Tsy Misy Toa Anao (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x02010 A7: x0202x
Bm7:   x24232
Cadd9: x32033 G/B: x2xxxx C#: x4xxxx
Dadd4: x54030

Fampidirana (2x)
Cadd9....|G....

Tonony 1
                 Cadd9                         Cadd9
Indraindray toa mahavariana, indrindra rehefa tiana
 G            G
Ny_olona iray 
          Cadd9               Cadd9
Fa toa mitombo tarehy, tsikitsiky be dia be
 G             G
Tiako, tia ahy 

Tonony 2
           Cadd9                   Cadd9
Rehefa_eny an-dalana eny,  voalaza ombieny ombieny 
         G           G
Fa feno fakam-panahy 
         Cadd9                Cadd9
Fa ny fitiavana anao, tsy atakaloko vaovao
   G
Ka_aza manahy

Pre-refrain
Bm7                Em                
...Any andro mety lavitra ny maso
  Am7             D4
'Zaho tsy hitodi-doha 
Bm7                    Em 
...Reo mpanenjika sy mpanao ankaso 
  Am7-G/B----C-C#----D4
Tsy         hampiova ny fo

     Fiverenana
                    G                  D
     Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao 
               Em                   Bm7
     Raha ny fiainana nodiaviko_hatramin’izay 
          C                           G
     F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany 
         A7                 D4                    
     No tiako hiankinan’ny fo 
                    G                  D
     Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao 
             Em               Bm7
     'Zay jerena ekeko tsara_avokoa 
          C                           G
     F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany 
     A7                Dadd4 
     ...'lay tokan’ny fo

Tetezana (2x)
                  Cadd9 Cadd9      G  G            
ouh ouh ouh, ouh ouh,         ouh ouh

Tonony 3
      Cadd9                Cadd9
Ilay toerana iray, efa voatokana ho ahy 
  G         G
Anaty fonao 
        Cadd9            Cadd9
Fitiavana mafonja,  volamena diamondra
     G            G
Tsy_mety mankalao 

Tonony 4
       Cadd9                Cadd9
Midobodoboka ny fo, miketriketrika ny loha 
          G                G
Rehefa_ianao tsy anilako eo 
       Cadd9           Cadd9
Hivavaka mangina, ho anao aho ry tiana 
  G            G
Tsy mba ho leo

     Pre-refrain/Fiverenana

Famaranana
               G
Tsy misy toa anao

Nilaozany (Green)

Hiran'i Green rehetra: Green
*:  Bass ihany no tendrena
Bm: x24432 
F#: 244322
Fampidirana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm

Tonony 1
Bm           E                 F#            Bm
...Efa ela izay no tsy nihaona,  'zaho sy ianao
Bm                E                F#     Bm
...Fa navelan’ny volana sy taona, hifanadino
Bm                    E    F#                Bm
...Ny fahatsiarovana kosa,   tsy voafehiko izany
Bm                      E      F#           Bm  Bm*-C#*
...Mitamberina ato an-tsaina,'reo  natao taloha

     Fiverenana
     D        E            F#                Bm   B*-A*
     ...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao
     G                    Bm           A......
     ...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho

     D                     E         F#                Bm   B*-A*
     ...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any
     G                     Bm               A...
     ...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany

Tetezana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm

Tonony 2
Bm            E              F#            Bm
...Efa fantampantatro mantsy, io toetranao io
Bm               E                F#          Bm
...Olona mora sosotra izay, raha_vao mba mifamaly
Bm                E          F#                    Bm
...Efa ela ihany koa angamba, izay niarahantsika izay
Bm             E             F#         Bm  Bm*-C#*
...Hitako_efa tofoka ianao, hany ka nandao

     Fiverenana
     D        E            F#                Bm   B*-A*
     ...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao
     G                    Bm           A......
     ...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho

     D                     E         F#                Bm   B*-A*
     ...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any
     G                     Bm               A...
     ...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany

Tetezana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm

     Fiverenana

Miaraka Aminao (Do Rajohnson)

Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson

Capo: 1 (Gitara)

Intro (Tonalite: Ab - piano)
Em7......Em9..| D/E ........ [gitara]
Fm7......Fm9..| Eb/F........ [piano]
----------------------------
Am7 ..D                      [gitara]
Bbm7..Eb                     [piano]

