Agnao (Oladad)

Hiran'i Oladad: Oladad
Shekinah Cover
Capo: 2
Bm:  x24432
C#m: x46654
F#m: 244222

Fampidirana
G  Bm Am
C  D

Tonony 1
       G      
Miasa saina lav'izao
         Em     
Mangin'irery le tsa eo agnao 
              Bm                      Bm
Manigna agnao aho e, magnina an-droky aho e
C              D
 Mahatsiaro agnao

Tonony 2
         G      
Tsy zarizary ny fiainako
       Em     
Navelanao ny foko tea 
              Bm                      Bm
Manigna agnao aho e, magnina an-droky aho e
C            D
 Miangavy agnao

     Tetezana
           G                        G
     Ny adiady nandeha,nahatonga agnao ho roso e
                 Em                     Em
     Miangavy agnao miverena, fa sasa miandry tavela 
         Bm
     Nangaigna teo aho
            C             D 
     Saika roso gegy anie aho

     Fiverenana
     G                        Em
     Eh, Aia ko ro ahitako agnao 
              Em             Bm
     Mangin'irery aho le tsa eo agnao 
         C             D            G
     Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e

Tetezana: G Bm Am C D

     Tetezana
     G                     G
      Zatra misy anao tsy teo ianao
     Bm
      Ireo zavatra natao
                 Am
     Tsika sy ianao
             D
     Aiza ianao

Tonony 3
G                                    G      
 Nivoendrivoendry aho sy mba nanova hafa e
Em                                 
 Tsa nahita aho, ny foko ro naratse
Bm             
Agnao tiako ô
  C          D
F'agnao ro tiako ô
Tonony 4
G                
 Mba miangavy aho
Em                 
 Sasa miandry aho
Bm                     
Agnao tiako ô
  C          D      
F'agnao ro tiako ô

     Tetezana
        G                   G
     Mijaly an'iaho, mararirary an'ia
         Em                   Em
     Fa mila ho roso gegy an'ia
     Bm
      Manigna, fa manigna
      C                   D 
     Manigna an-droky an'iaho

     Fiverenana (2x)
     G                        Em
     Eh, Aia ko ro ahitako agnao 
              Em             Bm
     Mangin'irery aho le tsa eo agnao 
         C             D            
     Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e

     Fiverenana (Ambony - 2x)
     A                        F#m
     Eh, Aia ko ro ahitako agnao 
              F#m            C#m
     Mangin'irery aho le tsa eo agnao 
         D             E            A
     Ia ko ho'aho ro asoloko agnao e

Teny fanamarihana: Raha ilay orijinaly 
dia ny fampidirana sy tetezana dia
G Em Bm C D, ary misy tonony miampy 
kely
Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s