Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Am/C: xxx555
Bm: x24432 Bm/D: xxx777
Cmaj7: x32000 Cadd9:x32033
Ddimm7:xx121x
Em7: xx2033
Gmaj7: 3x0032.
G: 3x0033 G/B: x2xx33 FampidiranaCadd9-D-D-C D G G-Am-G/B (2x)
Cadd9-D-D-C G Am-G/B-C
D G Am/C-Bm/DTonony 1 Gmaj7 Gmaj7
Raisiko ho ahy ny hadisoana
Cmaj7
Izaho indray no hifona
Gmaj7 Gmaj7
Nefa aok' izay, aza avela hilona
Cmaj7
Ataovy heloka hibabohana
Bm E
Aoka atao hoe ahy ny tsiny
Am D
Nahatonga iny ady iny
Am D
Nefa mangata-pamelana
Ddim7 Em D..Em7..
Aza ivindavindana
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Sao dia tezitra aho ny hiafarany
Cadd9 D G G-Am-G/B
Farany io havelako any
Cadd9 G/B G
Tombo-tsoa_ho an...'iza moa
Am G/B C
Iza no_ho voa
C D G Am/C Bm/D
Tsisy hafa tsy 'sika roa
Tonony 2 Gmaj7 Gmaj7
Raha toa aho, manetry tena
Cmaj7
Sanatria tsy fahalemena
Gmaj7 Gmaj7
Fa raha toa samy sorena
Cmaj7
Tsy afak'hidinika am-pahendrena
Bm E
Raha mitady filaminana
Am D
Aza asetrinao fahanginana
Am D
Izay mikotrika vali-faty
Ddim7 Em D..Em7..
Fa avoahy ny ao anaty
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Ao re lala o fa mifona
Cadd9 D G G-Am-G/B
Nanao teny tsy tsaroana
Cadd9 G/B G
Tsy hanindroa aho, marina moa
Am G/B C
Mitsikia aloha
C D G Am/C Bm/D
Etsy toneho ny fo
Tetezana/SoloCadd9-D-D-C D G (2x)
C.. G Am/C-Bm/D
Tonony 3 Gmaj7 Gmaj7
Tezitr' ianao, tezitra foana
Cmaj7
Tsy hay intsony hoe nahoana
Gmaj7 Gmaj7
Mimonjotra, toa trondro moana
Cmaj7
Tambitambiko zava-poana
Bm E
Inona moa 'lay nampiady teo
Am D
Toa tsy tsaroako akory 'zay niseho
Am D
Fa erikerika lasa tondra-drano
Ddim7 Em D..Em7..
Ady kely lasa angano
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Toa izao no fiandohany
Cadd9 D G G-Am/B
Ady kely tsy voavaha toa izany
Cadd9 G/B G
No mitombo, lasa tamboho
Am G/B C
Mampisara-droa
C D G Am/C Bm/C
Ny olona mifankato
Hiran'i Mahaleo: Mahaleo
Am/B: x22210
B7: x21202 B7/D#: xx1202
Cmaj7': x32200 Cmaj7: x32000 Cadd2/Bb:x12030
D5: xx0xx5 D/F#: 2xx232 D7/F#: 2xx21x
Em': xx2000 Em7': xx0003 Em7": xx2x33 E7: 020100 E/G#: 4xxx00
F/G#: 43x211
Fampidirana
G B7 B7/D# Em' Em7'
C E E/G# Am
D D5 B7/D# Em7"
Am Am7/B C D/F# G
D7/F#
Tonony 1
G B7 B7/D# Em' Em7'
Fantatro fa tsy azo atao
C E E/G# Am
Meloka aho ny mitia anao
F E Am
Saingy tsy voatana ny foko
F G C
Tia anao an-tsokosoko
Tonony 2
G B7 B7/D# Em' Em7'
'Reo tanako am-po tsy hilaoka
C E E/G# Am
Noferako tsy navelako hivaoka
F E Am
'Nefa toa hery tsy hay tohaina
F G C
Tiako hodradradradraina
Tetezana
G Cmaj7'-Cmaj7
Fa eo ianao anilako eo
G Cmaj7'-Cmaj7
Hitako sy reko feo
Cadd2/Bb F F/G#
Toa akaiky nefa tsy takatro
C G C
Tsy ho ahy ianao fa fantatro
Solo:
G B7 B7/D# Em' Em'7
C E E/G# Am
G C Bb A
Dm G C
Tonony 3
G B7 B7/D# Em' Em7'
Fa ny anao ny fo efa mana-tandrify
C E E/G# Am
Efa_eny an-tratrany eny ianao no mitampify
F E Am
