Hiran'i Rija Oelijaona rehetra: Rija Oelijaona B7: x21202 na B: x24442 C#m: x46654 F#m: 244222 Fampidirana (2x) E..B7..A..E..B7 Tonony 1 E Fotoana fohy na herinandro angamba izay B7 A No teto Mahajanga izahay E Tsy nanana an’iza hiresahana B7 D A Na hizarana hafaliana E B7 Nahalahelo fa irery Tonony 2 E Mitazatazana ireo mpandalo B7 A Na koa mikalokalo f’izany moa E No fialam-boly ankafiziko B7 D A Rehefa irery eny aho ka manary dia E B7 Dia hira no tiako Fiverenana C#m Indray antoandro be migaina B7 Iny nisy tovovavy iray A Nirava nianatra izy angamba E B7 Na koa asa lahy, na mba ho aiza D A E Fa niavaka sy hafa C#m Fa jefijefy sy kanto ery B7 Ny fihetsiny mitomban-dahy A E Sariadriaka endrika, baliaka B7 Sahisahy, nahavariana D A E Nambabo fo,nahafatifaty Tetezana E F#m B7 E A E Hay ianao no nandalo ahy ianao...An (2x) Tonony 3 E Nifanadala teo isika B7 A Nifananihany, nifampikopa-tanana E Nitsiky, nihomehy B7 D A Ary nidify ianao, nefa tsy nandao E B7 Ny eritreritro, fa nitoetra Tonony 4 E Taty aoriana kely, nifankalala isika B7 Nifankazatra satria A E Ny tranontsika moa nifanakaiky rahateo B7 D A Ka dia nifankahita matetika E B7 Toy ny mpiray tanàna rehetra Fiverenana C#m Toy ny mpinamana rehetra B7 Dia tsy nisalasala aho A E Nanadikadina izay rehetra momba anao B7 D A Ary mba iza moa no anaranao E Mba lazao C#m B7 Ianao koa moa tsy nihafahafa-teny B7 Dia nitsotra hoe A E Raha tianao ho fantatra ny ahy dia "Josée" B7 D A Ary mba iza ho’aho no hiantsoako anao E Sao "Rija" Famaranana E F#m B7 E A E Hay moa fantatrao ny anarakooooo E F#m B7 E A E Faly aho fa lasa namako iana_o (2x) E F#m E A E