Tonony 1
       G            C        [gitara]
       Ab           Db       [piano]
Rehefa eo ianao, mamiratra fitia
        Am       D          D
        Bbm      Eb         Eb
Ny efitranoko lalovanao, tarafinao
       G            C     
       Ab           Db
Mientanentana ilay foko toa niahiahy
         Am               B7
         Bbm              C7
Nefa fitiavana, tsy notambazana
           E            E
           F            F
Foiko ho anao, efa babonao

     Fiverenana (Tonalite: Bb - piano)
      A       Bm    A/C#    D   [gitara]
      Bb      Cm    Bb/D    Eb  [piano]
     Sambatra aho, manana anao
     D          E   
     Eb         F
     Eo anilako eo, eo foana ianao 
      A       Bm     A/C#      D
      Bb      Cm     Bb/D      Eb
     Sambatra aho, miaraka aminao
      Bm7 E   A   G
      Cm7 F   Bb  Ab
     Fiti_avako

Tetezana #1 (Tonalite: Ab - piano)
Em7......Em9| D/E .... [gitara]  
Fm7......Fm9| Eb/F.... [piano]
-----------------------
F/G  ..G       
Gb/Ab..Ab

Tonony 2 (Tonalite: Db - piano)
  C             F     [gitara]
  Db            Gb    [piano]
Omaly ianao, nataoko vazivazy
       Dm          G           G
       Ebm         Ab          Ab
Dia nolaviko ny angolanao, ny teninao
       C              F
       Db             Gb
Kanjo tonga ianao, nanolotra fitia
           Dm         E7  
           Ebm        F7
'Zay vao tsapako, fa tiako ianao 
        A           A
        Bb          Bb
Tsy handao  Tsy handao 

     Fiverenana (Tonalite: Eb - Piano)
      D       Em    D/F#    G   [gitara]
      Eb      Fm    Eb/G    Ab  [piano]
     Sambatra aho, manana anao
     G          A   
     Ab         Bb
     Eo anilako eo, eo foana ianao 
      D       Em     D/F#      G
      Eb      Fm     Eb/G      Ab
     Sambatra aho, miaraka aminao
      Em7  A     D
      Fm7  Bb    Eb
     Fiti__ava__ko

Tetezana #2 (x2)
D ....G/D
Eb....Ab/Eb
---------
Em7    G/A  ..A7
Fm7....Ab/Bb..Bb7 
    
     Fiverenana (tonalite: Eb)
     
B [gitara]
C [piano]
     Fiverenana (tonalite: F - piano)
      E       F#m   E/G#    A   [gitara]
      F       Gm    F/A     Bb  [piano]
     Sambatra aho, manana anao
     A          B
     Bb         C
     Eo anilako eo, eo foana ianao 
      E       F#m    E/G#      A
      F       Gm     F/A       Bb
     Sambatra aho, miaraka aminao
      F#m7  B   E
      Gm7   C   F
     Fiti___avako

Famaranana:  
E   A/E  [gitara]
F   Bb/F [piano]

Manahiragna (Ejema)

Hiran'i Ejema rehetra: Ejema
Bm: x24432
F#m:244222

Tonony 1
D     A        Bm    F#m
O ry tiako o, tiako tiako anao 
A                G                 A
...Vinavina efa vita_sy_masaka ny foko 
       G             D     A
Ny hangala anao an-trano 

Tonony 2
D         A            Bm      F#m 
Kinanjo cherie eh, alahelo no hilazako 
A                 G       A        G        D     A
...R'efa nandeha tany izahay, tsy nety mamanao o

Tetezana
A  G  D
G  A  G  D  G  A
D

     Fiverenena
      D      A        D     G     D       A
     Haiko anao tia 'zaho,  ooooo oieeee roy ie 
     G          A             G           D   A
     Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho 
      D      A       D      G     D       A
     Haiko anao malahelo,   ooooo oieeee roy ie 
          G          A            G              D   
     Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko 

Tetezana
A  G  D  G (3x)
A  G  D 
A  G  A D

Tonony 2     
     D         A           Bm     F#m
Ouh  O 'zao malalako, aza kivy na entim-po 
A                G                   A
...Ny vady hono manam-pandehana ohatrohatra 
       G               D      A
Fa ny havana tsy azo ariana 
 D      A            Bm     F#m  
Kanefa tiana o, tadidio ary aza_adino 
A                    G                   A             
...Misy ohabola mifanohitra ami'zany aminay agny 
       G              D      A
Vitam-bady tsy vitan-kavana"

