Hiran'i Dama rehetra: Dama Bm: x2x432 na x24432 D4: xx0233 Fampidirana G D (4x) D.. D4 (4x) Tonony 1 D G D Ny ranomasina sy ny lanitra G D Bm A G D Samy manga, ma_dio sy mahafinaritra D G D Manofahofa tanana ireo voanio maintso mavana G D Bm A G D Ny rivotra madio, mihira fa andro fety anio Fiverenana G D G D Avia mandrosoa, ry nosy miara-milalao G D Bm Gasikaraka kianja so_a A G D Ry tanora mivonona ianao G D G D Hiaraka hanangana tranobe iombonana G D Bm Firaisan-kina no hajoro A G D Fa io no vato, vato fehizoro Tonony 2 D G D Manofahofa tanana ny eto an-tanana G D Bm A G D Faly sy ravoravo Fa tafaray 'reo nosy maro Fiverenana (2x) G D G D Avia mandrosoa, ry nosy miara-milalao G D Bm Ny trano lehibe toko_a A G D Ry tanora vohay ny fonao G D G D Hifandray tanana sy hifampitantana G D Ny fiarahana madio Bm A G D Midika fa andro fety anio