1+1=1 (Poopy sy Ricky) – Piano

Key: Cm (Eb)

Intro
Ab.. Bb.. | Cm....
Fm/Ab.. Bbsus2..| Cm....
Ab(add9)..Bbsus2..| Cm.... Fm(add9)..Bb.. | Cm...Cm9
Verse 1 Ab(add9) Bbsus2 Gm Sendra nandalo anie aho tamin’izay Ab(add9) Bbsus2 Cm11 Nivezivezy fa tokana iray Ab(add9) Bbsus2 Cm7..Gm.. Tampoka teo reko avy any aminao Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Hazavana hafanana hatsarana Verse 2 Absus2 Bbsus4 Cm7 Sendra nandalo ianao tamin’izay Absus2 Bbsus4 Gm Nifanojo ny mason__tsika Absus2 Bbsus4 Cm7 Nientana iray ny fo sy fanahy Absus2 Bbsus4 Eb Ka tsaroako tsy afaka an-doha Chorus Ab Bb Cm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao Fm/Ab Bb Cm Fa hifanojo-doha ho eto izao Ab(add9) Bb Cm Vonona ny hiara______ka fa tia Fm(add9) Bb Cm Ka ny faniriana ho doria
-> Intro
Verse 3 Ab(add9) Bbsus2 Gm Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Nisy hery iray fitiavako anao Ab(add9) Bbsus2 Cm7..Gm.. Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Ny hitambatra olon’iray
Verse 4 Absus2 Bbsus4 Cm7 Reko fa nanohina ilay antsonao Absus2 Bbsus4 Cm7 Nibitsika mangina ny foko Absus2 Bbsus4 Cm7 Tsy haiko nolavina fa hery iray Absus2 Bbsus4 Eb 'Zay nandresy ireo ahiahy
Tondrompeon'i Poopy hafa: Poopy 
Tondrompeon'i Ricky hafa: Ricky

Teny Mamy (Tovo J’Hay) – Piano

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay

Tonalite: G

Intro
Cmaj7   D       Cadd9   G(add9)/B
Bb      Am7     G  
----------------------
Ebmaj7  D7sus4  G  (2x)
Ebmaj7  D7sus4

Tonony 1
G              D/F#     
 Ny teny mamy nolazaiko
Em7       Dm7      G7   
  Nanambitamby aminao
Cmaj7 Bm7       Am7        
 Matokisa sombinaiko
         C/D          G   Am7 D
Fa tsy hiova hatram’izao

Tonony 2
G               D/F#           
 Hatezerako ombieny ombieny
Em7     Dm7      G7
  Nankararirary fo
Cmaj7  G/B      Am7-C/D
 Aza raisinao ireny
              G  
Aoka hivalona avokoa

     Fiverenana
             D         C
     Ianao irery no nilaiko
                     G
     Ianao ilay nofinidy
                        D     C
     Mahay mandamindamina ny saiko
         C/D             G
     Diamondra sarobidy
    
    --------------------------
    2x
     Am7                 D7/C
       Raha misy ny hadalako
     B7              Em7
       Olombelona tokoa
     Cmaj7   Bm7        Am7
       Aoka re mba hofafàko
            C/D      G
     Dia hovaiko ho zava-tsoa

Solo (mitovy @ tonony 1) 

Tonony 3
G                D/F#
 Ny sangisangy izay fanao
Em7   Dm7      G7
 Horokoroka fahiny
Cmaj7  Bm7      Am7 
 Raha mety re ianao
        C/D         G   Am7 D
Averiko eto ankehitriny

Tonony 4
G              D/F#
 Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em7        Dm7       G7
 ’Zay nandreraka ny loha
Cmaj7           G/B         Am7
 Tsy ataoko intsony mandra-maty
           C/D          G     
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo

     Fiverenana

Famaranana: Cmaj7-G/B-Am7
            Ebmaj7-D7sus4-G

https://www.youtube.com/watch?v=lEeTQXdHuvI

 

https://www.youtube.com/watch?v=CLA-54CToqs