Hiran'i Oladad: Oladad
Shekinah Cover
Capo: 2
Bm: x24432
C#m: x46654
F#m: 244222
FampidiranaG Bm Am
C D
Tonony 1 G
Miasa saina lav'izao
Em
Mangin'irery le tsa eo agnao
Bm Bm
Manigna agnao aho e, magnina an-droky aho e
C D
Mahatsiaro agnao
G
Tsy zarizary ny fiainako
Em
Navelanao ny foko tea
Bm Bm
Manigna agnao aho e, magnina an-droky aho e
C D
Miangavy agnao
Tetezana G G
Ny adiady nandeha,nahatonga agnao ho roso e
Em Em
Miangavy agnao miverena, fa sasa miandry tavela
Bm
Nangaigna teo aho
C D
Saika roso gegy anie aho
Fiverenana (2x) G Em
Eh, Aia ko ro ahitako agnao
Em Bm
Mangin'irery aho le tsa eo agnao
C D G
Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e
Tetezana: G Bm Am C DTetezana G G
Zatra misy anao tsy teo ianao
Bm
Ireo zavatra natao
Am
Tsika sy ianao
D
Aiza ianao
Tonony 2G G
Nivoendrivoendry aho sy mba nanova hafa e
Em
Tsa nahita aho, ny foko ro naratse
Bm
Agnao tiako ô
C D
F'agnao ro tiako ô
G
Mba miangavy aho
Em
Sasa miandry aho
Bm
Agnao tiako ô
C D
F'agnao ro tiako ô
Tetezana G G
Mijaly an'iaho, mararirary an'ia
Em Em
Fa mila ho roso gegy an'ia
Bm
Manigna, fa manigna
C D
Manigna an-droky an'iaho
Fiverenana (2x) G Em
Eh, Aia ko ro ahitako agnao
Em Bm
Mangin'irery aho le tsa eo agnao
C D
Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e
Fiverenana (Ambony - 2x) A F#m
Eh, Aia ko ro ahitako agnao
F#m C#m
Mangin'irery aho le tsa eo agnao
D E A
Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e
Teny fanamarihana: Raha ilay orijinaly
dia ny fampidirana sy tetezana dia
G Em Bm C D, ary misy tonony miampy
kely