Tetezana
A  G  D
G  A  G  D  G  A 
D

     Fiverenena (2x)
      D      A        D     G     D       A
     Haiko anao tia 'zaho,  ooooo oieeee roy ie 
     G          A             G           D   A
     Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho 
      D      A       D      G     D       A
     Haiko anao malahelo,   ooooo oieeee roy ie 
          G          A            G              D   
     Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko 

Djarina Banou (Ejema)

Hiran'i Ejema rehetra: Ejema
Am7:x02010 

Fampidirina (2x)
D Am7 C G

Tonony 1
  D        Am7          C           G
Djarinako zey Zagnahary,  natokisako_eky e  
 D             Am7           C           G
...Zazavavy nalemy fagnahy e,  no niavaka_e 
 D                   Am7           C             G 
...Herin-taogno sy tsota fanjava e,  bangiridagna_e 
 D                Am7           C              G  
...Fampivoady ho rano sy vary e,  ka tsy hifagnary_e 

Tonony 2
 D          Am7          C           G
Fagnaraka tsara zalahy e, disadisa tsisy e 
 D                     Am7             C             G
...Fiaignanay roa nandritrign'izegny e,  hafaliagna foagna e 
 D               Am7          C               G
...Fikasagna antsika olombelo,  Zagnahary mandahatra e 
 D                    Am7             C               G
...Tamp'ko regny amin'olo avy tagny e,  nanambady i Djary e 

     Fiverenana
      D                    
     Ieeee ia (ouh ieee)
      C
     Ieeee ia ! (Namako o) 
      G       D        C
     Ramalala e e e ia o
      C         G
     Tampoko_o ia 

     Am                       C                      G
     ...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o 
           D     C
     Tsy mampagni____no o ia
                  G
     Tantiko o o ia 

Tetezana (2x)
D Am7 C G

Tonony 3 
D              Am7            C             G
...Ranomaso nameno mouchoir e,  Valin-kasambarako 
D                 Am7             C            G
...Angomanga tsy roa aman-tagny e,  no niatra tamiko_o 
   D             Am7                C               G
Tso'hadi___nako koa 'zay lahy aby e,  enti-maty an-tany e
D                 Am7          C              G
...Timantima ny anao mariazy e,  na veloma tsy_azo o

     Fiverenana
      D                    
     Ieeee ia (ouh ieee)
      C
     Ieeee ia ! (Namako o) 
      G       D        C
     Ramalala e e e ia o
      C         G
     Tampoko_o ia 

     Am                       C                      G
     ...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o 
           D     C
     Tsy mampagni____no o ia
                  G
     Tantiko o o ia

Vetivety (Green)

Hiran'i Green rehetra: Green
*: Bass ihany no tendrena 
Bm:  x24432 B2: x24422
C#m: x46654 C#: x46664
Dsus:xx0233 D': x57775
F#m: 244222 

Fampidirina 
A  E  Bm  F#m  A  E  D (2x)

Tonony 1
         A             E
Toa vetivety fotsiny ihany
         Bm           F#m
’Zay niarahantsika izay
     A              E            D-Dsus-D
Vita avy hatrany tanaty andro iray
         A          E
Vita hatreo ilay fitia
      Bm         F#m
Nantenaina ho doria 
         A        E          D     D C#m B2-Bm
Semban-drahona manimba hasambarana

     Fiverenana
             Bm        F#m             F#m*-G#*
     Fitia mbola kely haitraitra ihany
     A              E           D        D C#m B2-Bm
     ...Tsy latsam-paka tao am-ponao tao
            Bm         F#m             F#m*-G#*
     Fa ny lalanao ho lavalava ihany
     A         E                    D   Dsus-D'
     ...Any aoriana tsy ho 'zaho intsony

Tetezana 
A  E  Bm  F#m  A  E  D
Tonony 2
      A            E
Fa nahita iray vaovao
      Bm            F#m
Ka nanao veloma hatreo
             A         E          D-Dsus-D
'Ndreo 'reo tokinao, 'nefa tsy niseho
       A            E
Tsy nanatrika ahy akory
          Bm       F#m
'zaho indray no nitady
         A          E         D   C#m B2-Bm
Sy ’lay foko ory havela mba hiady

