbola lavitra mantsy ny dia Tetezana Bm Em .Soloy fitiavana ny andronao sisa A D Ny fotoana anie ka efa voaisa Bm Em Efa voafetra sy efa voafaritra E A" Ka_anjaranao sisa miharitra A*-B*-C#* Tonony 3 D A' .Mifankatiava raha mbola velona Bm' F#m .Izany indrindra no maha-olombelona G Em .Mifanapia A Bm .Mifanasoava E A" Fa ny rahona mainty mbola hisava A*-B*-C#* Tonony 4 D A' Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany (Raha ity fiainana ity no lazaina) Bm F#m Hody taolana sy vovoka an-tany (Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina) G Em .Hitovy saranga A Bm .Hitovy anjara A D Fa nihinana voankazo voarara (3x)