Hiran'i Fanja Andriamanantena rehetra:
Fanja Andriamanantena
A7 : x02020 A': xx7655
A/B: x0x220 A/C#: x4222x Ab/C: x3111x
A/D: xx0220
Bb6: x1303x Bbdim7': x12020 Bbdim7: x12023
Bm7: x24232
D2: x5423x Dm11/C: x3323x
D2/F#: 2x423x D2/F: 1X023X D6sus2: x5x757
D#m11: x66677
Em9(n5): 0x403x Em7/F: 1x0030 Em': 0xx(12)(12)(12)
Em7: 0x1030 Em11: x77787
E/G#: 4xx454
Fm11: x88898
F#: 2x4322 F#m11: x999(10)9
F#m7': 2xx220 F#7: 2x4320
Gmaj7': 3x403x Gmaj7: 3xx432 Gmaj13/C#:x4403x
G/A: x0x787 G': xx5433 G": x(10)x(12)(12)x
G/G#: 4x5433
Fampidirana
D2 Em9 D2/F# Gmaj7'
D2 Bb6 Dm11/C Gmaj13/C#
Tonony 1
D2 Em9
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
D2/F# Gmaj7 Bbdim7'
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
A7 Bm7 Em9
I_zy efa lasa
Tonony 2
D2 Gmaj7
Tsy tazana intsony fa mbola mamony
Gmaj7 Bbdim7
Mbola mamelana
Bbdim7' Bm7
Mbola mandefa
Bm7 A/C# Ab/C Em Em'
Hanitra miserana
Tonony 3
D2 Em9
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
D2/F# Gmaj7 Bbdim7'
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
A7 Bm7 Em9
I_zy dia mpandalo
Tonony 4
D2/F# Gmaj7
Tsy sahy mitoetra, tsy sahy manambara
Gmaj7 Bbdim7
Ny zava-drehetra
Bbdim7' Bm7
Fa fo mistery
Bm7 A/C# Ab/C Em
Fo manire___ry
Tonony 5
Gmaj7 Gmaj7
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
F#m7' A/B
Fantatro ianao fa tia ka tsy mino hoe
Em9 A/D D-D2
Izy tsy misy fa aloka ihany
Tonony 6
Gmaj7 Gmaj7
Rivo-miserana mpandrotsa-tomany
F#m7' A/B
Alina nofy nofikirinao
Em7/F Em9
Hanala ireo sento tsy mety mandao
Tetezana (solo)
D2 Em9
D2/F# Gmaj7 Bbdim7' F# Bm7
Bm7 Em9
Em9 D Gmaj7 F#7
F# Bm7
Em9.. D2/F#..D/F#.. E/G#...G/A A'-G'-D
D Em7
D/F# Gmaj7 Bbdim7' Bm7
D#m11 Em11
Em11..Fm11..F#m11 G"
Gmaj7 Bbdim7' F# Bm7
Bm7 A/C# Ab/C Em
Famaranana
Gmaj7 Gmaj7
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
F#m7' A/B
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
Em9 D6sus2 G/G#
Izy tsy misy fa aloka iha___ny
Gmaj7 Gmaj7
Rivo-miserana mpandrotsa-tomany
F#m7' A/B
Alina nofy nofikirinao
Em7/F Em9
Hanala ireo sento tsy mety mandao
D2 Em9
Fantatro ianao fa tsy te hanadino
D2/F# Gmaj7 F#
Tsapako ianao fa tia ka tsy mino
D2/F# Gmaj7 F#
Fa tia ka tsy mino
A7 Bm7 Em9
I_zy efa lasa
Em7/F G (2x)
Bb6 Dm11/C D
Like this:
Like Loading...
Related
Salama,
Mankasitraka indrindra amin’ny fizarana. Mba miangavy raha efa anananao ilay Taratasy ho anao an’i Fanja Andriamanantena.
Mankasitraka, mirary soa