Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana Tonalite: D D6 = Bm/D Em7b5 = Gm/E Intro: Bm7 | G | Em7 | A (2x) D | Gm/D Tonony 1 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko D Daug Tsaroako hatrany 'reo teny mamy D6 D7 G Gm D Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany Pre-Chorus F#m7 Em7 Toa hafahafa izany fitiavako F#m7 Em7 Em7b5 Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io Fiverenana D C aaa..Tsy_izany velively Bm7 A#dim7 Bm7 Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | D Tonony 2 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako D Daug D6 Tsaroako hatrany ireo tambitamby D7 G Gm D Vao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany Pre-Chorus (tsy misy "io olona io") Tetezana F#m7 | Em7 F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 A#dim7-Bm7 Tsy hira ihany G No mitondra_ahy ho_any Em7 A F'izay rehetra ataoko, dia nankany Bm7 G Izy no tiako, hany ifaliako Em7 A Izy no hiraiko, izy ihany Solo: D C | Bm A#dim Bm Fiverenana Famaranana: D C| Bm A#dim7| A/C#-D