Saingy Tiana (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Hiran'i Lola rehetra: Lola
Am': x05558
C':  x32013    C":8x(10)988
D7:  xx0212
G':  (10)(12)(12)(12)(10)

Fampidirana
C" G' Am'
C-F C'-F (2x)
Tonony 1
 C                        F      C
Raha mba naniry ny hiarak'aminao aho 
   F   C           G
Nolavinao toa tsy tiana e 
 C                       F   C
Raha niangavy ny ho eo anilanao 
   F   C        G
Natosikao sy nariana e

     Tetezana
       Am                      F
     Niandry masoandro eny antsinana aho           
        G                  C
     Hitondra hafaliana ho ahy           
      Am               F
     Sendra ny volana somambisamby           
          D7                G     
     Vao maika nandratra fanahy

     Fiverenana
      F  C     F  C    C       G
     Tia aho, tia aho, eny tia anao 
           F    C        F    C
     Aza ariana e, aza ariana e 
       C           G
     Mbola miandry anao

Tetezana
C" G' Am'
C-F C'-F (2x)

Tonony 2
  C                  F   C
’Lay taratasy tsisy valiny
   F      C       G
Nodorana sa natao aiza e 
  C               F          C
'Lay fitiavana natao an-kilabao 
       F      C        G
Niandrandra anao hatrizay e

     Tetezana
       Am                F
     Anisan’ny mba tena tiana ianao            
      G             C
     Dia nahavita izao           
          Am                     F
     Tsy sasatra aho ny mba miangavy aminao            
               D7                  G     
     Tsy sasatry ny miantsoantso anao

     Fiverenana (3x)
      F  C     F  C    C       G
     Tia aho, tia aho, eny tia anao 
           F    C        F    C
     Aza ariana e, aza ariana e 
       C           G
     Mbola miandry anao

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.