     Fiverenana
             Bm        F#m             F#m*-G#*
     Fitia mbola kely haitraitra ihany
     A              E           D        D C#m B2-Bm
     ...Tsy latsam-paka tao am-ponao tao
            Bm         F#m             F#m*-G#*
     Fa ny lalanao ho lavalava ihany
     A         E                    D    C#
     ...Any aoriana tsy ho 'zaho intsony

Tetezana
        F#m        
Kanefa moa
       E                 D              A
Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao
          F#m
Tsy afaka aho
            E                 D                A           E
Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba

        F#m        
Kanefa moa
       E                 D              A
Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao
          F#m
Tsy afaka aho
            E                 D                A           D    C# 
Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba

Solo
F#m (4x), E(5x)
D(4x), A(4x) E

F#m (4x), E(5x)
D(4x), C#

Famaranana
        F#m        
Kanefa moa
       E                 D              A
Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao
          F#m
Tsy afaka aho
            E                 D                A           E
Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba

        F#m        
Kanefa moa
       E                 D              A
Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao
          F#m
Tsy afaka aho
            E                 D                A           D    F#m.....
Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba

Vanona (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay

Tonalite: D
A/D:   xx0220 A/G:   3x222x
Bm11:  x20230 Bm7:   x24232
D/F#:  2xx23x Dm/F:  1xx231
Em7:   020030 E7:    020100
F#m7:  2x222x
Gadd9: 3x020x
Gm/D:  x53333 G/D:   xx0433
G#m7b5:4x443x

Intro
A/G...Gadd9.... (2x)
Em7....A....
Bm11..E7..A

Tonony 1 (2x)
 D    A/D  G/D    D
Tia anao ny foko   izao
 Bm7      E7     A
Toy ny fonao tia ahy
G       A/G    D/F# Dm/F
Ao an-tratrantsika  ao 
    Em7      A     D
Ny hasambarana voatahy

Tonony 2
 D    A/D    G/D    D
Firy moa no te-handrava
 Bm7         E7   A
Ny fitiavantsika roa
 G        F#m7  Bm7  G#m7b5 
Fa miala maina lava
 A               D 
Sady menatra_avokoa

Tonony 3
  D   G/D         D
Miorina sy tsara fototra
D          Gm/D D
Amintsika ny ho avy 
 D   G/D          D
Vanona ka tsy ho tototra 
E7              A     
Amin’izay mpiaviavy

Hitalahoako (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x0201x  A/C#:x4222x
Bm7:   x24232  B7:  x21202
Cadd9: x32033  C#7: x46464
D:     x5403x  D4:  xx0233
Em7:   0xx030  Em9: 0x4030
F#m:   244222
G/B:   x2003x
  
Fampidirina (2x)
G Em7 Am7 D

Tonony 1
G              Em9        Am7
 Ny ditra tsy mendrika nataonay 
  D4        G
Ifonako Aminao 
                  Em9         Am7
'Reo toerana tsy sitrakao hatramin’izay
        D4             G
Tiako hiova izao dia izao 
              G/B    Am7         G      
Miandrandra Anao,    aho androany 
C         G/B    Am7  D4
 Ka latsaka mitomany 

     Fiverenana
     G         Am7   G/B     Am7
      Mitady Anao, miantso Anao 
     C     D         G
      Efa reraka ny saina 
     G        Am7   G/B Am7  B7
      Ka miangavy, mitalaho 
     Em      Am7        G
     ..Aza avelanao hangaina 

Tetezana (2x)
G Em7 Am7 D

Tonony 2
G                  Em9          Am7
..Ny fiainana tsy mety vitanay tety 
      D4        G
Tsy miafina Aminao  
              Em9               Am7
Ny fahotana ‘zay miseho etsy sy ery 
       D4        C
Apetrako an-tànanao 
       G/B        Am7  G 
Ny tontolo misy anay 
C      G/B    Am7  D4
..Rotika milomay

     Fiverenana
     G         Am7    G/B     Am7
      Mitady Anao,  miantso Anao 
     C     D         G
      Efa reraka ny saina 
     G        Am7   G/B Am7  B7
      Ka miangavy, mitalaho 
     Em      Am7        G
     ..Aza avelanao hangaina 