Ny ahy misy tady eny am-bohozonana
F G C
Midiridiry tsy hay takonana
Tonony 4
G B7 B7/D# Em' Em'7
Ny taonantsika koa manelanelana
C E E/G# Am
Izaho efa halazo ianao vao voa hamelana
F E Am
Ianao ary elatra enti-hisidina
F G C
Izaho efa hitsingidina
Famaranana
G Cmaj7'-Cmaj7
Ny tanantsika dia hifanantona
G Cmaj7'-Cmaj7
Nefa tsy mihaona akory indreny miantona
Cadd2/Bb F F/G#
Samy tia nefa tsy manantena
C G C
Ny lalantsika tsy hifanena
Tonony 1 (Tonalite: Bb)Ab/CBb/D
Vetivety foana aho dia tonga aty (2x)
F' C
Hamangy ny tanana
Ab/CBb/D
Vetivety foana aho dia tonga aty (2x)
F' C
Fa ianao tsy tamana
Pre-refrainEb F'
Avy any antsinanana aho dia
Bb F'
Nahita ilay masoandro aho dia
Bb F'
Niaraka taminy aho dia
Bb C
Tonga aty indray
Eb F'
Avy any antsinanana aho dia
Bb F'
Nitondra hazavana aho dia
Bb F'
Nitondra hafanana aho dia
Bb C
Nomeko anao indray fa
Fiverenana (2x) - Tonalite (C) F G
Raha mbola misy dia
C F
Hitondrako be dia be indry
F G
Raha mbola misy dia
C F G
Hitondrako be dia be, raha tian-dry
Tetezana (2x) - Tonalite (Bb)Dm9
Tsy lavitra ny misy an-dry
C'
Raha mba manana elatra akia e
Dm9
Tsy mangina ny tananandry
C'
Raha mba manana elatra akia e
Dm9
Nana-namana foana indry
C'
Raha mba manana elatra akia e
Bb(b5) F
Dia ho voavangivangy foana akia
C
Ny tanana misy an-dry
Tonony 2Ab/CBb/D
Vetivety foana aho dia mandeha (2x)
F' C
Hilaozako ny hazavana
Ab/CBb/D
Vetivety foana aho dia mandeha (2x)
F' C
Tonga indray ny haizina
Pre-refrainEb F'
Mandray ireo tananao aho dia
Bb F'
Manantona ny tratranao aho dia
Bb F'
Mamihina ny fonao aho dia
Bb C
Manao veloma indray
Eb F'
Teo andrefan-tanana aho dia
Bb F'
Nahita ilay masoandro aho dia
Bb F'
Nanaraka azy teo aho dia
Bb C
Nidify tamin’izay fa
Fiverenana (2x) F G
Raha mbola misy dia
C F
Hoentiko manaraka an’ahy akia
F G
Raha mbola misy dia
C F
Hoentiko manaraka an’ahy
G
Ny alahelon-dry
Hiran'ny Randratelo rehetra: Randratelo
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah RabelDropped D (DADGBE)
(halatsaka ho D ny E ambany)
*: Bass ihany no tendrena
A': x07655
Bm: x24432
D: 0xx232 D': 0x4232
Em: 222000
G: 55500x
F#m:444222Fampidirana 2(x)Em A F#m Bm
Em A DTonony 1D' A' (G*-F#*)
Raha niombona ny olon-droa
Em G A (G*-F#*)
Dia nifanome teny
Em A D' (D*-E*-F*)
Fa na ho ratsy na ho soa
(D*-E*-F*) F#m Bm
Dia ho azy ihany ireny
Tonony 2
D' A' (G*-F#*)
Ireny maraina mibaliaka
Em G A
Ary koa ireny lanitra rakotra
Em A D'
Tsy ahoana ny hatsiaka
(D*-E*-F*)F#m Bm
Satria ny fony afaka hifandrakotra
B* C#* D*
Woh oh oh
Fiverenana (2x) Em A Em A
Iza(ha)y, no tafaray
Em A D
No tafaray samy tia
Tonony 3D' A' (G*-F#*)
Raha toa ny ratsy nandroso tsy an-kijery
Em G A
Dia hifaoka 'zay efa najoro
Em A D'
Tsy haiko lavo fa hanao an-kery
F#m Bm
Hanarina 'ty fo torotoro
B* C#* D**
Woh oh oh
Fiverenana (2x) Em A Em A
Iza(ha)y, no tafaray
Em A D
No tafaray samy tia
