Tsiaro Anao (Lalatiana)

Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana

Tonalite: D 
D6    =  Bm/D
Em7b5 =  Gm/E

Intro: Bm7 | G | Em7 |  A (2x)
       D   | Gm/D
Tonony 1
  D                      Daug  D6
Ity hira ity raha vao hiraiko 
       D7       G             Gm             D    Gm/D
Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko 
  D                    Daug
Tsaroako hatrany 'reo teny mamy 
D6      D7          G            Gm         D
 Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany 

     Pre-Chorus
     F#m7                    Em7
      Toa hafahafa izany fitiavako 
     F#m7                           Em7        Em7b5
      Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io
 
     Fiverenana
     D               C
     aaa..Tsy_izany velively 
            Bm7             A#dim7          Bm7
    Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo 

Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | D

Tonony 2
  D                      Daug D6
Ity hira ity raha vao hiraiko 
       D7            G             Gm        D    Gm/D    
Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako 
  D                    Daug      D6
Tsaroako hatrany ireo tambitamby 
       D7          G          Gm         D
Vao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany 

     Pre-Chorus (tsy misy "io olona io")
     Tetezana
     F#m7 | Em7 
     F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 
     A#dim7-Bm7
               Tsy hira ihany
     G
      No mitondra_ahy ho_any
     Em7                             A
      F'izay rehetra ataoko, dia nankany
     Bm7           G
      Izy no tiako, hany ifaliako 
     Em7                    A
      Izy no hiraiko, izy ihany

Solo: D  C  | Bm  A#dim  Bm
Fiverenana
Famaranana: D   C|  Bm A#dim7| A/C#-D