     Fiverenana (Ambony)
      A         Bm7      A/C#    Bm7
       Mitady Anao,    miantso Anao 
      D     E         A
       Efa reraka ny saina 
      A         Bm7   A/C# Bm7  C#7
      ..Ka miangavy, mita_laho 
      F#m     Bm7        A
      ..Aza avelanao hangaina 

Famaranana
A  Bm7 (2x)
A

Lavitra (Eric Tahina)

Key: B
Intro
: B(add9)...B/D#...| B(add9)/F#... B(add9)...B/D#...| E/F#... Verse 1 E/F# B D#m7 E F#7 Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita B D#m7 E(add9) F#-E/G#-F#/A# Irery any, lavitry ny akany B D#m7 E F#7 Ny ora mitanisa, 'reo lasa efa vita B D#m7 E F# Mangahy irery, fitia toa tsianjery Chorus E-D#m7 G#7 C#m7 F#7 Any ianao izay, ry tiako lavitr'ahy B Emaj7 A F#-E/G#-F#/A# Raha manina ianao, miverena indray B D#m7 E F#7 Rivotra mameno, ireo banga toa tsy fenoko B...B/D#...Emaj7...F#... Irery Verse 2 B D#m7 E F#7 Lanitra eto manga, ny anao manoran-dava B D#m7 E F#-E/G#-F#/A# Ny fonao mitempo, ny ahy toa misento B D#m7 E F#7 Tonga ny fotoana, isika toa tsy nihaona B D#m7 E F# Mitafa irery, fitia toa tsianjery Chorus E-D#m7 G#7 C#m7 F#7 Any ianao izay, ry tiako lavitr'ahy B Emaj7 A F#-E/G#-F#/A# Raha manina ianao, miverena indray

Outro B D#m7 E F#7 Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita B...B/D#...Emaj7...F#...| B... Irery Tondrompeon'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina

Resinao (Bodo sy Njakatiana)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Capo: 1 [guitar]
A/E: 0x222x
Bm7: x24232
C#m7:x46454
D/E: xx2232
E/D: x77777  E/G#: 4xx232
F#7:  242322 F#m7: 2xx220

Intro (Piano)
Bb   Gm/E Ebm6 | Bbsus2/D  Dbm6
Cm7  Fsus2     | Eb/Bb     Bb
Tonony 1 
  A                 C#m7  [guitar - capo:1]
  Bb                Dm7   [piano]
Tsy handoka intsony aho
  Bm7           D/E -E    [guitar]
  Cm7           Eb/F-F    [Piano]
Tsy hiteny firy aho
     D   E/D         C#m7 [guitar]
     Eb  F/Eb        Dm7  [piano]  
Fa izay hitako hatrizay
   F#m7        Bm7        [guitar]
   Gm7         Cm7
Lazaiko teny iray 
  G            D/E  E-F#m7-E/G# [guitar]
  Ab           Eb/F F-Gm7 -F/A  [piano]
Izaho koa efa may

Tonony 2 
 A            C#m7        [guitar]
 Bb           Dm7         [piano]
Fa babonao tokoa 
  Bm7          D/E -E     [guitar]
  Cm7          Eb/F-F     [piano]
Ity fo naniry soa
     D   E/D      C#m7    [guitar]
     Eb  F/Eb     Dm7     [piano]
Ka mba   aza odianao
  F#m7               Bm7  [guitar]
  Gm7                Cm7  [piano]
Odianao tsy hay fa sao
    D/E          A   D/E  [guitar]
    Eb/F         Bb  Eb/F [piano]
Ho lasa adala eo aho

     Fiverenana
      A        C#m7      D          D/E  [guitar]
      Bb       Dm7       Eb         Eb/F [piano]
     Resinao, resinao tokoa eny aho
      A       C#m7   D    E-F#m7-E/G#    [guitar]
      Bb      Dm7    Eb   F-Gm7-F/A      [piano]
     Resinao babo tokoa
      A        C#m7      D          D/E  [guitar]
      Bb       Dm7       Eb         Eb/F [piano]
     Resinao, resinao tokoa eny aho
         C#m7                            [guitar]       
         Dm7                             [piano]
     Tsy ahy intsony  moa
       F#7                               [guitar]
       G7                                [piano]
     Ity tenako
          Bm7                 E          [guitar]
          Cm7                 F          [piano]
     Fa izaho dia vonona ho anao
          A    A -D/E -A/E -A            [guitar]
          Bb   Bb-Eb/F-Bb/F-Bb           [piano]
     Ho anao