TetezanaEm A F#m Bm
Em A D'Tonony 4D' A' (G*-F#*)
Raha ny hambo-po tsy mahasoa
Em G A (G*-F#*)
Dia tsy_omeny fahefana
Em A D'
Fa iray saina iray fo
(D*-E*-F*) F#m Bm
Ka ny mifanazava no hany lalana
Tonony 5
D' A' (G*-F#*)
Raha misy olona miadaladala
Em G A
Dia handrodana ny hasambarana
Em A D'
Isika roa tsy hisalasala
F#m Bm
Handroaka ity fahavalo hikambanana
B* C#* D**
Woh oh oh
Fiverenana (2x) Em A Em A
Iza(ha)y, no tafaray
Em A D
No tafaray samy tia
Famaranana (2x)Em A F#m Bm
Em A D
Key: DIntroD' ...Em/D-D...| F#m7...A/G-G
Em ..D/F#-G-A ...| A-G/B-A/C#-D...
Tab 1Verse 1D Em/D D
Fitia vao mitsiry
D A
Tamin’ny ora tsy nampoizina
A
Tonga dia nankadiry
A G/B A/C# D
Tsy laitra hozongozona
Chorus D F#7 Bm
Nobedesiko ny foko
Em D/F# G
Notsatsoiko ny hada_lany
A G/B A/C A/C#
Novalian’ny toloko
A D Tab 1
Dia noho ianao ihany
Verse 2D Em/D D
Aza dia esoina
D/F# A
Ity fo misari-adala
A G/B A/C A/C#
Ny fitempony henoina
A D
Mitempo anao ry malala
Chorus D F#7 Bm
Ny rà mikoriana
Em D/F# G
Ao anatiko ao
A G/B A/C A/C#
Miboiboika fifaliana
A D Tab 1
Raha vao mahita anao
--> Intro
Verse 3D Em'/D D
Ny saiko mihaotra
D/F# A
Ny foko mazoto
A G/B A/C A/C#
Ny voalohany matahotra
A D
Ny faharoa mirotoroto
Chorus D F#7 Bm
Hery roa no mifanandrina
Em D/F# G
Ny fo mihizi__hizy
A G/B A/C A/C#
Ny saina te hitandrina
A D Tab 1
Resy anie f’izato izy
Verse 4D Em/D D
Ndreto izahay mitalao
D/F# A
Samy revo samy tia
A G/B A/C A/C#
Fo sy saina ho anao
A D
Ny hivadika dia sanatria
Chorus D F#7 Bm
Raha misy fanantenana
Em D/F# G
Avia f’aza mihenahena
A G/B A/C A/C#
Raha tia ny fo aza raràna
A D Tab 1
Fa ny aty efa jambena
Tab 1e|-------------------b|-3-2-0-------------g|-------2-0---2-0---D|-0-0-------4-----2-A|-------------------E|-------------------
A/G: 3x222x A/C#: x4222x
Bm: x24432 G/B: x2000x
A/C: x3222x
D': xx0775 D/F#: xx4232
Em: 0xx453 Em/D: xx0453
F#m7:2xx220 F#7: 2x2320
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Verse 1 D Gm/D
Na lavitra aza aho
D Gm/D
Tsy nanadino anao
D Gm/D
Fa toy ny reny nitaiza
D Gm/D
Tsy_adino n’aiza n’aiza
Pre-ChorusA*-G*-F#* Em Em/B Em/D A
Fa nahitako maso__andro
G*-F#* Em Em/B A Bbdim7
Tiako sy mami___ko
Bm A Asus4 G D/F#
Ouh o o tadidiko_isan’ andro
Em A D
Tiako ny taniko
Chorus G(add9) D/F#
Fa tiako anie ilay nosy
Em A Bbdim7 Bm
'Lay nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
G D/F#
Fa n’aiza n’aiza no honenana
Em A Bbdim7 Bm Bm/A G
Ny tany nitaiza tsy maintsy hivere_na___na
D/F#* Em A D -> intro
Fa ao no hilevenana
Verse 2 D Gm/D
Raha toa aho nandeha
D Gm/D
Tsy hitahita, tsy re
D Gm/D
Tsy hoe akory nanary
D Gm/D
Fa nikaroka niary
Pre-Chorus
A*-G*-F#* Em Em/B Em/D A
Fa ny fanahin’ny fo
G*-F#* Em Em/B A Bbdim7
Tsy taiza fa teo ihany
Bm A Asus4 G D/F#
Ouh o o tany aminao avo_____ko_a
Em A D
Fa mamy ianao, tena mamy
Intro: Dm..Dm/C..| Bbmaj7....
