Hiran'i Fanja Andriamanantena rehetra: Fanja Andriamanantena A7 : x02020 A': xx7655 A/B: x0x220 A/C#: x4222x Ab/C: x3111x A/D: xx0220 Bb6: x1303x Bbdim7': x12020 Bbdim7: x12023 Bm7: x24232 D2: x5423x Dm11/C: x3323x D2/F#: 2x423x D2/F: 1X023X D6sus2: x5x757 D#m11: x66677 Em9(n5): 0x403x Em7/F: 1x0030 Em': 0xx(12)(12)(12) Em7: 0x1030 Em11: x77787 E/G#: 4xx454 Fm11: x88898 F#: 2x4322 F#m11: x999(10)9 F#m7': 2xx220 F#7: 2x4320 Gmaj7': 3x403x Gmaj7: 3xx432 Gmaj13/C#:x4403x G/A: x0x787 G': xx5433 G": x(10)x(12)(12)x G/G#: 4x5433 Fampidirana D2 Em9 D2/F# Gmaj7' D2 Bb6 Dm11/C Gmaj13/C# Tonony 1 D2 Em9 Fantatro ianao fa tsy te hanadino D2/F# Gmaj7 Bbdim7' Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe A7 Bm7 Em9 I_zy efa lasa Tonony 2 D2 Gmaj7 Tsy tazana intsony fa mbola mamony Gmaj7 Bbdim7 Mbola mamelana Bbdim7' Bm7 Mbola mandefa Bm7 A/C# Ab/C Em Em' Hanitra miserana Tonony 3 D2 Em9 Fantatro ianao fa tsy te hanadino D2/F# Gmaj7 Bbdim7' Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe A7 Bm7 Em9 I_zy dia mpandalo Tonony 4 D2/F# Gmaj7 Tsy sahy mitoetra, tsy sahy manambara Gmaj7 Bbdim7 Ny zava-drehetra Bbdim7' Bm7 Fa fo mistery Bm7 A/C# Ab/C Em Fo manire___ry Tonony 5 Gmaj7 Gmaj7 Fantatro ianao fa tsy te hanadino F#m7' A/B Fantatro ianao fa tia ka tsy mino hoe Em9 A/D D-D2 Izy tsy misy fa aloka ihany Tonony 6 Gmaj7 Gmaj7 Rivo-miserana mpandrotsa-tomany F#m7' A/B Alina nofy nofikirinao Em7/F Em9 Hanala ireo sento tsy mety mandao Tetezana (solo) D2 Em9 D2/F# Gmaj7 Bbdim7' F# Bm7 Bm7 Em9 Em9 D Gmaj7 F#7 F# Bm7 Em9.. D2/F#..D/F#.. E/G#...G/A A'-G'-D D Em7 D/F# Gmaj7 Bbdim7' Bm7 D#m11 Em11 Em11..Fm11..F#m11 G" Gmaj7 Bbdim7' F# Bm7 Bm7 A/C# Ab/C Em Famaranana Gmaj7 Gmaj7 Fantatro ianao fa tsy te hanadino F#m7' A/B Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe Em9 D6sus2 G/G# Izy tsy misy fa aloka iha___ny Gmaj7 Gmaj7 Rivo-miserana mpandrotsa-tomany F#m7' A/B Alina nofy nofikirinao Em7/F Em9 Hanala ireo sento tsy mety mandao D2 Em9 Fantatro ianao fa tsy te hanadino D2/F# Gmaj7 F# Tsapako ianao fa tia ka tsy mino D2/F# Gmaj7 F# Fa tia ka tsy mino A7 Bm7 Em9 I_zy efa lasa Em7/F G (2x) Bb6 Dm11/C D