Gm7.... | A7....Verse 1Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no niandry, 'zao andro izao
Em A7 A/G
Hatrizay aho tsy tafandry
F#m..Em..A7sus4-A7
Fa nitalao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
E7 A7 Dm
Maizindalana aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Verse 2Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no naniry ny tananao
Em A7 G/A
Mba hamihina ny ahy
F#m..Em..A7sus4-A7
Eo an-tratranao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
Em A7 Dm D7
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
BridgeGm D7/F#
Ao avokoa 'reo mety hampisaraka
G7 E7/G# Am7
Ao avokoa 'reo mety hampivarina
D7 Gmaj7 E7
Ny fitia
Am7 D7 C D G A7b9
Izay niombonana, izay niombonana
Verse 3Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no naniry, hiaraka aminao
Em A7
Hadinoy anio ny lasa
F#m..Em..A7sus4-A7Raha vitanao
D D/F# G
Zava-pona e ny rehetra
Em A7 Dm
Zaza very aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Verse 4Dm A7 D F#m
Efa ela loatra izao, mba matokia
Em A7 A/G
Aiza re ny lalanao
F#m..Em..A7sus4-A7Andao hiara-dia
D D/F# G
N'aiza n'aiza alehantsika
Em A7 Dm
Hiara-hifampitantana izaho sy ianao
Outro Gm D7/F#
Lalalala lalalala lala
G7 E7/G# Am7 D7 Gmaj7 E7
Lalalala lalalalala oh oh oh
Am7 D7 C D G
Lala lalala lala lalala lalala lala
A7b9: x02323 A/G: 3x222x
Dm/C: x3x231
E7/G#:4xx434
Gmaj7:3x443x
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Dadah Rabel: Dadah RabelCapo: 4 (miovaova arakarak'ilay mpihira
miaraka amin'i Dadah)
Tendry Gasy (CGDGBE)Am/C: 0x2210 Am: 22210
C: 0x2010 C/E: 4x2010 C/G: x02010 C7: 0x5557 Cmaj7: 0x2000
Ddim/G#: x1x131 Dm: 2xx231
Em7: 4x5433 E/G#: x12100
G: x05433 na x03430
F5: 553xxxFampidiranaC Dm G CTonony 1 C C/E Dm
Manahy aho, ho hataonao toy ny sary indray mipika
G C (-C/G C C/G)
Na koa toy irony fasika hoentin-driaka
C7 Em7 Em7 Dm
Ny foko tia fa ts’isy fiarovana
Ddim/G# C
Manahy ny hataonao fandalovana
G E/G# Am
Hozary fahatsiarovana
G E/G# C
Hozary fahatsiarovana
Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C
Tsara angamba, raha dieny izao
Dm
Dieny mbola tia ahy ianao
Dm G C...
Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao
Tonony 2 C C/E F5 Em Dm
Manahy aho, ho hataonao toy ny aloka miserana
G C (-C/G C C/G)
Na koa toy irony mamy tojo fahataperana
C7 Em7 Em7 Dm
Ianao voky fitia fa natao tsara fahana
Ddim/G# G7 C
Izaho toy ny lovia avy nihinanana
G E/G# Am
Hozary atosi-tànana
G E/G# C
Hozary atosi-tànana
Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C
Tsara angamba, raha dieny izao
Dm
Dieny mbola tia ahy ianao
Dm G C...
Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao
Tonony 3 C C/E F5 Em Dm
Tsy ho fahavalo fa hisaraka toy ny mpihavana
G C (-C/G C C/G)
Ka ny tsara ihany no hifanodiavana
C7 Em7 Em7 Dm
Ka raha mifankahita any aoriana any
Ddim/G# C
Hiara-hitanisa ireo andro mamy
G E/G# Am
Toy ny fitia tsy mety lany
G E/G# C
Toy ny fitia tsy mety lany
Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C
Tsara angamba, raha dieny izao
Dm
Dieny mbola tia ahy ianao
Dm G C...
Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao
Tendry Tsotra (EADGBE)Am/C: 032210 C7: x3x557 Cmaj7: x32000 C/E: 0x2010 C/G: 3x2010
Ddim/G#: xxx131 Dm: xx0231
Em7: 0x5433 na 022033 E/G#: 422100
F5: 553xxx
Hiran'i i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Bm: x24432
Fampidirana: Em C G (2x)
Tonony 1
G Am
Mangitakitaka aho, mitebiteby aho
Bm C Bm
Mibitabitaka ary somebiseby ny foko
Am D
Rehefa manina an-dry
G Am
Ireo andro niarahana, toa fohy dia fohy
Bm C Bm
Tiako hitarina sy tiako hitohy, kanefa
Am D G
Ianao indray no tsy sahy
Fiverenana (2x)
Em C
Tiana ve, diso tiana?
Am D
Ka mampitondra fahoriana
Bm Em
Mamo ve? Diso mamo?
F C
Andraso kely ary aho
G
Raha toa ianao ka kamo
Tetezana: Em C G (2x)
Tonony 2
G Am
Tsy andriko intsony, ny ampitso maraina
Bm C Bm
Hibedako ny fony ary hitenenako ireo teny
Am C D
Izay efa noforoniko an-dry
G Am
Tsy mahasaraka aho, tsy mahatombona aho
Bm C Bm
Efa niaraka, efa niombona isika
Am D G
Izay vao nifankatia
Fiverenana (2x)
Em C
Foiko ho anao,tsisy fetra
Am D
Ny fitiavako rehetra
Bm Em
Omeko anao, raha sitrakao
F C
Ireo nofinofy matory
G
Ao anatiko ao
Famaranana: Em C G
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Tendry Tsotra (EADGBE)
A7b9: x02323
C': x32013 Cmaj7: x32000
E/G#: 4x2100
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am: x22210 A: x22220 A7b9: x22323
C: 0x2010 C': 0x2013 Cmaj7: 0x2000
Dm: 2xx231
Em: 442000 E/G#: x12100
G: x0343x
F: 557565
Fampidirana (2x)
Cmaj7 C
Dm G
Tonony 1
C Am Em Am
Hanaraka anao,toy ny aloka
Dm C C G
Ka tsy hifandao, raha tsy andro tena maloka
C' A A7b9 Dm
Fa raha mbola misy, tarapa-hazavana
Dm C G G E/G# Am
Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana
F Dm G Cmaj7-C
Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 2
C Am Em Am
Tsy andriko intsony, ny andro maraina
Dm C C G
Azahoako hifoha, hamonjy anao ry aina
C' A A7b9 Dm
Ka tsy hiala teo indray, raha tsy ny andro no hariva
Dm C G G E/G# Am
Rehefa injay ny masoandro iva dia iva
F Dm G Cmaj7-C
Rehefa injay ny masoandro iva dia iva
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 3
C Am Em Am
Izaho anie ka zaza, tsy mahasara-dreny
Dm C C G
Hanaraka anao, eny rehetra eny
C' A A7b9 Dm
Ianao irery no afaka, ampitony ny tomany
Dm C G G E/G# Am
Ary raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany
F Dm G Cmaj7-C
Raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 4
C Am Em Am
Ny vavan'ny sasany, tsy ahoako intsony
Dm C C G
Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
C' A A7b9 Dm
Fa ny vavaka hatao, dia ny mba aharitra hatrany
Dm C G G E/G# Am
Aharitra tokoa anie, zany fiarahantsika izany
F Dm G Cmaj7-C
Aharitra tokoa anie, zany fiarahtsika izany
Famaranana : Cmaj7 C Dm G..C